Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Raveny, milahatra araka ny daty
Raveny
(
20/06/2007 06:51)
jaleby sy bajia
Manaona nareo rehetra zay mamaky eto!Za mba saika hanontany anareo oe iza no mba mahay ny fanaovana an'ireny "jaleby" sy "bajia" reny azafady?
Mba ento eto ane ny fanaovana azy zay mba mahalala e!
M...
tohiny
novalian'i poussy3 ny 15/09/2007 07:24
Raveny
(
01/06/2007 07:19)
Marque Taunus
Salut daolo a!
Sao mba misy mahafantatra mpanamboatra "Taunus" mahay nareo?Mba ento eto ny adresse raha misy.Misaotra betsaka!...
tohiny
novalian'i Raveny ny 19/06/2007 07:57
Raveny
(
01/06/2007 07:04)
Mitady namana fahiny
Manaona daolo nareo,
Mbola vaovao moa ny tena nefa mba mila fanampiana raha toa ka afaka mamaly sy manampy ana nareo.
Zaho dia mitady namako fahiny izay niara-nianatra tamiko tany Tamatave,tao @ L...
tohiny
novalian'i sympa ny 02/07/2007 11:26
