Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Mitah, milahatra araka ny daty
Mitah
(
11/03/2008 15:09)
mitady namana any cleveland Ohio USA
Sao dia mba misy mahafantatra malagasy mipetraka any Cleveland Ohio USA azafady indrindra. Hihaonana fotsiny fa tsy hipetrahana mandritra ny fotoana hivoriana any.Misaotra mialoha izay afaka mamaly.
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 17/03/2008 18:00
Mitah
(
27/08/2007 01:38)
valim-panadinana
Sao dia mba misy mahita ny site hahazoana mijery ny valim-pananadinana any Dago.(BEPC, BACC...)Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i sitrakavalisoa123 ny 19/08/2022 20:03
Mitah
(
10/01/2007 04:09)
Tonin-kira sy feony
Sao dia mba misy manana ny tonin'ny hiram-pirenena Malagasy andininy rehetra miaraka amin'ny feony ,azafady indrindra.Mba omeo aho. Misaotra mialoha.
" Ry Tanindrazanay Malala o!"......
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/01/2007 19:36
Mitah
(
13/12/2006 04:24)
nem
Manahoana e!
Sao dia mba misy afaka manome ilay saosy fihinanana nem na tsaky lava fa tsy tadidiko intsony. Ilay sauce tsy asiana menaka iny fa misy sakay sa sakamalaho masiasiaka tsara be. Tsy haiko...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 04/03/2007 07:00
