Hevitra ho an'ny Namana Rhaj0
41. rhaj0
(
06/06/2017 11:21)
rhaj0:
Angano mifono karoty/kibay, nefa afangarogaroana Tantara (sy jeogirafia), hamatorana ny sain'ny mpamaky.
Miharena:
dia angano koa izany ny tantara sy jeografia
Letia eee... mba mamaky tsara va re nareo?
Efa hoe ny Angano afangaro Tantara, dia avilivilin-dry Miharena indray hoe "dia angano koa ny tantara".
Fa @ ilay "angano" ny BAiboly, dia ENY :
"manonofy daholo" IANAREO ... "imagination" (collective) daholo izany.
42. Miharena
(
06/06/2017 11:38)
Iza no nampiditra tao andohanao izany foto-kevitra izany?
Miaina amin;ny Dogma hafakely ianao izany an!

43. rhaj0
(
06/06/2017 12:19)
Ny "imagination"-ko no nampiditra izany tao an-dohako.
Sa aleo atao tsotsotra azany ampazava azy ho anao ry Miharena ee.. Nisy boaikely, toa nain, miankanjo fotsy, toa superman, mitaingina soavalikely, nain koa, no nitsoka tao @ sofiko, ary dia lasa azoko izay hevitra izay :-)
(raha ny marina, t@ izaho mbola kely, dia toa io boaikely io no ni-representer-ko izany Andrmntra tantaraina tamiko izany. Fa i Pere Noel kosa aloha dia bainina lava volombava manao akanjo jaky mena ihany eee...)

44. Miharena
(
06/06/2017 12:35)

Efa fantatro fa io no ho valin-teninao kah!
Dogma mitsipaka marindrano no anarany dia mamorona angano hitsipahana ny zavamisy.
45. rhaj0
(
06/06/2017 12:48)
Miharena:
Efa fantatro fa io no ho valin-teninao kah!
Letia eee... tena "Andrmntra" i Miharena ity :-)
Eritereto tsara ao ihany ry Miharena aaa.. tandremo fa kipantson'Andtmntra ianao, ngo dia miteniteny foana lava eto, ka vao mainka maha-oainina Azy...
Diniho lalina ao azany hoe, inona no "angano" ary inona no "zava-misy".
Ohatra "genesisy" sa "big-bang".
Na koa, "fotaka-miharo-roran'i Jesosy" sa "bionic eye".
Na koa, "tain-tsofin-nJesosy-apetraka-@-lela", sa "robot voice-n'i Stephen Hawkin"
46. Miharena
(
06/06/2017 13:00)

Big bang sary an-tsaina aloha dia atao theorie sy hypotezy.
Ny bionic eye vokatry ny fandinihana ny zavaboary
Ny robot fankana tahaka ny zavaboary.
Dia mipetraka ny fanontaniana hoe inona ilay zavaboary ary IZA no Nanao azy?
Tsy izahom tsy ianao angamba no valiny.
Dia resaho IZAY NANAO AZY, karohy ny soratra rehetra dia jereo hoe IZA no nanambara fa manana adidy amin'ny zanany sy ny asan'ny tananaNY
Aza manao bontolo saina hoatr'io moa Rhaj0 fa miverina eny am-piandohany foana ilay izy a!
47. rhaj0
(
06/06/2017 13:03)
- Ka ny "fotaka-miharo-roran'i Jesosy"
- sy ny "tain-tsofin-nJesosy-apetraka-@-lela",
- ary indrindrindra "genesisy" izany
Ireo izany TSY "angano" hozy i Miharena??? Eny sa tsia ??

