Ny niavinTSIKA Malagasy (2)

61. Miharena ( 16/08/2017 14:23)

rhaj0:


Io ho'a rahefa tsy takatry ny hoza-dohanao Miharena ny resaka dia "mamorona Mpamorona" ao fotsiny ilay Imazination-nao.

Efa mba renao ve ry Miharena ilay hoe "Rien ne se perd, rien ne se crée..."??
Mifototra @ io daholo anie ... ny fahalalana (siansa) sy ny vokany (teknolozia) izay katsentsefinao ao io ry Miharena eee...


Ny an-dry Calin indray moa dia efa fantatra ny "voninahitr'Andrmntra lolohaviny, miaraka amina resaka Câline, et je cite, ny "foto-pisainana obtus... tsy takatrao.. gisitra... tsy misy fotony... Olona manana complexe... mizahozaho... Trois-Rivières..." fa nampiany teny frrrantsay mihitnsy ampitomboana ny voninahitr'Andrmtra ee... "Du n'importe quoi ... Vas plutôt te cultiver... ", izay nampian'i RKjenclude teboka hoe "amigo"...
f'angaha tsy mahatapaka ee :-)




Tsy mbola mahavaly ilay resaka hoe tsy misy mpamorona izao rehetra izao izay tohananao anie ny filazanao fa imazinasion ny olona ny filazana fa misy Mpamorona e!

Ilay izy koa raha tena dinihina dia tsy hoe izahay no manao imazinasion fa ilay Mpamorona no maneho fa hainy tsara ny mikarakara izay voary noforoniNY.

Ka ilay rien ne se perd, ne se cree sns... Tsy afaka mamaly ny conception iray izay manana intelligence.

Dia mba aleo ianao aloha maka taratra io lafiny iray io. Izany hoe mba hampahazava azy tsara dia porofoy aloha hoe ireo hevitra rehetra voasoratra anaty Baiboly dia tsy misy fahefana eo amin'ny famoronana izao rehetra izao dia avy eo isika mifanakalo hevitra e!
62. Miharena ( 16/08/2017 14:24)

rhaj0:


Io ho'a rahefa tsy takatry ny hoza-dohanao Miharena ny resaka dia "mamorona Mpamorona" ao fotsiny ilay Imazination-nao.

Efa mba renao ve ry Miharena ilay hoe "Rien ne se perd, rien ne se crée..."??
Mifototra @ io daholo anie ... ny fahalalana (siansa) sy ny vokany (teknolozia) izay katsentsefinao ao io ry Miharena eee...


Ny an-dry Calin indray moa dia efa fantatra ny "voninahitr'Andrmntra lolohaviny, miaraka amina resaka Câline, et je cite, ny "foto-pisainana obtus... tsy takatrao.. gisitra... tsy misy fotony... Olona manana complexe... mizahozaho... Trois-Rivières..." fa nampiany teny frrrantsay mihitnsy ampitomboana ny voninahitr'Andrmtra ee... "Du n'importe quoi ... Vas plutôt te cultiver... ", izay nampian'i RKjenclude teboka hoe "amigo"...
f'angaha tsy mahatapaka ee :-)




Tsy mbola mahavaly ilay resaka hoe tsy misy mpamorona izao rehetra izao izay tohananao anie ny filazanao fa imazinasion ny olona ny filazana fa misy Mpamorona e!

Ilay izy koa raha tena dinihina dia tsy hoe izahay no manao imazinasion fa ilay Mpamorona no maneho fa hainy tsara ny mikarakara izay voary noforoniNY.

Ka ilay rien ne se perd, ne se cree sns... Tsy afaka mamaly ny conception iray izay manana intelligence.

