Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i antsaina, milahatra araka ny daty
antsaina
(
04/07/2008 08:37)
tsy aiko ny lohateniny
slt, tsy aiko tsara ny lohateny fa hira efa taloha misy hoe: rotsirotsimpifaliana,nananana, eo antratranao ry tiana no anolorako fitia, fa na maizimbolana aza,nanana...sahiko eto ny milaza, mandramaty...
tohiny
novalian'i antsaina ny 05/07/2008 07:53
