Tena tia ve sa....????

1. DILAY ( 13/02/2009 10:43)
Roa taona niharahana za sy le bandy dia efa nisaraka in-2 koa.tamzay nisaraka voalohany, tsis resaka oe isaraka fa tonga dia tsy hitako tsony izy de refa atsony dia tsy mamaly mitsy. Nifakahita nefa zay taty aorina tokony ho 3mois teo dia nilaza izy fa tia ahy ono fa nisy blem ny familleny dia nisy sipa nanampy anzareo sia lasa niaraka ry zareo.forcé ono e!!!!dia nilaza tamiko izy fa hisaraka amle fa tsy te hisaraka amiko, dia nitohy indray ny anao. Amzao nefa dia ohatra ny niverina indray le tantara. Nilaza tamiko izy fa misy blem ara-pitiavana ono izy dia avelao hijanona irery nitsy alo.Dia navelako marina!!!!kanefa nge tsy mety miala ato an-tsaiko mitsy izy.Refa mitad iaraka am'ol hafa za dia ohatra tsy sahy ndray fa any foana ny saiko. Tsy hitako ze atao! Ra mi insiste amnaz za so dia lazaina fa oe tsy malala tsy tina eo satria efa nanandrana niantso za dia ozy izy oe fa nga ony tsy azoko mitsy le tiny lazaina. Tam bonané zay zao no mba niresaka farany message fa tsy face à face an.de nony nantanik izy oe miaraka amnol ve dia tsy namaly tsony!!!De am 18 fev zao anniversairany dia tsy aiko ze atao.Mba toroy hvtr reto a!!lazain'ny namako oe mbola tia ono a nefa tsy aiko mitsy e!!!!very hvtr tateraka!!!!!!!!! :cry:
répondu par Papoose le 27/02/2009 17:53
2. ni81 ( 13/02/2009 12:03)
Efa mazava ho azy izany ry DILAY fa tsy tia hiaraka aminao intsony izy a! Taombaovao izany ve dia tsy mba tokony ho niresaka @ téléphone fara faharatsiny, fa dia message fotsiny raha tsy hoe nisy nanakana? :roll:
Raha izaho aloha ianao dia aleoko mipetraka manaja tena fa tsy miantsoantso azy intsony e!
Marina fa malahelo ianao, ary sarotra sy mafy ny manadino (indrindra fa ianao mbola tia), nefa vao maika aza hanitatra ny ratram-ponao raha toa ka mbola ahazo teny maharary avy aminy ianao.
Aza kivy fa mahereza.
3. mailofy ( 13/02/2009 12:24)
efa nahazo ana ny mitovitovy amizao cas ndry zao! betsaka ny conseils nomen'ireo namana tato @ serasera tamin'zay, akoatry ny conseils avy any ambadika! ary rah nataoko ny conclusion de sens 1 ihany no alehan'le conseils! Anisan'ny conseils azoko t@zay de ny hoe "Mila hambom-po kely fontsiny de vitanao ny manadino azy! asehoy anazy fa enao de vehvavy manao hazon-damosina ka tsy azo rebirebena"!

Tsy hitan-dry ve fa CERCLE VICIE le problema eto! Tsy miova fa ny teo ihany no eo! Hitany enao fa tia azy te araraotiny! An'ny aminao ny la clé 'ny fahasambaranao! rah tsy te hijaly intsony toi de tsotra ny ahy :
-MIALA AMINY!
-OVAO NY PUCE!
-AZA MIANTSO AZY NTSONY NTSONY!
-AZA MITOKATOKANA FA MIARAHA @ NAMANA MBA MAMERIVERY SAINA SY MIALA VOLY!
-de ity aza hadino MIVAVAKA! Tena important io!
-MITADY OLON-KAFA HOTIAVINA SATRIA TSY IZY RERY NO LELAH AFAKA HITIA AN-DRY AKORY! Nefa tandremo sao mitsabaka fa jerena alo hoe tena tia ve le olona hiarahana sa tsy de! Fotoana tokony hiarahan-dry amin'olon-kafa ve no lanin-dry @ olona tsy tia an-dry!

