Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i anjac, milahatra araka ny daty
anjac ( 14/06/2007 04:12)
asa ianao-black jack's
Mba sao dia misy mahay ilay hiran'i black jack's iny e! le oue asa ianao raha ohatr'ahy... fa ny ahy ny fahoriako sy ny fijaliako tsy itairainako velively ...... tohiny
novalian'i sekabe ny 08/07/2007 14:14
anjac ( 14/05/2007 05:27)
rebika taloha
Mba mangataka an'le tononkiran'i rebika "tonga ilay malalany " ze mba mahay e! vol1 na vol2 angamba no misy azy iny.... tohiny
novalian'i rbkfoana ny 18/05/2007 23:00
anjac ( 08/05/2007 05:32)
omeko anao
mba misy afaka manome ilay tonokiran'i Alain sy malala "omeko anao " iny ve?... tohiny
anjac ( 07/05/2007 05:54)
Black jack's
Mba mangataka ilay tonokiran'i black jack's ""asa ianao raha ohatr'ahy ...." ry zareo ze mba mahay a!... tohiny
anjac ( 04/05/2007 08:58)
tsy haiko
Mba afaka misy manome ny parole an'le "tsy haiko" an'i black jack's ve?:roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/05/2007 15:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072