Faneva Ima sy ny Barea de Madagascar 
Tsy hoe manakiana akory fa izaho mahita hoe efa reraka ilay Faneva Ima, kapitenin'ny Barea. Baolina efa firy no tokony hofatiny tamin'ireny fihaonana tamin'i Burundi ireny sady raha vao mitondra baolina ka voadona kely dia mipitika be hoatran'ireny efa antitra tsisy hery intsony. Fahitako azy izany fa tsy hoe manaratsy ny ekipako akory aho fa mba manome torohevitra hoe tsy tokony hanao intsony izy.
Fa i Melvin Adrien( goal)indray raha misy ny tir au but tena matoky azy aho. Milay lesy eh.
ALEFA BAREA!!!! |
Valio |
Miverina eny ambony
Tokony tsy ilalao 90 mn intsony mihintsy izy, ita fa somary be vatana ny defense anlé burindi nefa lalao 2 nifanesy izay no naitana azy na dia efa niezaka any ary izy, fa tsy mora ihany kosa aloa ny asany oe izy rery apovon'ny defense be vatana efa ho firy e, nefa de maro ny occasion azony izay mitaky afetsena kely fotsiny avy aminy dia mety nahazona penalty na coup franc maromaro. Tsy manakivy nefa fa mampaery satria mora ny miteny fa sarotra ny manao. Nareo no tena mahita azy eny ambon'ny terrain dia matoky anareo zay
Izahay efa faly @ ezaka atolotry lisany an'ny firenena |
Valio |
Miverina eny ambony
Sady izy hoa tokony manaiky halamina fa tsy hoe kapiteny dia tsy azo esorina, ny an'i Burundi zao tamin'iny nesorina ny kapiteny naninona!! Dia Carolus koa tokony remplaçant iany fa tsisy chance de but le miaramiditra amin'ny 11voalohany |
Valio |
Miverina eny ambony
Fa mila ovaina mihitsy ilay eritreritra hoe mila mamono baolina izy ka. Kapiteny izy, mpandrindra eny ambony kianja, tsy voatery hoe hamono baolina. Manana autorité izy, eken'ny boay kely teny dia afaka miasa tsara.
Ny resaka tahaka an'izao no manakorontana azy satria manjary hiezaka hamono baolina koa izy nefa tsy izay no tena asany. |
Valio |
Miverina eny ambony
io ary izy fa nahafaty baoina oay an d ahoana izany hohohohohoh ! mety marina fa somary itambesaran'ny taona izy saingy kosa mbola afaka manelingeina tsara ny vodilaharana mifanandrina aminy ary raha vao mahazo irika dia matiny ny baoline izay iay avant centre e !
|
Valio |
Miverina eny ambony