Liste des messages
Liste des messages, inserés par ZAKAIOSY, par ordre de date
ZAKAIOSY
(
04/10/2014 14:21)
DELESTAGE TIAKO BE !
Rehefa tsy voavahan'ny tompon'andraikitra ny fahatapahan'ny jiro dia niezaka nampionon-tena aho mba tsy ho tapaka lalan-drà eo, ka nahita tombontsoa goavana avy @ fahatapahan'ny jiro mate...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 10:01
ZAKAIOSY
(
28/06/2014 01:12)
Tovovavy 200 mahery nalaina an-keriny ary tsy hita hatramin'izao tany NIGERIA
Diso fanantenana tanteraka aho t@ lalao nataon'ny NIGERIA voalohany t@ fiadiana ny amboara eran-tany @ baolina kitra tany Bresil, nanantena hahita sora-baventy teny @mpanohana ny NIGERIA sy en...
suite
ZAKAIOSY
(
28/06/2014 00:55)
"MPAMINANY" manao facebook ! Ahoana ny hevitrao ?
Misy "Mpaminany" (Araka ny filazany sy ny fiangonana misy azy ary ireo mpiangona ao) hita ao amin'ny facebook, mpaminany maharaka ny toetr'andro ve ? Sa "MpamS" araka ny filazan'i Mailhol sa mba...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 02/07/2014 12:30
ZAKAIOSY
(
07/08/2013 15:55)
MPANOLANA
Mirongatra ny fanolanana eto Madagasikara, raim-pianakaviana nanolana ny zanany vavy 3, vao haingana zazalahy kely nisy nanolana teny Andraisoro. Eo ny fisorohana mba tsy hisian'io aretin'ny fiarah...
suite
répondu par zakaiosy le 22/08/2013 07:07
ZAKAIOSY
(
05/08/2013 20:51)
FANOLANANA
Mirongatra be ny fanolanana eto Madagasikara, vao haingana teny Andraisoro no nisy nanolana zazalahy kely. Dia gaga aho fa mahafantatra olona nanolana vehivavy kely 12 taona, 25 taona ilay lehilahy,...
suite
ZAKAIOSY
(
23/07/2013 22:06)
Namana vaovao miarahaba anareo namana rehetra.
...
Namana vaovao miarahaba anareo namana rehetra.
Misy aingam-panahy manitikitika ahy ao anatiko, toa te hivoaka ho tononkalo kanefa tsy mety mivoaka, inona no torohevitra azonareo omena ahy ? Na iz...
suite
répondu par andrywui le 01/11/2013 12:32
