Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Hubert, milahatra araka ny daty
Hubert ( 22/12/2006 06:22)
Candidat mihetraketraka
raha ny kabary nataony aloha, dia hita avy hatrany, fa tsy mendrika azy velively ny ho Filoha. mihantsy rà mandriaka izany ve de ho soa ho an'ny Firenena e? Tsia kosa e! Tokony ho jerena akaiky ny ... tohiny
novalian'i Hubert ny 27/12/2006 13:21
Hubert ( 20/12/2006 07:02)
Bourse d'etude (Belgique; canada)
Azafady indrindra, mitady adresse ahazoana ireo formulaire à remplir @ bourse d'etude mankany belgique na canada am'sampana economie ho an'izay mahafantatra. De misaotra mialoha e! tsiky de ampy!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/12/2006 06:21
Hubert ( 03/08/2006 14:27)
Jardin suspendu
An'isany zavatra mahaliana ny mikasika ilay jardin suspendu tany Babilone (Irak); nefa...toa mahagaga fa tsy misy hambara amin'ny fisian'io Marina ireo historien Grec; fa hono2 avy t@ ireo soldat nahi... tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 13:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106