Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Ass, milahatra araka ny daty
Ass ( 10/02/2007 07:49)
Merci pour votre aide
Misaotra an'ireo namana nanoro hevitra mikasika ilay olana napetrako. Nisy nanontany moa hoe sao de PD ela. Laviko avy hatrany io satria tsy any mintsy ny olana. Mety diso kely koa angamba ny filazako... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 10:54
Ass ( 07/02/2007 06:26)
24 taona nefa mbola tsy nanana olontiana mihintsy
Lehilahy 24 aho izao nefa dia mbola tsy mahalala vehivavy. Ny antony dia tsotra : sarokenatra sady ahitako tsininy daholo izay vehivavy hitako. Mila fanampiana avy aminareo namana.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071