48. Miharena
(
06/06/2017 13:17)
Tsy angano ireny kah! Voasoratra ary ny mpanoratra manamarina hoe izay no nitranga!
49. rhaj0
(
06/06/2017 14:36)
Miharena:
Tsy angano ireny kah! Voasoratra ary ny mpanoratra manamarina hoe izay no nitranga!
Asa raha azonao ny fataon'ny Siansa. Ny petra-kevitra aroso, dia (no)dinihin'ny mpandinika sy Siantista namany tsy miankina (independent), ary voa-reproduit (independamment).
Ny "voasoratra" ao anaty Baiboly kosa, dia izay nolazain'i Belazao, TSISY nanamarina, tsisy ni-reproduire.
Fa io ho'a ry Miharena, ataovy ao azany ilay recette-n'i Jesosy eee
- fotaka miharo rora ho an'ny Jamba
- tain-tsofina miharo rora ho an'ny Moana
- Devoly asosa any @ Kisoa
Ary raha tsy mahavita izany ianao ery Miharena, dia averiko foana, "mahatatesa ny vavan'i Jesosy", @ ilay hoe :
Matio 17: 16 .. Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy ...
50. Miharena
(
07/06/2017 03:48)

Tsy misy tsy mahalala ny fomba fanao ara-tsiansa fa efa betsaka ny nanaporofo fa azo atao tsara ilay manasitrana ny Jamba amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesoa, ny manasitrana ny adala, ny manangana ny maty ...
Zava-mivaingana sy voaporofo fa misy ireo.
51. rhaj0
(
07/06/2017 12:17)
Miharena:
azo atao tsara ilay manasitrana ny Jamba amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesoa, ny manasitrana ny adala, ny manangana ny maty ...
In-1 mandeha ho'a, mba nanatrika Fiangonana aho.. hi hi hi.. mba manatrika ihany tsindraidray eee.. :-)
Dia nafana fo ery ilay rahalahy, namena micro mba hitori-teny ho an'ny zandrikely.
Dia hoz'ilery: Ary nisy fiara, ary efa noesorina ny motera tao aminy. Ary nivavaka mafy ilay saofera. Fa tena nikodia mbola nandeha hono ilay fiara. Satria dia tena noho ny finoana (an'Andmntra) izany.
Dia nojereko tsara ny endrik'ireo ankizy notoriana ity teny. Fa dia samy nitana vanitika daholo ho'a ireto zaza.. raha tsy gaigy koa hinohino foana an'izany abobo izany.
Ngo dia mbola manao toa izay koa ianao ao @ Leglizinao ao ry Miharena.. Ny olona anie tsy miteny, ho fanajana (ny hadalanao), fa ny vanitika dia giladibe raha vao midify ny Leglizy eee...
52. Miharena
(
08/06/2017 04:45)

Tsy misy Leglizy mitoritory teny foana!
Ara-panahy no resaka. Herim-panahy no resaka ao.
Raha fanasitranana. zavatra mifindra toerana misy hery hafa manosika ivelan'izay famaritana ara-tsiansa, aza toherina fa misy izany!
Hoatry ny miresaka amin'ny bado aho rangahy Rhaj0! ianao angaha mbola tsy nahita fahagagana?! Betsaka no mitantara izany.
Fa ny Atheista hoy aho moa manohitra ny Mpahary no dikany. Heveriny angamba fa misy ho azy izy !
53. Miharena

54. rhaj0
(
08/06/2017 13:21)
Miharena:
ianao angaha mbola tsy nahita fahagagana?!
Itantarao "fahagagana" hitanao azany hoe ry Miharena.
(fahagagana hitan'ny masonao, fa tsy hoe, fahagagana hitanao tao anaty baiboly)
55. Miharena
(
08/06/2017 14:06)
Fahagagana hitan'ny maso sy tsapa mivantana :
1) Indray mandeha nisy matoatoa hita maso tao an-trano nangalatra pipa efa antitra be izay dia nianjera ilay pipa fa tsy voabatany dia nandositra izy vao narehitra ny jiro.
2) Namory olona Tsaratsara hanao fampihavanam-pirenena. Natao ny fombafomba, nifandray tanana ny olona natao solon'ny filoham-pirenena 5. Niantso ny avy any Ambony Tsaratsara! nihorohoro saika tsy voatazona ilay iraika lahy tamin'ny seza iray. Olona maro no nahita zava-miafina tsy mbola fahitany hatrizay. Niteny tamin'ny fitenin'ny Lanitra Tsaratsara taimn'izay.
3) Tonga ny hariva, natory ny rehetra. Nisasaka ny alina! Nisy zavatra nipoaka mafy toy ny varatra, avy hatrany dia niditra tao anaty dia niteny mamy nanambitamby nampahafantatra fa IZY miaina ao anaty. Tsy hita faritana ny haravoravoan'bny fanahy!
4) Andro fahavaratra, manorana isan'andro, tsy manana elo na imper ny tena taloha. na avy be aza ny orana alohan'ny hivoahana ny trano hamonjy fianarana na asa tokony hatao, dia mitsahatra rehefa eny an-dalana. Miverina indray rehefa anaty fiara. Mitsahatra rehefa mivoaka ny fiara mamonjy ny toerana hitosiana. Miverina indray ny orana rehefa tafiditra soa aman-tsara ny toerana hianarana na iasana. Tranga nihatra maromaro fa tsy indray mandeha satria mivavaka mandrakariva.
sns....
Mbola misy kjo ireo fisehoana maro ijoroan'ny olona momba an'i Jesoa fa jereo youtube be dia be io e!
Ohatra: Mama Vao, Nenilava, Tatandraza sns...