Dia mba aleo ianao aloha maka taratra io lafiny iray io. Izany hoe mba hampahazava azy tsara dia porofoy aloha hoe ireo hevitra rehetra voasoratra anaty Baiboly dia tsy misy fahefana eo amin'ny famoronana izao rehetra izao dia avy eo isika mifanakalo hevitra e!
63. rhaj0 ( 16/08/2017 21:23)
Miharena:
misy mpamorona izao rehetra izao


Apetraho mazava aloha azany hoe ry Miharena, ny INONA no noforoniNY??
- ilay planeta Latera ve no tonga dia nadobok'Andrmntra takaikin'ny Masoandro (na vice-versa)
- na koa, ny olona voalohany koa, tonga dia ... ppffrrrttt... dia nijoro complet niboridana teo

- sa indray mba namorona piesi-na Lego (na koarka) k'lou Izy, dia izay no natambatambany toa feta, dia izay no lasa Latera na Adama??
64. Miharena ( 17/08/2017 07:41)

rhaj0:

Miharena:
misy mpamorona izao rehetra izao


Apetraho mazava aloha azany hoe ry Miharena, ny INONA no noforoniNY??
- ilay planeta Latera ve no tonga dia nadobok'Andrmntra takaikin'ny Masoandro (na vice-versa)
- na koa, ny olona voalohany koa, tonga dia ... ppffrrrttt... dia nijoro complet niboridana teo

- sa indray mba namorona piesi-na Lego (na koarka) k'lou Izy, dia izay no natambatambany toa feta, dia izay no lasa Latera na Adama??


Izy ity tsy atao toy ny zazakely rehefa miady hevitra fa mba asiana fahamatorana e!

Jereo aloha ny Tenin'Andriamanitra, IZY TENANY dia izay vao milaza hoe ahoana no nanaovaNY azy fa na izaho aloha dia mamaky fotsiny hoe ireo rafitra napetraka rehetra dia misy lalanany avokoa.

Ao ireo zavatra sy zava-boary ary ao ireo lalanan'ny saina sy ny lalanan'ny fanahy.

dia averiko eto indray ity II Kor 15:34-54 ity:

34 Mifohaza tsara*, ary aza manota; fa ny sasany tsy manana ny fahalalana an'Andriamanitra; ny hampahamenatra anareo no ilazako izany. [* Na: Mifohaza ho amin'ny fahamarinana]
35 Fa hisy hanao hoe: Hatao ahoana ary no fanangana ny maty? Ary tena manao ahoana no hisehoany?
36 Ry adala, izay afafinao tsy hovelomina, raha tsy maty aloha;
37 ary izay afafinao, tsy dia ny tenany izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voambary*, na voa hafa; [* vary tritrika]
38 fa Andriamanitra manome azy tena araka izay sitraky ny fony, ary ny voany rehetra dia samy omeny ny tenany avy.
39 Tsy mitovy ny nofo rehetra; fa hafa ny an'ny olona, ary hafa ny nofon'ny biby, ary hafa ny nofon'ny vorona, ary hafa ny an'ny hazandrano.
40 Ary misy tenan'ny any an-danitra, ary misy tenan'ny et? an-tany; fa hafa ny voninahitry ny any an-danitra, ary hafa ny an'ny et? an-tany.
41 Hafa ny voninahitry ny masoandro, ary hafa ny voninahitry ny volana, ary hafa ny voninahitry ny kintana; fa ny kintana anankiray dia hafa voninahitra noho ny kintana anankiray.
42 Dia toy izany koa ny fitsanganan'ny maty: Afafy amin'ny fahalòvana izy, atsangana amin'ny tsi-fahalòvana;
43 afafy amin'ny fahafaham-boninahitra izy, atsangana amin'ny voninahitra; afafy amin'ny fahalemena izy, atsangana amin'ny hery;
44 afafy tena araka ny fomban'aina izy, atsangana ho tena araka ny fombam-panahy. Raha misy tena araka ny fomban'aina, dia misy araka ny fombam-panahy koa.
45 Ary araka izany koa no voasoratra hoe: Adama voalohan-dahy natao manan'aina (Gen. 2. 7); Adama farany natao fanahy mahavelona.
46 Anefa tsy izay amin'ny fanahy no voalohany, fa izay amin'ny manan'aina, dia vao izay amin'ny fanahy.
47 Ny olona voalohany avy amin'ny tany, dia tany; ny olona faharoa dia avy any an-danitra.
48 Izay amin'ny tany dia tahaka ilay amin'ny tany; ary izay any an-danitra dia tahaka Ilay any an-danitra.
49 Ary toy ny nitondrantsika ny endriky ny amin'ny tany no hitondrantsika ny endrik'ilay any an-danitra koa.
50 Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Ny nofo aman-drà tsy mahazo mandova ny fanjakan'Andriamanitra, ary ny fahalòvana tsy mandova ny tsi-fahalòvana.
51 Indro, zava-miafina no ambarako aminareo: tsy hodi-mandry avokoa isika rehetra,
52 fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lò intsony, ary isika hovana.
53 Fa ity mety lò ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahalòvana, ary ity mety maty ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahafatesana.
54 Fa rehefa mitafy ny tsi-fahalòvana ity mety maty ity, ary mitafy ny tsi-fahafatesana ity mety maty ity, dia ho tanteraka ny teny voasoratra hoe: Ny fahafatesana noresena ka levona* (Isa. 25. 8).


