Liste des messages
Liste des messages, inserés par Nintsievagio, par ordre de date
nintsievagio
(
09/06/2015 09:06)
Carte mére
Saody mba mahita carte mére an' ilay Tableau élèctronique programmable toy ny fahita eny @ tranom-barotra ireny (publicité dimension:1350mmX200mm) ianareo mba vidina, na koa mahita mpivarotra fa ...
suite
répondu par nilex le 28/07/2015 13:44
Nintsievagio
(
29/08/2014 19:21)
netfrawork3.5(incl..2.0 3)
ahoana ny fomba instalena net framwork 3.5 @ windows8 fa tena sahirana mahitsy fa izay atao manao erreur daholo....
suite
répondu par lionneljazz14 le 31/08/2014 19:11
Nintsievagio
(
11/01/2014 07:49)
Torolalana
Mba atoroy làlana fa izaho manana Télephone dia voakitiko ny parametre Restaurer d'usine dia voafafa ny N°IMEI (nul) , ny données GSM tsy mahazo mihintsy nefa ny reseau misy ny appel tsy mahazo sy...
suite
répondu par RBNIR le 27/01/2014 09:22
Nintsievagio
(
19/09/2013 08:39)
Lolo ampiasaina @serigraphie
Mba atoroy fividianana loko fampiasa @ serigraphie(loko fanoratana @ t-shert) aho fa tsy mahita mba lazao izay mahafantatra mba ividianako.Misaotra mialoha....
suite
nintsievagio
(
11/07/2013 14:45)
Makis de Madagascar Can 2013 ny akony
Miarahaba antsika Malagasy rehetra izay nanohana sy ny tsinanahona ny ekipa Malagasy toa azy ihany.
Ny teny tiko ambara dia mahagaga ihany raha isika Malagasy no manaratsy sy manakiana ny Malagasy iza...
suite
répondu par 2Miandry le 31/08/2017 07:29
nintsievagio
(
10/07/2013 19:20)
mba atoroy fa aza afenina
ahona kay ny fanaovana ny fanalana ny fond na arriere plan rehefa manao montage video,
ohatra hoe video teo antokotany dia atao eny amin' ny ranomasina log magix delux no ampiasaiko na adobe premier ...
suite
répondu par sitlo le 13/07/2013 21:15
