Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Papiso77, milahatra araka ny daty
Papiso77 ( 09/07/2009 07:25)
Bevohoka mandeha fadimbolana
Mety hisy ve izany hoe olona bovohoka telo volana nefa mandeha fadimbolana izany?Fa ny mampiahiahy dia mandeha amin'ny fotoana tokony ahatongavany ihany izany nefa toa indray andro latsaka fotsiny rah... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:06
Papiso77 ( 15/05/2009 07:36)
Fanambadiana lehilahy efa mana-janaka
Miarahaba antsika namana rehetra. Manam-bady lehilahy efa mana-janaka vavy 14 taona aho.Tsy nisy olana izany teo aloha satria nataon'ilay rainy izay hitiavan'ilay zaza ahy ary dia tena nirindra tokoa... tohiny
Papiso77 ( 13/05/2009 10:35)
tsy fananana anaka
Miarahaba ny namana, Tena manana olana goavana aho satria 08 taona ny zanako voalohany dia izao aho efa mitady zandriny nefa tsy mety mahazo.Nanao Echographie aho de hita fa mivadika ny tranonjaza i... tohiny
novalian'i Ratoa ny 27/06/2009 20:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069