Ny Didy 12

81. RBNIR ( 29/04/2020 03:36)
https://emcitv.com/bible/strong-biblique-grec-hades-86.html

Usage ultérieur du mot : tombe, mort, enfer. Dans le Grec biblique, Hadès est associé à Orcus, les régions infernales, endroit sombre, noir, dans les profondeurs de la terre, l'endroit où se retrouvent les esprits séparés des corps. Le Hadès est la demeure des méchants, une place très inconfortable. Luc 16.23 Apocalypse 20.13,14 (Note de Traduction)

tsy nalefa tany hoy aho i Jesosy fa avy dia nakarina tany paradisa...Anio no hihaonanao amiko any paradisa hoy Izy mantsy ilay jiolahy...

82. rhaj0 ( 29/04/2020 12:27)
Venteso eto hoe ny Fanekem-pinoanao ao ry RBNIR?

Tena mba tiako ho fantatra mihintsy hoe, ahoana ny fanekem-pinoana miaraka @ Pasitera Fitiavana Herinirina ao. MItovy ny an'ny Katolika ve sa ny an'ny Loterana.
83. RBNIR ( 29/04/2020 13:01)
rhaj0:

Venteso eto hoe ny Fanekem-pinoanao ao ry RBNIR?

Tsy aleo v izay voasoratra anaty baiboly ihany no atao rhajo?

« satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao ianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena ianao. » (Romana 10:9)
84. midrou ( 29/04/2020 14:41)
rhajO:

Tena mba tiako ho fantatra mihintsy hoe, ahoana ny fanekem-pinoana miaraka @ Pasitera Fitiavana Herinirina ao. MItovy ny an'ny Katolika ve sa ny an'ny Loterana.


Zah koa anie rhajO mb efa niaina t@ fanaovan tsianjery an io fanekem pinoana io fa tsianjery tokoa le izy an!

Fa ts tokony hatao tsianjery fotsn fa ny tena zava dehibe de oe " nitondra inona t@nao ilay Izy maty,nalevina,nitsangan t@ maty"?

Tena zava dehibe mants no haterak ireo ho an olona
( oh:BATISA) :-)

85. rhaj0 ( 29/04/2020 15:22)
Ka venteso eto ny Fanekem-pinoanao ao ry RBNIR fa io no mamintina FOHY SADY MAZAVA ny finoanao ao.

Sady taiza koa nisy FInoana tsy manana ny (karazana) "fanekem-pinoany"?
Dia manala baraka ny finoanao anie ianao ry RBNIR eee... manala baraka an'i JEsosy, manala baraka ny mpampianatrao dia ilay PAsitera Fitiavana Herinirina. SA tsy tokony o savisavihana ireo fa dia efa ianao RBNIR mihintsy no tena giravy aminy ao?

Sa indray, TSY MAZAVA aminao na koa TSY hainao akory kay ilay izy ao ry RBNIR?
Hany ka isaka ny miresaka eto ry RBNIR dia io totototofany toko aman'andininy be dia be @ izay lava ny resaka sy ny bozaka dia very ny kisoa?
(if you can't convince, confuse)


Alefa RBNIR aa.. venteso ilay fanekem-pinoana aa...
86. gasy1zay ( 29/04/2020 17:02)

RBNIR:

https://emcitv.com/bible/strong-biblique-grec-hades-86.html

Usage ultérieur du mot : tombe, mort, enfer. Dans le Grec biblique, Hadès est associé à Orcus, les régions infernales, endroit sombre, noir, dans les profondeurs de la terre, l'endroit où se retrouvent les esprits séparés des corps. Le Hadès est la demeure des méchants, une place très inconfortable. Luc 16.23 Apocalypse 20.13,14 (Note de Traduction)

tsy nalefa tany hoy aho i Jesosy fa avy dia nakarina tany paradisa...Anio no hihaonanao amiko any paradisa hoy Izy mantsy ilay jiolahy...




Tsy nalefa izy fa izy mihintsy no nidina tany araka ilay voalaza eto:

Efesiana 4:
9 (Ary ny amin’ ny hoe niakatra, inona moa izany, afa-tsy ny efa nidina ho any ambanin’ ny tany koa?
10 Izay nidina, dia Izy koa no Ilay niakatra any ambonin’ ny lanitra rehetra, hamenoany ny zavatra rehetra.)
87. midrou ( 29/04/2020 19:52)
Ty ian no voasoratra ao @ baiboly e

Lioka 23 : 43. Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa. []

Tany Paradisa ( lanitra fah3 ) no nalehany vao afaka fotsn ny ainy

II Korintiana 12 : 2. Mahalala olona anankiray ao amin'i Kristy aho, tokony ho efatra ambin'ny folo taona lasa izay - na tao amin'ny tena, na tsy tao amin'ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala - ilay anankiray dia nakarina ho any amin'ny lanitra fahatelo. 3. Ary mahalala ilay olona anankiray aho - na tao amin'ny tena, na tsy tao amin'ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala - 4. fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona.

zay no marina :-)
88. RBNIR ( 30/04/2020 05:45)
rhaj0:

Sa indray, TSY MAZAVA aminao na koa TSY hainao akory kay ilay izy ao ry RBNIR?
Hany ka isaka ny miresaka eto ry RBNIR dia io totototofany toko aman'andininy be dia be @ izay lava ny resaka sy ny bozaka dia very ny kisoa?
(if you can't convince, confuse)

Efa nambarako hatramin'izay mihitsy fa mihezaka mihitsy aho tsy dia ho be commentaire eto satria tsy tiako hoe ny hevitro no ho entiko eto...