Misy famintina-dresaka ao fa raha toa ka tena mitady ny antsipirihany ianao dia anontanio IZY fa hamaly anao eo ihany.

Raha toa ka traikefa na fahatsapana tanteraka no tadiavinao dia mivavaha AMINY ianao dia hahazo sy hahita.

Ny lalana hahazoanao izay lazaiNY no azoko ambara izao. Andramo antsoina IZY mandritra ny fotoana maromaro lavalava kely dia hahita ianao dia miverena maneho hevitra eto Rhaj0 an!

Izany hoe rehefa afaka 10 andro eo izany.

Antsoy IZY isanandro mandritra izay fe-potoana izay dia hahazo valiny ianao dia ambarao amin'ny namana eto.
65. rhaj0 ( 17/08/2017 15:17)
lavabe izany ry Miharena fa very ao anaty bozaka ny kisoa aa.. TSY hahazo "fanazavana" avy any Aminy izany raha izaho, satria izaho TSY mivavaka. Fa ianao mba efa nahazo, dia tonga dia zarao eto eee.. fa maninona no mamilafila ee?? Sa misy afenina fa mahamenatra??


Fa dia averiko ny fanontaniana eee..

Apetraho mazava aloha azany hoe ry Miharena, ny INONA no noforoniNY??
- ilay planeta Latera ve no tonga dia nadobok'Andrmntra takaikin'ny Masoandro (na vice-versa)
- na koa, ny olona voalohany koa, tonga dia ... ppffrrrttt... dia nijoro complet niboridana teo


66. Miharena ( 17/08/2017 17:22)
NoforoniNY izao rehetra izao, ianao ao anatiny.

Rehefa noforoniNY dia misy aina avy AMINY, ianao ao anatiny.

Rehefa noforoniNY dia manana endrika tahaka AZY : manan-tsaina, manam-panahy.

Ka aza atao resaka antendrony ilay izy fa raiso arak'irzay voalaza ao anaty fanazavan'ny Baiboly koa e!.

