Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i DILAY, milahatra araka ny daty
DILAY ( 25/09/2015 08:53)
Syphilis??
salama daholo! za saika mba hanontany fa nanao analyse prenatale za tam mercredi dia positive ny serologie RPR dia oe mis Syphilis hono.dia efa mitsindrona pendant 3 semaines izay mivady.Dia eo amzay... tohiny
novalian'i dinadina ny 06/01/2017 11:44
DILAY ( 13/02/2009 10:43)
Tena tia ve sa....????
Roa taona niharahana za sy le bandy dia efa nisaraka in-2 koa.tamzay nisaraka voalohany, tsis resaka oe isaraka fa tonga dia tsy hitako tsony izy de refa atsony dia tsy mamaly mitsy. Nifakahita nefa z... tohiny
novalian'i Papoose ny 27/02/2009 17:53
DILAY ( 04/02/2008 20:08)
msôtra e!!!
salut daholo ô!!msôtra ry zareo t@ le torohevitra a!fa ny tena olana anie de ef mba miezaka manadino iany za fa tene tsy met mitsy e.Tena ts napoiziko ho iz mits manko no anao anzany.ef nandefa msg ... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/02/2008 08:12
DILAY ( 30/01/2008 20:28)
Ahoana no atao kay ra ...?
ahona kay no atao ra mis ol miaraka amino ka ts itanao intson iz mandritra ny fotoana maro.Ka rehef antsoinao @ phone iz dia ts mamaly?inona ko no met anton'izany?Kanef enao met oe tena tia az?SVP mba... tohiny
novalian'i melody ny 02/02/2008 18:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0254