Ny ana t@zay izy no vôloam-pitiavako! ary tena sarotra ny anadino fa vita ihany rah atao vita ihany rah asiana HAMBOM-PO! Ra tsy izy no voloan tokony tsy de ho mora aminao ny miala aminy!
Maheraza akia an! fiainana zany! za zao mahay mitantara!


4. DILAY ( 13/02/2009 12:46)
Merci amle conseil ki ry iz 2 fa manampy bdb ana zany a!!
Fa ny tena problem amle iz ko nge ry Mailofy dia zay sy izy tany amle évènement religieux ireny no nihaona, samy catholik mako zay dia matetik no misy fiarahana mvavak foana ny distrik dia izy mpitendr mo zay matetik manoa liturg dia mifakaita fona mapte tsy ivavak mitsy ndr1ndr1.En+ ny akamaroany ny namany namako ko.
Ze jerene dia mapatsiahy azy dooly e!!
Fa na izany aza "Je vais suivre votre conseil ". merci :?: :(
5. ni81 ( 13/02/2009 13:03)
Merci amle conseil ki ry iz 2 fa manampy bdb ana zany a!!
Fa ny tena problem amle iz ko nge ry Mailofy dia zay sy izy tany amle évènement religieux ireny no nihaona, samy catholik mako zay dia matetik no misy fiarahana mvavak foana ny distrik dia izy mpitendr mo zay matetik manoa liturg dia mifakaita fona mapte tsy ivavak mitsy ndr1ndr1.En+ ny akamaroany ny namany namako ko.
Ze jerene dia mapatsiahy azy dooly e!!
Fa na izany aza "Je vais suivre votre conseil ". merci
Zao e: tsy vahaolana ilay hoe tsy te hivavaka intsony, fa raha toa somary manelingelina ilay fifankahitana dia mifindra kely aloha any @ toerana hafa mandeha, indrindra rehefa misy fivorian'ny distrika.
Adino foana rehefa ela fa tsy vao ianao irery no nisedra zava-manjo toy izao e!
6. princesseN ( 13/02/2009 15:56)
DILAY>ef ela nge zany taom-baoavao zan e!tsotra ftsny aleo adinoina araka ny tenin'ny ni81!manova zao no mety amnao,sady refa ts tia tsny izy d avelao any f mbola b ny oavy ao e!
7. Tazana ( 13/02/2009 18:49)
Mitovitovy tamiko ny tantaranao...Ny anay aza efa nifankahalala teo @ 7 taona izay @ fitambarany. Niaraka voalohany dia nisaraka dia efa 3 taona taty aoriana dia nitady hiverina indray izy dia satria mbola nisy fitiavana dia nony efa ni insiste izy dia farany niaraka indray! Tsy afaka niaraka tamin'ny olona hafa aho nandritra ilay 3 taona satria asa na nanantena na mbola tanora loatra koa ka tsy nisaina lavitra. Za koa tokam-po, olona loyal nefa efa diso toerana satria tsy miaraka.Tonga mihitsy izy nifindra taty amin'ny nisy ahy nefa dia 6-bolana taty aoriana dia nisarahany aho. Iray fiangonana izahay ary mahita azy hatramin'ny in-4 isan-kerinandro aho...Tamin'ny voalohany efa hoe tsy te handeha intsony koa aho nefa fantatro fa ny fifandraisako amin-Andriamanitra mbola lehibe amiko noho izy. Fantatro koa fa tsy mendrika ny fitiavako akory izy raha jerena ny fomba nitondrany ahy. Tsy mifanaraka amin'ny lazain'ny Baiboly mihitsy. tena nitia azy tamin'ny foko manontolo aho kanefa nivavaka aho mba hampionona ny foko Andriamanitra! Nitalaho aho, nitomany, tsy lazaiko anao fa mafy! Fa raha fantatro tamin'izany kosa ny hahazo ahy izao dia tsy ho nandatsa ranomaso aho na kely aza!!! Zao aho tena faly tsy niaraka satria tsy ny toetrany taloha ratsy ihany fa nisy hafa aza lasa hita kokoa noho ny nijanonanay iray fiangonana! Dia hitako hoe tsara kokoa irery toy izay hiaraka amin'ny olona tsy tia ahy na tsy mety amiko! Dia nampisehoko azy fa mety ny fiainako, mandeha tsy misy azy. Mikarakara vatana tsara, manao zay mahafaly ny fo fa nanapa-kevitra aho hoe hiaina ny fiainako fa ny azy mandeha ihany!!! Dia tena nety. Miresaka amin'ny namako aho, reniko, manome zavatra positifs daholo ary indrindra manao projets, mivaoka, manao sports. Fa tena afaka. Zao izy no mitaditady ahy sy tsy tapaka miteny hoe tsara tarehy mihitsy ianao, tsara ianao androany. Mitsiky fotsiny aho. Saingy hajanoko eo fa tsy mifandray be intsony. Ankaotra izay misy olona tena tsara fanahy lavitra herintaona taty aoriana nihoana tamiko!!! Ka hitanao, raha mbola any aminy ny sainao dia mamotika ny fiainanao fotsiny ianao fa adinoy izy ary misokafa amin'ny fiainana, amin'ny tenanao fa tonga foana ilay mety avy eo!