Tsy miala lavitra isika dia efa misy valinteny ao amin;ny Isaia 48 : 9-20

9 Noho ny anarako dia ononiko ny fahatezerako, ary mba hiderana ahy dia manindry fo aminao Aho, mba tsy hamongorana anao.
10 Indro, nodioviko ianao, nefa tsy toy ny volafotsy; Efa nizaha toetra anao tao amin'ny memy fahoriana Aho.
11 Noho ny tenako, eny, noho ny tenako ihany no anaovako izany; indrisy, lotoina ny anarako! Ary ny voninahitro tsy homeko ny hafa.
12 Mihainoa Ahy, ry Jakoba, sy y Isiraely izay nantsoiko: Tsy miova Aho; Izaho no voalohany, ary Izaho koa no farany.
13 Eny, ny tanako no nanorina ny fanambanin'ny tany, ary ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra; Raha antsoiko ireo, dia indray miseho avokoa.
14 Mivoria ianareo rehetra, ka mihainoa: Iza moa amin'ireny no mba efa nanambara izany; ilay tian'i Jehovah no hahefa ny sitrapony amin'i Babylona ary ny sandriny ho amin'ny Kaldeana.
15 Izaho dia Izaho ihany no miteny sady miantso azy, nitondra azy Aho, ka hambinina ny lalany.
16 Manatona Ahy ianareo, ka mihainoa; hatramin'ny taloha no efa tsy nitenenako tamin'ny mangingina, hatry ny fony vao nisian'ireo dia teo Aho, ary ankehitriny Jehovah Tompo no naniraka Ahy sy ny Fanahiny.
17 Izao no lazain'i Jehovah, Mpanavotra anao, dia ny Iray Masin'ny Isiraely: Izaho, Jehovah Andriamanitrao, no nampianatra anao hahita soa sady mitarika anao amin'ny lalana tokony halehanao.
18 Toy izay anie ianao mba nihaino ny didiko*! Dia ho tonga tahaka ny ony ny fiadananao, ary ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao, [Na: Enga anie ka hihaino ny didiko ianao]
19 Ary ho tahaka ny fasika ny taranakao, ary ny aloaky ny kibonao ho tahaka ny sombim-pasika; Ny anarany tsy ho tapaka na ho foana eo anatrehako.
20 Mivoaha hiala any Babylona; miezaha avy any amin'ny Kaldeana; torio amin'ny feo mahafaly, ary ambarao, ka aelezo hatrany amin'ny faran'ny tany, lazao hoe: Jehovah efa nanavotra an'i Jakoba mpanompony.


Ny tiaNY ambara ao anatin'io dia mazava fa miantso ny voariNY Izy fa tsy misy mihaino dia mahonena dia mahonena ilay tsy mihaino!!

Raha mihaino indray anefa dia tena sambatra dia sambatra fa mahafantatra tsara fa manana AZY.
67. rhaj0 ( 17/08/2017 18:21)
Raha ny fahazoako n'i Miharena izany, aorian'ny safo-dresakany (inondation-na resaka), dia:
- ilay planeta Latera dia tonga dia nadobok'Andrmntra takaikin'ny Masoandro tao (na vice-versa)
- sy koa, ny olona voalohany koa, tonga dia ... ppffrrrttt... dia nijoro complet niboridana teo (fa ny taty aoriana, tsy nahaforona intsony ilay mpamorona).


Eny azany kouh... RAha izay no mampilamina ny coco-nao ka maha-"sambatra" anao ao ry Miharena, akory ataoko.

Satria moa toa tsy ho zakanao ilay fandalinana ny zava-misy, tsy ho takatrao (mihintsy) ny asa-saina ataon'ny Siantista (ohatra), ka rahefa "mandrimandry" ao izany ianao, (miseho) mahafantatra tsara fa manana AZY izany, dia andihizo ao izany ee [size=6]ihomehezanay[/size]
68. Miharena ( 17/08/2017 18:33)
Aza mivaky loha be loatra ianao Rhaj0 fa efa fantatra hoe ny siantista mamaky loha amin'ny zavatra tsy noforoniny fa mandinika izay voaforona a!

Sa hitady hevitra hafa indray ianao hanoherana izany fahamarinana fototra izany!??

Raha hitady isika ny fiandohan'izao rehetra izao dia tsy ny siantista no anontaniana fa ny Mpahary. Dia mamaly IZY hoe

13 Eny, ny tanako no nanorina ny fanambanin'ny tany, ary ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra; Raha antsoiko ireo, dia indray miseho avokoa.