Inona moa izay izaho ry rhaj0, raha hiady hevitra aminao (sy ireo namana sasany manampahaizana be ireo aho) azoko antoka tanteraka fa tena resinareo aho...izaho ngeh tsy dia lasa lavitra loatra e! izay no nahatavela ahy aty na dia mba naniry ny ho any aza ny tenako...

Fa ny tena tiako hasongadina eto dia ny fiheviny (ilay fampianarana nentiny avy any an-danitra) fa tsy hoe faly hanotototra toko aman andininy akory aho....
89. rhaj0 ( 30/04/2020 11:30)
Ireto azany vary mangatsiaka ... fanontaniana afaka itondranao valiny FOHY sady MAZAVA, tsy mila fanadihadiana na koa azany, tsy mila mampiasa saina akoriny.

Fa azonao anaovana RBNIR bemarenina foana koa aloha, fa malalaka ny tany dia izay tianao ataovy.


1- i Sylviano iny nanome ny anarany. Ary i RBNIR ve mba hanome ny anarany koa?

1bis- na koa, ny anarana fenon'i HRNRN?


2- venteso eto azany izay "fanekem-pinoana" anao RBNIR ao, na anareo miaraka @ HRNRN ao?
90. RBNIR ( 30/04/2020 12:18)
soa dia tokony ataon'i rhaj0 anaty frigidaire mihitsy aloha ilay vary fa otran'ny mbola ho ela mihitsy hono izy vao mety hamaly? :-)
91. gasy1zay ( 30/04/2020 13:14)
Oh ry zareo a! dia sahinareo ve zany ny manipaka ny voalaza ao @ asan'ny apostoly sy ny efesiana?
92. rhaj0 ( 30/04/2020 13:59)
rhaj0:
Fa azonao anaovana RBNIR bemarenina foana koa aloha, fa malalaka ny tany dia izay tianao ataovy.


1- i Sylviano iny nanome ny anarany. Ary i RBNIR ve mba hanome ny anarany koa?

1bis- na koa, ny anarana fenon'i HRNRN?


2- venteso eto azany izay "fanekem-pinoana" anao RBNIR ao, na anareo miaraka @ HRNRN ao?
RBNIR:
soa dia tokony ataon'i rhaj0 anaty frigidaire mihitsy aloha ilay vary fa otran'ny mbola ho ela mihitsy hono izy vao mety hamaly?

Dia mahamenatra an-dRBNIR mihintsy ny ahafantarana hoe iza moa izy ao. Eny azany kouh.. TSy mahasaka fa mirediredy ao ny Anonyme RBNIR. Koa na indice kely azany tsy amen'i Bemarenina, nefa ny ahy raha mijery ilay bilaogy dia ao ny anarako iray manontolo (rehefa mikaroka)


Fa ny loza, dia ilay "fanekem-pinoana" an'i RBNIR sy HRNRN dia tena MAHAMENATRA koa, ary dia tsy azo lazalazaina eto. Nefa nizesta be mihintsy i RBNIR hoe, "iainany HONO izao fanekem-pinoany izao".


Izay izany ny aminao ry RBNIR. Voapetraka an-tsoratra eto @ interinety, ary tsy voafafa mandrakizay doria amen. Indray andro any anefa, dia ho sirika daholo ihany ireo, ary dia vao mainka avo folo heny ny henatra ho anao ry RBNIR. :-)
93. RBNIR ( 30/04/2020 22:34)
rhaj0:

nefa ny ahy raha mijery ilay bilaogy dia ao ny anarako iray manontolo (rehefa mikaroka)

rehefa mikaroka? ny namantsika kosa tsy nanao otran'izany an!
mba soraty eto re rhaj0 mba ho hitan'ny olona fa mety bdb ngeh izao no efa liana mba hifampiresaka aminao e :-)
izao an! izaho tsy mahazo mandainga hoy aho... apetraho eto ny numero telephonanao fa avy dia antsoiko handaniako crédit mihitsy...aza adino anefa ilay anarana feno...:-)
94. RBNIR ( 01/05/2020 00:18)

:-)
95. rhaj0 ( 01/05/2020 01:38)
hi hi hi... Aleo ianao ao ry RBNIR rehefa tsy lazain'i Jesosy aminao rahariva ao ny anarako :-)

Raha ny marina, raha avadibadikao kely ilay "fanekem-pinoana" anareo ao ry RBNIR, dia ao ny anarako. Ka raha ventesinao eto izay, dia ho tondroiko anao izany :-) :-)
96. midrou ( 01/05/2020 06:37)
tsara ihay le hifankafantarana e:-)

saing rah zah aloh d aleo izay hevitra tina hampitaina no tena hatao nazava tsara:-)

97. RBNIR ( 01/05/2020 09:39)
Ok haja a! [size=1]ho anareo mirahalahy io teny io midrou sy rhaj0text[/size] :-)
98. midrou ( 01/05/2020 10:33)
RBNIR:

Ok haja a!ho anareo mirahalahy io teny io midrou sy rhaj0text


ôtrn ts d azoko loatra an:-)
99. rhaj0 ( 01/05/2020 10:40)
hi hi hi... Haja no anarako ry Midrou aa.... Izaho no faralahin-dry Dera sy Laza ary Hery. :-)
100. midrou ( 01/05/2020 10:51)
rhajO:

hi hi hi... Haja no anarako ry Midrou aa.... Izaho no faralahin-dry Dera sy Laza ary Hery.


ha ha ha!!
mbo nitovizantsika teto zany de n anarana ko.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3445