Mahereza ary raha tianao mifanoratra amiko dia aza misalasala fa ilay niresaka tena nanalako azy niala tamin'ny systeme-ko araka ny filaza azy!!!
8. DILAY ( 14/02/2009 04:02)
Msotra btsk o!!!
D ahoana ar zao no tokony ataok amle annivrsairny am 18 e? hirary azy joyeuz anniv ve za sa tsy raraiko fotsiny amzao?
Dia itanareo ko misy namako izay Frère izy taloha, saik anao mopera dia ef an Itali
iz amzao dia nifapresk iz vao haingana izay dia nialz iz fa nial on dia iverina eto Mada fa tsy vonona indr1 ono iz no tia ana. Za tong d tezitr b sad notaphk le phon.dia ref miants iz tsy raisik fa tsy tik b oe za no atony excuz nial tny am frère. tsindr1ndr1 nef za mieritreritr oe manini mo nga iz frère tson? met v zan sa .....? 8-)
9. ainaheri ( 14/02/2009 05:07)
Mba mitongava saina f'eafa ataon'ny oul fanalana hidihidy sy fanariany ny tsy zakany no mbola misiska iany,aiza kou misy oul hiaraka forcé zany d tsy hanazava resaka akory nohon'ny antony ,fa tondé manao sambo lentika fotsiny zao,d refaveo oe blem family blablabla,Manana hambo hoy ilay valinkafatra iray zay!!!!!!
10. Mirananirina ( 14/02/2009 13:30)
Izaho koa aloha dia mitovy hevitra amin'ireo ambony.Rehefa tsy tiana dia mipetraka.Samy marary fo daholo isika vhv rehefa tsy tiana,fa ny fanafodiny dia ny solony atao haingana.Ho hitanao fa adinonao haingana izy.
11. Tazana ( 14/02/2009 23:10)
Dilay a, ohatra ny mahita ahy taloha aho mamaky anao...sarotra ilay tsy hiraharaha azy, azoko antsaina ary mety tsy tena tianao ny lazain'ny olona eto. Fa any aoriana ianao ho faly raha tena tapahinao ny fifandraisana aminy! Raha tsy izany, ianao indray anie no ho menatra any aoriana hoe tsy nanajanona fa mbola mi-insiste. Ataovy ao an-tsainao fa mendrika tsara no ho izy ianao. Misy olona any mety aaminao sy tia anao araka ny tokony ho izy. Aza mandany fotoana amin'olona tsy tena tia fa mandehana mitady ilay tena izy! ny ahy ny lesona noraisiko dia hoe za tsy miverina amin'ny olona tsy manaja ahy, mitondra ahy @ fomba tsy mety sns. Midika fotsiny zany fa tsy izy izy e! Don't waste the pretty hoy ny aty! Ajanony any ny lasa dia banjino ny ho avy. Ataovy ny mahasoa anao fa aza miandry ny hafa hanao izany ho anao. Tsy mitsetra tena koa. Ho fiere ny tenanao ianao fa minoa ahy. Matanjaka no ho ny eritreretinao ianao! Mahereza!
