gasy1zay - 16/03/2023 15:18
|
![]() Ny batisa amin'ny anaran'ny Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina ngaha tsy avy any andanitra? Ny batisan'ny Fanahy Masina nga tsy avy any an-danitra? Ny olana aminao dia ianao tratran'ny fampianaran-diso tsy mifototra amin'ny baiboly mikasika ny hoe iza no afaka manao batisa sy hoe ahoana ny endriky ny batisa vakio ny baibolinao fa tsy misy instruction ao hoe rehefa manao batisa ianareo dia tsy maintsy izao no fanaovana azy na ary no hanaovana azy, tsy misy fepetra hoe olona toa izao ihany no afaka manao batisa Averiko amin'i RBNIR hoe raha TENA mpianany ianao ka mitoetra ao aminao ny Fanahy Masina dia ny baiboly maniraka hanao hitory filazantsara sy hanao batisa. |
RBNIR - 20/03/2023 08:29
|
![]() |