Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i anidi, milahatra araka ny daty
anidi ( 20/12/2008 04:02)
tarehy madio b
bjr daholo Misy afaka manoro ve inona no ahazoana tarehy madio be , efa nampiasa crème maromaro ihany a fa tsy tena efficace . Nanana composition menaka t@ dermato a efa ela fa tsy hitako intsony il... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:00
anidi ( 18/04/2008 16:13)
Bienvenue chez les ch'tis
ahoana ny fahitanareo an'io film io fa izaho nihevitra hoe tsara b tsy nihomehy du début hatramin'ny farany a , ny histoire banal b dia gaga b a hoe mi-battre record... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2008 13:07
anidi ( 15/04/2008 12:16)
ahoana ny zaobavy
Mba mila témoignage-nareo manana zaoba lozabe ry reto fa ny ahy dia farany ratsy na apetraka @ toerany na tsy tenenina d miteny ratsy tsisy hoatrizany ary na ny zanako ary ampidiriny @ ady ataony mis... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2008 10:53
anidi ( 05/02/2008 20:23)
Ahoana no mampihena 4 à 5 kilos
bjr daholo , sao dia misy manana toro-hevitra mampihena 4 kilos eo , tena mandaitra efa nanao régime maromaro ihany a fa mihena dia mitombo misaotra mialoha... tohiny
anidi ( 25/09/2007 17:25)
klipgasy
ahoana no fidirana amin'ilay klipgasy fa tsy haiko intsony fa teo aho tafiditra par hasard dia tsy notazomiko ny adresse misaotra... tohiny
novalian'i hery ny 25/09/2007 17:38
anidi ( 25/09/2007 10:16)
Railovy Solo
Mba misy manana ilay Solo hirain'ny railovy ve azafady ?... tohiny
novalian'i Soniamada ny 25/09/2007 17:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071