Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ajola, milahatra araka ny daty
ajola
(
07/06/2007 11:39)
Fitiavana malalaka hono
Niaraka tamina tovolahy iray aho nandritra ny 1ans. Nisaraka izahay avy eo satria tsy tantiko ny adalany rehetra. Ary efa reraka aho amin ny adiady isan andro..sns...T@ voalohany aloha tena sarotra ta...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/06/2007 03:02
ajola
(
19/02/2007 13:50)
De tsy ho adino tokoa ve?
Efa erin-taona izay no nahalalako tovolahy anakiray. Niaraka izahay satria nampiseho izy fa toa tia ahy. Nandeha tsara ny fiarahanay tamin'ny voalohany fa avy eo toa tsapako fa lasa toa tsy fitiavana ...
tohiny
novalian'i ajola ny 26/02/2007 13:26
ajola
(
21/12/2006 13:49)
Tiany ve aho sa manaitaitra azy fotsiny?
vhv aho.Miaraka @ lhl iray aho nandritra ny 8 volana eo eo zay. Tiako be izy nef nandritra ny fiarahanay d toa olana no tena betsaka. Eo ambony fandriana iany izahay no mi-fampi comprendre. ar na de m...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 21/12/2006 16:36
