Ny niavinTSIKA Malagasy (2)

41. rhaj0 ( 02/08/2017 02:03)
RKjeanclaude:
tsy zakan'ny sainy ilay paralize dia ny Mpahary no lazainy tsy misy.

I Stephen Hawking moa izany io lazain-dRajeancl io? Ary ahoana i Einstein sy Mandela?

Entre-pa fa tena tsy asian-dry Rajeancl hasiny izany ilay paralize an... Mbola "mino" angamba ry Rajeancl itony hoe, ny handicappé dia kapok'Andrmntra ary sitrapon'Andrmntra. Danz be ry RKjeanclaude (kristiana) eee...
42. RKjeanclaude ( 02/08/2017 07:23)
tsy miteny kosa aho hoe tsisy hasiny a! sady tsy niteny hoe kapok'And/tra, mety ny handikapny ho'aho no mahatonga azy hilaza hoe tsisy And/tra satria mety hozy izy hoe raha misy And/tra dia tsy nanao azy ho toy io. Aza mandray @fomba hafahafa ho'aho.
43. RKjeanclaude ( 02/08/2017 07:31)
otran'ny nalahelo be ianao a! tena azafady, nanenenako no niteny an'io. Azafady, tena azafady.
44. rhaj0 ( 02/08/2017 13:35)
RKjeanclaude:
mety ny handikapny ho'aho no mahatonga azy hilaza hoe tsisy And/tra satria mety hozy izy hoe raha misy And/tra dia tsy nanao azy ho toy io.

i Mandela izao ohatra, efa ambavahoanan'ny fahafatesana iny, dia nivavaka ho azy ny mpiray tanindrazana aminy, fa hoz'izy hoe, "TSISy dikany izany vavaka izany, fa ampazahoy fanafody aho ee..."

http://www.theonion.com/articles/nelson-mandela-admits-thoughts-prayers-of-millions,32853/
“The capacity of gentle souls to unite their voices in a message of peace and strength is certainly the greatest gift of mankind—I’m not denying any of that. But when you’re a 94-year-old man with a horrible lung infection, you need trained medical professionals. That’s really most important. All that prayer stuff is, frankly, pretty useless.” Mandela said...

I Stephen indray, talohan'ny naha-paralize azy dia efa katraka be izy ee...

Ny olona ho'a TSY toa anao RKjeanclaude ee... Mivaralila ao @ fahalalana sy fi(s)ainana ao.. dia miantsampitsampy @ (mpampanantena) mazia-mirakla ao...
Izany no alehany rahefa ilaozana mihevoka boky tonta ao foana... ;-)


RKjeanclaude:
tsy zakan'ny sainy ilay paralize dia ny Mpahary no lazainy tsy misy.

Ary mifototra @ Rajeancl anie ity vavany ee..

Tsy zakan'ny sain'i RKjeanclaude ny fahalalana-de-l'an-2017, dia ny Mpahary no noforoniny hisy.

45. rhaj0 ( 02/08/2017 14:35)
RKjeanclaude:
otran'ny nalahelo be ianao a!

Tena kivy tanteraka tokoany aho ary tena sorenabe.. tsy izany fa fony aho tany Dago dia nisy projet nandraisako anjara momba sembana, na ara-batana na ara-tsaina, ary tena lasa sensible be mihintsy aho @ ireny olona ireny, satria ny zava-misy dia tena mahonena, ary ny tena giravibe koa dia ny ao an-tsaina (tsy miloaka) an'ny mpiara-belona raha ny amin-dreo. Efa ampolo-taonany izay, ary nefa, izao 2017 izao, dia io mbola mihahaka io ny an-dRKjeanclaude.

