Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Tavilah, milahatra araka ny daty
Tavilah ( 01/05/2007 19:28)
MILA TORO-HEVITRA TENA MATOTRA MBA MAMPIHENA
Slm daholo e, Za de olona tena ngeza be ireny ka mba te hihena ka mba lazao moa re izay mahalala izay tokony ataoko(dokotera, astuce, etc............) Merci ... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 04:48
Tavilah ( 10/03/2007 16:35)
Mba te hila hevitra @nareo za fa mianatra momba ny volo e
Slt daholo ry namana hisany. Za de olona mianatra momba ny volo ka mila hevitra @nareo sao mba mahita boky mikasika ny fianarana volo ianareo na manoro site mikarakara io. Misaotra mialoha tompoko, ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2007 20:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0205