Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Famantanana, milahatra araka ny daty
Famantanana
(
28/01/2007 01:19)
Spy D
Mba mangataka ilay hiran´i Spy D ilay hoe:Who´s Bad an´ny namana izay manana ny dikany ka mba afaka mampidittra azy ato. Dia misaotra antsika rehetra mialoha....
tohiny
novalian'i kitjo ny 09/02/2007 16:08
Famantanana
(
04/07/2006 11:42)
hiran´i Ambondrona
Hi,
Izaho dia mangataka ilay tononkiran´ny Anbondrna farany.Tsy tadidiko ny lohateny fa izaho antsy tsy aty Tána ka mba miangavy anareo namana mba handefa ny Tonony azafady.
:):):):):):)...
tohiny
novalian'i Famantanana ny 05/07/2006 09:21
