hangataka hira

1. Neax ( 22/12/2006 09:47)
hiran'ny tarika mahaleo ilay hoe bombo gasy
novalian'i Fiffi ny 23/12/2006 12:56
2. Fiffi ( 22/12/2006 10:30)
fa nga Mahaleo no mihira an'io fa tsy Lolo sy ny tariny ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=262
raha ny Mahaleo indray de ity: http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=1
3. Neax ( 23/12/2006 12:08)
Misaotra fa voaray ilay tononkira
4. Fiffi ( 23/12/2006 12:56)
de manaova Noely sambatra ...:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0408