Fa dia raisina ny azafadinao izany ee...
46. endriny ( 03/08/2017 04:51)
Ry zareo Malgache hono tsy afrikanina izany fa Israelianina koa
47. MIharena ( 03/08/2017 10:41)
Fa hanohizana kely ity resaka ity dia ity misy rivotra mitsoka amin'ny fanovana ny foto-pisainan'ny olombelona. Ataoko fa ireo Ateista milaza fa manam-pahaizana ambonin'ny rehetra no manao azy ity:

Funvax: un vaccin qui modifie les gènes et les pensées
Certains diront que c'est un "hoax", d'autres non. Un vaccin qui modifierait les gènes via l'inoculation d'un virus et qui finirait par modifier les pensées et agir contre le fanatisme religieux. Ca paraît énorme. Mais souvenons-nous tout de même que Rudolf Steiner avait déjà annoncé au début du XXIème siècle (de façon prophétique?) qu'on finirait par inventer un vaccin contre l'âme humaine...


Ny fanontaniana dia hoe : Rhaj0 ve isan'ny voan'ilay vaksiny aparitaka amin;ny rivotra iainana io any aminareo any? Dia milaza ianareo fa normal tsara fa ny mpino no adala!!

48. rhaj0 ( 03/08/2017 11:17)
Dia tena fi(s)ainana kristiana iraika tampisaka mihintsy ve ity misambotsambotra dia mitsindrotsindroka resaka, izay TSY azony akoriny ny fondamental sy basique, fa ahitany ilay mazia-mirakla-piraofessia, dia tonga dia inoana sy itompoana ao. Koa resa-Baiboly moa no fataony an'izany, ary dia tsisy atao mahaganga izany an.. Teo i RBNIR, dia izao indray koa i Miharena.

Fa mba ampiasao kosa ho'a ilay coco sy internet ry Miharena aa..
- inona ny atao hoe vaksiny
- inona ny atao hoe zena
- ahoana ny fi-modifier-na zena
- ahoana ny fi-modifier-na pensees
- inona foana ity piraofetika ity
- ahoana ny fanaovana fikarohana @ Ineny Gogola ny @ ireo
- ahoana ny fanaovana fikarohana @ Ineny Gogola ny @ ahalalana ny hoax sy ny tsy hoax
- ets...
49. MIharena ( 03/08/2017 11:48)
Aza avadika ilay resaka Rhaj0 a! Tsisy idiran'ny fomba fijerena sy fikarohana gogola io fa zava-misy.

Tsy efa misy ve izao ireo olona tsy mahay afa-tsy manohitra ny fivavahana e! Ary tena miha-miroborobo be mihitsy an! Indrindra fa any Eoropa sy Zamerika any. Ny aziatika no tsy mbola manao io fomba manenjika fivavahana io satria ny azy efa manana ny kolontsainy izy.

Fa ireto izay efa nahazo fivavahana ireto mihitsy no niteraka olona mamorona fanoherana ny fivavahana dia manao izay hahabetsaka azy arak'izay tratry ny ainy na dia hanovana zena mihitsy aza. Fikarohana avo lenta io Rhaj0 ary tsy ianao Malagasy kely io akory no hanakana azy amin'izany.

Ny olana amin'ny Malagasy kely sasany fotsiny dia rehefa tonga any amin-dry zareo any dia mivadika biby ara-bakiteny tsy te-hahalala fa misy izao Mpanao izao rehetra izao izay miasa amin'ny olona izay misafidy hiaraka Aminy mandrakariva.
50. Calinbrandon ( 03/08/2017 12:16)

rhaj0:

Dia tena fi(s)ainana kristiana iraika tampisaka mihintsy ve ity misambotsambotra dia mitsindrotsindroka resaka, izay TSY azony akoriny ny fondamental sy basique, fa ahitany ilay mazia-mirakla-piraofessia, dia tonga dia inoana sy itompoana ao. Koa resa-Baiboly moa no fataony an'izany, ary dia tsisy atao mahaganga izany an.. Teo i RBNIR, dia izao indray koa i Miharena.

Fa mba ampiasao kosa ho'a ilay coco sy internet ry Miharena aa..
- inona ny atao hoe vaksiny
- inona ny atao hoe zena
- ahoana ny fi-modifier-na zena
- ahoana ny fi-modifier-na pensees
- inona foana ity piraofetika ity
- ahoana ny fanaovana fikarohana @ Ineny Gogola ny @ ireo
- ahoana ny fanaovana fikarohana @ Ineny Gogola ny @ ahalalana ny hoax sy ny tsy hoax
- ets...