12. bradley7 ( 15/02/2009 19:32)
tsara ko ra mba ataonao formèl tsara mints le fisarahanao aminy fa lasa miazoazo saina eo fotsn sad ef ela2 ko le recul! casséo iz de meo azy n tsodrano sns... manjar manataraiky ny stad n fiainanao fotsn!! tokn ef hiroso @ dingana hafa indray... nouveL vision, horizon, copain... lol. etc e!
13. DILAY ( 17/02/2009 06:11)
Bonjour à tous!!!
Tena mampahery ahy daholo ny torohevitra avy amnareo tsirairay na dia misy ohatra ny somary masik kely ihany ary.Nefa tsy maniny zany e!
Zay ngamba aloha fa hampalalako anareo ihany ny fandehany am manaraka eo "vitako ve sa tsi ny nanadino azy". Dia mba mvava reto ho anah a!!!!
Merci daholo!!! (l) :?
14. Mimhie ( 17/02/2009 08:15)
sarotra ny manadino olona niantefan'ny fo izany anef arehefa tsy maintsy de hita foana ny vaha olona , tsy ho rahampitso na mety afaka volana maromaro aza , aleo anefa manova sy manadino azy toy izay fantany fa tia azy ianao de isaky ny misy banga eo @ fiainany de antsoiny ianao, avy eo anefa de hatosiny indray, areti mpo no azo @ zany mety aretintsaina koa ary, mivavaha fa ny vavaka manova zavatra ary aza tonga de manapa kevitra hoe hiaraka @ olona hafa aloha, tonga eo ihany ny anjaranao,
15. ikaretsaka ( 17/02/2009 16:50)
DILAY:

Merci amle conseil ki ry iz 2 fa manampy bdb ana zany a!!
Fa ny tena problem amle iz ko nge ry Mailofy dia zay sy izy tany amle évènement religieux ireny no nihaona, samy catholik mako zay dia matetik no misy fiarahana mvavak foana ny distrik dia izy mpitendr mo zay matetik manoa liturg dia mifakaita fona mapte tsy ivavak mitsy ndr1ndr1.En+ ny akamaroany ny namany namako ko.
Ze jerene dia mapatsiahy azy dooly e!!
Fa na izany aza "Je vais suivre votre conseil ". merci :?: :(


miova distrika hafa mihitsy ko.. stt raha tanan-dehibe no misy anao..
ohatra hoe raha mipetraka ao Mahamasina aho ka ao Mahamasina io de amboariko ny saiko de miakatra any Andohalo aho na mankeny Anosibe!
Tsy bedy izany @ kato
16. kelly13 ( 17/02/2009 17:16)
lava b izy zany :°)
17. Papoose ( 21/02/2009 21:11)
f'hita kou
18. kotobekibo ( 25/02/2009 23:27)
ehhhh!!!!!
efa le 26 ô !
Nanao ahoana ny tohiny ? 8)
19. DILAY ( 27/02/2009 16:34)
Salut daholo!!!
Miala tsiny fa tsy afaka nanome vaovao haingana anareo.De zao ary ny tohiny e!!
Tsy nandef joyeuz anniv anazy za tam 18 fev, dia in oz nareo fa nandefa sms ana iz oe tena adinok sahad ony ny momba azy, vetivet de manadin on za zany.
D novalik oe "azfd f adinok fa joyeux anniv zany e!!" dia nisaotr iz de tsis suit tson. Za ko mo tsy nanay ny resak tson....sad ohtr leo be zany ko za e!!
Leo ny fiatsaram-belatsiany sy ny sis e!!!
Ohatrany las nivadik fankahalana zay le fitiavak azy taloha, tsy aik ze mantong anzany. Fa ny oe adinok alo met tsy oadinik mitsy........fa ohatrany vo miresk na mieritreritra az za dia tong de sorena avy hatrany de ze ol mresk amik ndray no maaz.
Asa met fantatrare ko ny matonga anzay????
:?:
Zay fa merci dahol de ammanarak ndray ee!!!! :D
20. Papoose ( 27/02/2009 17:53)
LAVA E :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.057