Tsy izaho no niteny an'io an! sao dia ataonao indray hoe noforoniko io teny io!! IZY no miteny!!

Fa ianao moa be didoha izay ihany dia mba hanoherana an'io dia IZY no ataonao tsy misy fotsiny.

Ka aiza ho aiza aza ianao izany Rhaj0!??
69. rhaj0 ( 17/08/2017 18:48)
i Isaiah ben Amoz re ry Miharena no "niteny" fa tsy iza akory aaa... Ary jiosy ilery an... valonjato taona talohan'i Jesosy.

While it is widely accepted that Isaiah the prophet did not write the entire book, there are good reasons to see parts of chapters 1–39 as stemming from the historic Isaiah ben Amoz, who lived in the Kingdom of Judah during the reigns of four kings from the mid to late 8th century BCE
70. rhaj0 ( 18/08/2017 16:25)
Miharena:
Aza mivaky loha be loatra ianao Rhaj0 fa efa fantatra hoe ny siantista mamaky loha amin'ny zavatra tsy noforoniny fa mandinika izay voaforona a!

ilay planeta Latera "nadobok'Andrmntra takaikin'ny Masoandro tao", sy ilay Adama sy Eva, tonga dia "nijoro complet niboridana teo", ireo IHANY anie no "noforonin'Atra" t@ 6000 taona lasa eee..

TSISY Siantista "mamaky loha" @ izao Latera sy AdamEva noforonin'Atra t@ 6000 taona lasa izao.

Sa moa... hilaza indray i Miharena fa "noforonin'Atra" koa???
hi hi hi.. ilay Miharena "kipantsin'Atra" tokoany ve moa tsy "noforoniny" ee??? :-)
71. Miharena ( 19/08/2017 09:13)
Fa ianao Rhaj0, heverinao fa tsy voaforona aza ianao io fa nisy ho azy!

Tsy mamaly ilay resaka famoronana izao rehetra izao anie ianao raha ireo valinteninao ireo e!

Io ianao misy io dia tsy nisy raha tsy IZAY NAMPISY no teo talohanao!
72. lahindroy ( 19/08/2017 19:15)

Dia faly miarahaba ny rehetra indray ny tenako
Fanamarihana vitsy no atolotro antsika androany

"Raha hitady isika ny fiandohan'izao rehetra izao dia Raha hitady isika ny fiandohan'izao rehetra izao dia tsy ny siantista no anontaniana fa ny Mpahary. Dia mamaly IZY hoe

13 Eny, ny tanako no nanorina ny fanambanin'ny tany, ary ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra; Raha antsoiko ireo, dia indray miseho avokoa.
fa ny Mpahary. Dia mamaly IZY hoe

13 Eny, ny tanako no nanorina ny fanambanin'ny tany, ary ny tanako ankavanana no namelatra ny lanitra; Raha antsoiko ireo, dia indray miseho avokoa."

Aiza no ahintatsika io valiteny io ?
Ao anatin’ny Torah no nihaviany

Iza no nanoratra azy ?
ny Assyriana ve ? ny Kaldeana ve ? ny mponina tany Inde tamin’izany fotoana ve ? ny Egyptiana ve ? ny mponina tany Afrika ve ?
TSIA :
olona avy ao Joda sy Israely no nanoratra azy , olona izay nilaza fa ny Andriamaniny no nampanoratra azy an’izany

Nosoratana ho an’iza io boky io ?
Ho an’ny olon-drehetra era-tany ve ? nosoratana ho an’ny Sinoa ve ? ny mponina tany Mesopotamia ve ? ny Vazimba na ny Vezo nonina voalohany teto Madagasikara ve ? ny Grika ve ? …
TSIA
ho an’ny zanak’israely no nanoratana azy

