Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Neax, milahatra araka ny daty
Neax
(
14/03/2007 08:18)
La pluie
Miarahaba tompoko. Saika mba hangataka ilay tononkiran'i Hantatiana La pluie raha mba misy manana dia misaotra mialoha.
Ilay hira toa misy hoe: seigneur plein de sagesse
seigneur tu es amour.
Dia m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 15:05
Neax
(
04/01/2007 06:22)
tononkira
Manao ahoana daholo tompoko, dia tratrin'ny taona daholo é!.
Saika mba hangataka ny tononkiran'ny Barijaona ilay misy hoe : " haolo mantsy ilay tanana, toa kamboty very reny..."
Izay fa misaotra be...
tohiny
novalian'i hery ny 04/01/2007 10:07
Neax
(
22/12/2006 09:47)
hangataka hira
hiran'ny tarika mahaleo ilay hoe bombo gasy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/12/2006 12:56
