Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Tianabeloo, milahatra araka ny daty
Tianabeloo ( 09/05/2018 06:43)
Ludger Andrianjaka
Aody indray ry mpiserasera namana. Manitikitika ny saiko efa ela izy ity, izao anfa aho tena mila valiny noho ny zavtara karakaraina ato ho ato. Sitraka indrindra raha misy afaka mamaly. Mikaroka ny ... tohiny
novalian'i Vanderlax ny 17/09/2018 13:47
Tianabeloo ( 13/12/2017 14:17)
A.A.M. Antenimieran'ny Andriana Merina???
Zavatra manitikitika ahy ilay horesahiko mba hitadiavako valim- panontaniana marina, izay tsy azoko tany an-kafa ka inoako misy afaka mamaly any eto. T@ity taona 2017 dia nalaza(c'est selon) fa tafat... tohiny
novalian'i saho ny 04/01/2018 18:29
tianabeloo ( 12/12/2017 13:59)
NY TANJAKY NY FINOANA KATOLIKA
Ety am-boalohany aho dia te hanamarika fa sady tsy mpandalina no tsy mpahay tantara, fa noho ny zavatra hitako tsindraindray eny @loharanom-baovao samihafa eny dia voakitikitika nys aiko hitady valint... tohiny
novalian'i endriny ny 18/12/2017 05:06
tianabeloo ( 12/12/2017 13:44)
FANAZAVANA / RENSEIGNEMENTS : Antsahamasina Ambohimanarina
Arahaba isika mianakavy, Sao mba misy mahalala @tsika ato hoe aiza ho aiza eo Ambohimanarina ilay valanjava-boahary an'olon-tsotra atao hoe "parc Antsahamasina" azafady. Tsara koa raha sendra misy ma... tohiny
tianabeloo ( 25/10/2017 05:49)
Fikambanana terak'i Rainizafimanga sy Rasoavel
Aody o! Miala tsiny ety am-boalohany manonona anarana fianakaviana tsy an'ny tena fa omen-kaja omem-boninahitra re tompoko raha misy mahita izao hafatra izao ianareo. Ny anton'izato topic dia izao :... tohiny
Tianabeloo ( 17/10/2017 06:33)
FIVAVAHANA (Kristianina, silamo, jiosy, zokiny, zandriny...) vs FOMBAN-DRAZANA
Satria malaza ny valan'aretina "peste", satria mifanesy ny vaovao ratsy sy ny korontana teto @firenena.... Dia mivoaka ny adi-hevitra hoe : lasa sakana @fampandrosoana sy fiadanana eo anivon'ny firene... tohiny
novalian'i Miharena ny 07/11/2017 19:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086