Valiteny natao sy nosoratana ho an’ny mpanaradia an’i YHWH io ary marina tanteraka ho azy ireny (Jiosy) sy ireo izay rehetra namorona finoana taty aoriana miainga amin’ny Torah (izay lasa nivadika ho testamenta taloha ary avy eo niampy ny testamenta vaovao –ho an’ny kristtiana-ary ny korana ho an’ny silamo ) :
YHWH na Andriamanitra na Allah no namorona ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra misy ao anatiny
Miisa amina miliara ny olona mbola manaraka an’izany ankehitriny

Tamin’ny fotoan’andro nanoratana ny Torah , TT sy TV kanefa dia nisy koa ireo sivilizasiona hafa izay nanangana foto-pinoana hafa ary tsy ho an’ny HEBREO na ny mponina tany Palestina no nanoratany azy fa kosa ho an’ireo olona sy vahoaka miara-miaina aminy
ny Indiana no namorona ny finoana hindouisma ka ny ireo Andriamaniny (Brahma , Shiva , …) no nampisy izao rehetra izao ary amina fomba izay tsy misy ifandraisny loatra amin’izay voasoratra ao anaty Genesisy ary ny toetoetran’ireo Andriamanitra ireo dia tsy mitovy amin’ny fihetsika sy fomaba amam-panaon’i YHWH akory

Torak’izany koa ny mahakasika ny bouddhisma izay hafa mihitsy ny fomba noheverany ny nisian’izao rehetra izao
Mbola olona amina miliara koa no manaradia an’ireo foto-pinoana na filozofiam-piainana ireo

73. rhaj0 ( 21/08/2017 16:57)
Dia asa indray izao no havalin'i Miharena ny resakao ry Lahindroy. Mety hilaza izy, fa ny (Atra) Kristiana no nampianatra ny Bouddhista sy Hindou ohatra, satria... izay hozy ny Baiboly.

Miharena:
heverinao fa tsy voaforona aza ianao io fa nisy ho azy!

Efa hoe "mivoatra" fa TSISY an'izany "nisy ho azy" izany. Raha arahinao ilay koarka tatsy @ lasopin'i BigBang, dia nivoatra nivadibadika teo @ tontolo ilay izy, dia ny niafarany lasa ao anatinao ao io.


Sa hoe, lazao azany hoe, aiza ho aiza i Andrmtnra no "namorona" an'Ilaikely, na ianao ity..
Hoe, taiza ho aiza no ni-intervenir Atra, dia taiza ho aiza no "nadobok'Andrmntra dia tafajoro complet niboridana teo" ianao io



74. Miharena ( 22/08/2017 10:56)
Efa fantatra ny fivoaranisma izay toy ny isma rehetra ihany satria tsy manazava ny fiavian'ny fisainana mahavokatra sy mandrindra akory izany Rhaj0 ah!

Ianao izao misaina ary manohitra izay fisainana manazava aminao eto hatrany aloha no ataonao.

Fa tsy hazavainao tsara hoe hatraiza ilay fanohanana ny hevitrao hoe mahitsy sa mibiloka?

Dia ahitsy ianao matoa mbola mamaly anao ny olona misaina.
75. rhaj0 ( 22/08/2017 11:38)
rhaj0:
lazao azany hoe, aiza ho aiza i Andrmtnra no "namorona" an'Ilaikely, na ianao ity..
Hoe, taiza ho aiza no ni-intervenir Atra, dia taiza ho aiza no "nadobok'Andrmntra dia tafajoro complet niboridana teo" ianao io
76. Miharena ( 22/08/2017 12:08)
Ilay fikasana hamorona ary namoronana ny olombelona dia efa mahalaza ilay valinteny eo ambony.

Tsy misy isika olombelona raha tsy IZY no nanaiky namorona aloha.

dia anontanio IZY fa afaka miresaka aminao koa anie IZY eh! Satria nataoNY manana eritreritra mitovy AMINY ianao io aloha vao afaka mieritreritra sy manao zavatra toy izao.