Tsy misy fotony izany resaka izany. Aza ampidinina ambany e.
Resaka recherche en Sociologie et Ethnologie no fototry ny resaka fa tsy masturbation intellectuelle pure toy io mahazatra an-dRajh0 io.
51. rhaj0 ( 03/08/2017 12:27)
Hoax io "Funvax" io ry Miharena aa.. Rahefa mizaha Gogola, sy rahefa mijery site iry, dia jereo fotsiny aloha ny adiresy, hoe IZA no ao ambadiky ny resaka. Raha forum sy izao .com mameno bande passante izao no tompoinao, dia ... eny tokoany... ny olona taizan'ny prophétie (toa anao) no mpanao an'izany ho'a.

Fa efa mba toroina fampiasana coco&internet ianao io, fa dia isaory aho (any aoriana) ee...


O ry Calin... "recherche en Sociologie et Ethnologie " ve ny resak'i Miharena, izay norohiziny @ ity hoe: "de façon prophétique??? Câline...
52. RKjeanclaude ( 03/08/2017 18:26)

rhaj0:

RKjeanclaude:
otran'ny nalahelo be ianao a!

Tena kivy tanteraka tokoany aho ary tena sorenabe.. tsy izany fa fony aho tany Dago dia nisy projet nandraisako anjara momba sembana, na ara-batana na ara-tsaina, ary tena lasa sensible be mihintsy aho @ ireny olona ireny, satria ny zava-misy dia tena mahonena, ary ny tena giravibe koa dia ny ao an-tsaina (tsy miloaka) an'ny mpiara-belona raha ny amin-dreo. Efa ampolo-taonany izay, ary nefa, izao 2017 izao, dia io mbola mihahaka io ny an-dRKjeanclaude.

Fa dia raisina ny azafadinao izany ee...


misoatra anao nanaiky ilay azafadiko.
mba tsy hitohizan'ny alahelo intsony, sady lasa fifanambaniana ilay izy, dia aleoko aloha mametraka teboka ( na dia mbola manana hevitra sy teny betsaka havaly aza aho). teboka.
53. Miharena ( 05/08/2017 15:57)

rhaj0:

Hoax io "Funvax" io ry Miharena aa.. Rahefa mizaha Gogola, sy rahefa mijery site iry, dia jereo fotsiny aloha ny adiresy, hoe IZA no ao ambadiky ny resaka. Raha forum sy izao .com mameno bande passante izao no tompoinao, dia ... eny tokoany... ny olona taizan'ny prophétie (toa anao) no mpanao an'izany ho'a.

Fa efa mba toroina fampiasana coco&internet ianao io, fa dia isaory aho (any aoriana) ee...


O ry Calin... "recherche en Sociologie et Ethnologie " ve ny resak'i Miharena, izay norohiziny @ ity hoe: "de façon prophétique??? Câline...


Tsy mahavaly ilay fisian'ny olona maro manohitra ny fivavahana sy ny fisian'Andriamanitra ireo lazainao ireo.

Azonao hazavaina amin'ny fomba hafa ve ary aloha hoe maninona no taloha ny olona tia nirona tamin'ny fivavahana ary ankehitriny manomboka mihemotra sady tena mpanohitra mivaivay?

Ary ianao izay ao anatin'ny mpanohitra, inona no tena otrik'aretina azonao no tsy mahay afatsy manohitra izay zavatra voajanahary?
54. rhaj0 ( 05/08/2017 21:53)
Miharena:
maninona no taloha ny olona tia nirona tamin'ny fivavahana ary ankehitriny manomboka ...

Tsy mba nanontani-tena ve ianao ry Miharena hoe, t@ l'an zero h@ 300 na hotr'izany, maninona no taloha ny olona tia nirona tamin'ny fivavahana "TSY Kristiana", ary taoriana kely, manomboka ...

Dia ny valiny, mazava ho azy koa, dia "mivoatra" ny fi(s)ainana eee...


