Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i anjavidy, milahatra araka ny daty
anjavidy
(
16/11/2005 19:31)
Eric Manana (4 décembre)
Salut ô
Sao mbô misy mahafantatra hoe aiza no hakàna ny réservation-ilay spectacle Eric Manana amin'ny 4 décembre ao amin'ny New Morning ? Toa tsy mivarotra manko ny Fnac. Merci-...
tohiny
novalian'i BARNIA ny 25/11/2005 00:56
anjavidy
(
12/11/2005 22:05)
Mitady feon-kira tendry gasy amin'ny piano
Bonjour ô
Mitady feon-kira tendry gasy amin'ny piano aho raha sendra mbô misy afaka manoro hevitra ahy hoe : aiza no mety hahitako. Ny tena tiako dia ireny tendry piano gasy ireny fa tsy arahin'ny ...
tohiny
novalian'i manaran ny 27/02/2013 12:11