Raha ny marina dia incorporation no namoronana ny olombelona amin'ilay fomba fiteny hoe nasian'Andriamanitra fofon'aina avy AMINY.

Raha tsy izay no izy dia tsy nisy hafatra avy AMINY hamonjena ny bado sy ny badrahodra mihevitra fa nisy ho azy avy amin'ny fivoarana izao rehetra izao.
77. rhaj0 ( 22/08/2017 12:41)
Dia taiza ho aiza ilay "fofon'aina avy AMINY" no nadobok'Atra tao @ vatanao, dia io ianao "tafajoro complet niboridana" io??

- tao @ ilay sperma ve nisy "fofon'aina", sa t@ ilay oviola?
- sa t@ ireo, rehefa tafakambana?
- sa t@ nanomboka nitombo ny sela, dia nasisikaNY koa ny "fofon'aina"?
- sa rehefa nahazo bika-na kankana misy loha iny ianao, dia nasisik'Atra ny "fofon'aina"?

Lazaovy mazava ry Miharena, fa tsy mba nampahafantarin'Atra taminao kipantsin'Atra ve izany ee???
78. Miharena ( 23/08/2017 18:40)
Raha mandinika isika dia misy ny atao hoe famafazana eo amin'ny fivoaran'ny voary fa saingy kosa tsy maintsy nisy fiandohany aloha vao afaka manana voa afafy manome dika mitovy maromaro.

Misy fomba famaritana an'Andriamanitra Mpahary sy Jesoa izay vitsy no mahalala sy ampianarina azy izay manao hoe : Jesosy dia Andriamanitra ary olona tokoa. Izany hoe, olona tena olona Fototra Jesosy sy ny Mpahary ary IZY ireo ihany no mahalala ny tsiambaratelon'ny AINA izay omeNY ny voary.

Ny sisa, toa an'i Satana dia maka tahaka ka tsy mahay mamorona. Izany no mahatonga azy ireo hamono olona mba hahazoany endrika mitovitovy amin'ny olona. Dia io lazaiko amin'ny dinika hafa io hoe tapany voay ary tapany olona no vitany.

Nalazalaza ihany ny resaka bibiolona hatramin'izay fa Satana io hitan'ny olona hatrizay fahagola izay mandrak'androany.
79. rhaj0 ( 24/08/2017 01:45)
Tsy mamaly resaka i Miharena fa bibiolona indray no resahiny. (hotsahotsan'ny surmené koa angamba ny namana, ka lasa "mino bibiolona"... loz'ty)

Fa toa rehefa "tafajoro complet niboridana" niboaka teraka iny izany i Miharena, izay vao nasian'Atra ilay "fofon'aina avy AMINY", dia izay i Miharena vao latsaka tomany.

Izay an?...
80. Miharena ( 25/08/2017 19:27)

rhaj0:

Dia taiza ho aiza ilay "fofon'aina avy AMINY" no nadobok'Atra tao @ vatanao, dia io ianao "tafajoro complet niboridana" io??

- tao @ ilay sperma ve nisy "fofon'aina", sa t@ ilay oviola?
- sa t@ ireo, rehefa tafakambana?
- sa t@ nanomboka nitombo ny sela, dia nasisikaNY koa ny "fofon'aina"?
- sa rehefa nahazo bika-na kankana misy loha iny ianao, dia nasisik'Atra ny "fofon'aina"?

Lazaovy mazava ry Miharena, fa tsy mba nampahafantarin'Atra taminao kipantsin'Atra ve izany ee???


Ny tiana ambara dia tsotra, tsy misy afa-tsy IZY Mpahary no afaka mamaly ny fanontaniana apetrakao dia anontanio IZY aloha.

Ny voa afafy anie fantatra fa otrika aina izay efa manana ny endrika voafaritra ao anatin'ny ADN. Kanefa raha tsy misy fahaiza-manao ara-pamoronana tsy misy endrika isan-karazany isehoan'ireo otrika aina ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1047