Miharena:
Ary ianao izay ao anatin'ny mpanohitra, inona no tena otrik'aretina azonao no tsy mahay afatsy manohitra izay zavatra voajanahary?

Dangereux mihitnsy 'le Miharena 'ty. Izay TSY mitovy revy (kristiana) aminy dia lazainy fa "otrik'aretina".

T@ ireo Katolika nanery ny Amerindiana hanaraka ny revy kristiana, tany @ 1950s, dia
- ankoatry ireo pretra (sasany) nanolana Ankizy,
- dia ny nataon-dry pretra, dia tonga dia soketainy ho "marary saina" izay amerindiana mbola mitana ny nenti-drazany, ary alefany any @ kilometra 18 aty.


O ry vahoakan'ny serasera... Fantampantatro ihany fa mpitory teny "ambony alitara" i Miharena io, fa .. fantatrareo personnellement ve izy ao io?

ngo dia manana fahefana (politika) mantsy ry Miharena itony, dia mampihatra manery ity fomba fi(s)ainany lomorina, ary dia hamotika ny fiainan'olona tsy manan-tsiny.

55. Calinbrandon ( 07/08/2017 07:55)
Du n'importe quoi mihitsy ny an-dry Rhaj0.
56. MIharena ( 07/08/2017 16:09)

Calinbrandon:

Du n'importe quoi mihitsy ny an-dry Rhaj0.


Marina mihitsy ny anao Calinbrandon fa i Rhaj0 tsy mahay miresaka intsony rehef atena zohina ny valinteny rehetra ataony.

Tsy ny fanontaniana no valiany fa izay efa raiki-tampisaka ao antsainy ao ihany dia ny hanohitra izay. Dia rehefa tenenina izy hoe voan'ny otrik'aretina ve dia mamaly bontana fotsiny ary mametraka ny tenany ho isan'ilay voan'ny otrik'aretina mampanohitra io hatrany hatrany.

57. MIharena ( 07/08/2017 16:13)
ka averiko eto indray ho an'i Rhaj0,

Valio ireo fanontaniana nomeko teo aloha ireo fa aza avilivily ny resaka.

Raha manontany aho, dia aza ireo resaka fahotana ataon'ny pretra io foana no hamalianao azy fa ijereo antony hafa nahatonga ny fironan'ny olona manohitra fivavahana.

Marihina ihany : manohitra hoy aho ary manao mihitsy hoe tsy misy Mpamorona ny zavaboary, ny olombelona ao anatiny.
58. calin.brandon ( 09/08/2017 14:45)
Rhaj0 >>>

Vas plutôt te cultiver, fa mahamenatra marina e !
Et ne te contente pas uniquement de Google pendant que tu y es !
59. RKjeanclaude ( 09/08/2017 19:49)
t'as raison, amigo.
60. rhaj0 ( 15/08/2017 17:42)
MIharena:
tsy misy Mpamorona ny zavaboary, ny olombelona ao anatiny.

Io ho'a rahefa tsy takatry ny hoza-dohanao Miharena ny resaka dia "mamorona Mpamorona" ao fotsiny ilay Imazination-nao.

Efa mba renao ve ry Miharena ilay hoe "Rien ne se perd, rien ne se crée..."??
Mifototra @ io daholo anie ... ny fahalalana (siansa) sy ny vokany (teknolozia) izay katsentsefinao ao io ry Miharena eee...


Ny an-dry Calin indray moa dia efa fantatra ny "voninahitr'Andrmntra lolohaviny, miaraka amina resaka Câline, et je cite, ny "foto-pisainana obtus... tsy takatrao.. gisitra... tsy misy fotony... Olona manana complexe... mizahozaho... Trois-Rivières..." fa nampiany teny frrrantsay mihitnsy ampitomboana ny voninahitr'Andrmtra ee... "Du n'importe quoi ... Vas plutôt te cultiver... ", izay nampian'i RKjenclude teboka hoe "amigo"...
f'angaha tsy mahatapaka ee :-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3602