Mitovy endrika.
21. tealala
(
20/08/2019 13:46)
Inona no manjo ny fanahinay rehefa tsy manaraka an'izany jesosy izany?
22. RBNIR
(
20/08/2019 13:47)
Ilay trou noir BE IO AFO BE IO handevona ny masoandro sy ny kintana ary ny volana izy dia avy eo ny tany koa hatsipy any amin'ny farany....
23. RBNIR
(
20/08/2019 13:48)
tealala:
Inona no manjo ny fanahinay rehefa tsy manaraka an'izany jesosy izany?
Tsy ho voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ny anaranao dia ity no hiafaranao...
« Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy. » (Apokalypsy 20:15)
24. tealala
(
20/08/2019 13:49)
Vakio tsara ilay fanontaniana.
Lasa tahaka izao ilay resaka,
Fanontaniana : maninona tee-shirt ko rehefa handoko trano aho?
ny valiny omenao : ny kiraronao dia misy loko
Lasa tahaka izao ilay resaka,
Fanontaniana : maninona tee-shirt ko rehefa handoko trano aho?
ny valiny omenao : ny kiraronao dia misy loko
25. RBNIR
(
20/08/2019 13:50)
efa voavaly fa mety hoe tsy mahandry ianao dia mifanena ny post...jereo io ambony io
27. RBNIR
(
20/08/2019 13:51)
Ataoko mazava tsara hoe hatsipy any amin'ny farihy afo (TROU NOIR BE AFO BE) ny fanahinao rehefa tsy mino an'i Jesosy ianao...
« Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy. » (Apokalypsy 20:15)
29. RBNIR
(
20/08/2019 13:52)
fanahy (f) no resahiko fa tsy Fanahy (F)
fanahy (f) = fanahin'olombelona
Fanahy (F) = manambara Fanahin'Andriamanitra
fanahy (f) = fanahin'olombelona
Fanahy (F) = manambara Fanahin'Andriamanitra
30. RBNIR
(
20/08/2019 13:54)
Ny olona dia Aina+vatana + fanahy
Rehefa maty dia ny Aina miverina any amin'Andriamanitra
ny vatana miverina ho vovoka
Ary ny fanahy kosa lalàna roa : na mankany paradisa...na mankany amin'ny helo
Rehefa maty dia ny Aina miverina any amin'Andriamanitra
ny vatana miverina ho vovoka
Ary ny fanahy kosa lalàna roa : na mankany paradisa...na mankany amin'ny helo
31. tealala
(
20/08/2019 14:00)
fanahy (f) = fanahin'olombelona
Izany hoe tsy misy hifandraisantsika amin' Andriamanitra mihitsy zany io fanahy (f) io?
Izany hoe tsy misy hifandraisantsika amin' Andriamanitra mihitsy zany io fanahy (f) io?
32. RBNIR
(
20/08/2019 14:01)
dia ny fanahy mankany paradisa no hatsangana aloha (fitsanganana voalohany) Apok.20:6 1Tes.4:16
avy eo dia hakarina mankany amin'i Jesosy...1 Tes.4:17
Ny fanahy any amin'ny helo kosa no hatsangana faharoa ary rehefa voatsara dia hatsipy any anatin'ilay farihy afo....(TROU NOIR BE MIENDRIKA FARIHY NGOZA BE)

33. RBNIR
(
20/08/2019 14:01)
tealala:
fanahy (f) = fanahin'olombelona
Izany hoe tsy misy hifandraisantsika amin' Andriamanitra mihitsy zany io fanahy (f) io?
Raha vao tsy mino an'i Jesosy....
34. RBNIR
(
20/08/2019 14:02)
« Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako. » (Jaona 14:6)
35. tealala
(
20/08/2019 14:02)
"Ny olona dia Aina+vatana + fanahy"
Ilay aina aloha dia tsindriko kely fa tsy mitovy amin'ny famaritana aminay.
olom"belona"=vatana + fanahy izany hoe efa miaina io rehefa ao ireo zavatra 2 ireo
Maty = vatana fotsiny
Maty = fanahy fotsiny
Ilay aina aloha dia tsindriko kely fa tsy mitovy amin'ny famaritana aminay.
olom"belona"=vatana + fanahy izany hoe efa miaina io rehefa ao ireo zavatra 2 ireo
Maty = vatana fotsiny
Maty = fanahy fotsiny
36. RBNIR
(
20/08/2019 14:07)
olombelona = olona velona = vatana misy aina
Vatana = ilay avy tamin'ny vovoka
Aina = ilay fofon'Aina mahavelona (avy tamin'Andriamanitra izay hiverina any Aminy rehefa maty ilay olona (angovo manetsika ny vatana)
« Ary vovo-tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona izy. » (Genesisy 2:7)
Aza dia tia manakatra lavitra be re ry tealala fa efa mazava be ange io teny voasoratra io e!

37. tealala
(
20/08/2019 14:44)
Aiza no misy hoe "(avy tamin'Andriamanitra izay hiverina any Aminy rehefa maty ilay olona" ??
38. tealala
(
20/08/2019 14:46)
ny fofon'aina izay nomena no hatao amin'ny teny hébre hoe "HOUAKH" ka ny olona rehetra ve no manana azy io sa ny taranak'i Adama ihany?
39. RBNIR
(
20/08/2019 15:21)
tealala:
Aiza no misy hoe "(avy tamin'Andriamanitra izay hiverina any Aminy rehefa maty ilay olona" ??
« ka ny vovoka dia hiverina amin'ny tany ho toy ny teo, fa ny fanahy kosa hiverina amin'Andriamanitra, Izay nanome iny. » (Mpitoriteny 12:7)
40. RBNIR
(
20/08/2019 15:25)
Ity koa mbola manamarina fa alain'Andriamanitra ilay fofon'aina rehefa maty tealala...fa ny vatana lasa vovoka
« Manafina ny tavanao Hianao, dia raiki-tahotra izy; Alainao indray ny ainy, dia maty izy Ka mody any amin'ny vovoka nanalana azy, » (Salamo 104:29)
« Manafina ny tavanao Hianao, dia raiki-tahotra izy; Alainao indray ny ainy, dia maty izy Ka mody any amin'ny vovoka nanalana azy, » (Salamo 104:29)