56. rhaj0
(
08/06/2017 16:07)
Tena hitan'ny masoNAO, hitan'ny mason'i Miharena ve ireo notantarainao ireo??
57. Miharena
(
08/06/2017 16:48)
Inona no hanotanianao izany? izaho mitantara mahita dia manontany ianao?
Mahagaga! Imagination daholo ny an'ny olona rehetra miredsaka aminao koh!
Zary fomba fiteny rehefa tsy mahita hanoherana tranga aseho azy mazava!

58. rhaj0
(
08/06/2017 17:49)
Miharena:
1) Indray mandeha nisy matoatoa hita maso..
'ndana aloha mianatra tsara ny Fampianaran'ny Fiangonana na Leglizy, fa ... TSISY "matoatoa hita maso" izany @ Kristianisma.
Miharena:
2) Namory olona Tsaratsara hanao fampihavanam-pirenena... Niteny tamin'ny fitenin'ny Lanitra Tsaratsara taimn'izay.
mahatapaka izany theatre ataon-dry Tsaratsara izany.. Ny an-dry Yahoshua moa tsinjaka be vata indray. Manja kah... tsy mba sahala @ Katolika/Protestanta, ka montomontotra be fa tsisy mitsiky sy mivanitika mihitnsy mandrutra ny fotoam-pivavahana.
Miharena:
3) ... Nisy zavatra nipoaka mafy toy ny varatra, avy hatrany dia niditra tao anaty dia niteny mamy nanambitamby...
Ngo dia "devoly" mitafy hodi-janak'ondry n'enao? Ny Anjely toa rahefa tonga dia arahina harpe sy violon kouh :-)
Miharena:
4) ...na avy be aza ny orana ... dia mitsahatra rehefa eny an-dalana.
Letia ee... Dia ilay zazakely niala nivoaka ny fiara mba nahafahan'i Miharena niditra izany petsan'ny orana ... satria TSY mba "nivavaka" toa anao ry Miharena.
tena "gaga" ny mpihaino (izaho anisany) @ ireo "fahagagana" ara-Miharena ireo kah... :-)
59. Miharena
(
08/06/2017 18:08)
Efa fantatra ilay eritreritrao te-hamaly bontolo fotsiny.
Mbola tsy ampy ny fahalalanao dia miteny ireo ianao. Ireo no niainana ary hita maso fa tsisy noforonin'ny saina na nanaovana fanadihadiana.
Matoatoa hita maso, olona nihorohoro hita maso, fahatsapana niainana ary tranga nihatra.
Dia aza manao toy ny valintenin'ny tsy nahita dia mamariparitra mody maka referansy Leglizy eo!
Ny Leglizy tsy tokony hataonao referansy satria ianao aza tsy manam-panahy tezaina akory.
Sa izaho no diso fa manam-oanahy ihany ianao Rhaj0?
Mety marina aminao ve ny hoe fanahy maha-olona?
Tsy misy ny mpamosavy aminao ve? Tsy misy ratsy fanahy aminao ve?
Satria izay lazaina eto dia izay asan'ny fanahy na ratsy io na tsara raha vao miresaka fitaizam-piangonana na Jesoa mitaiza na Jehovah mitaiza!

60. rhaj0
(
08/06/2017 19:00)
Miharena:
Efa fantatra ilay eritreritrao te-hamaly bontolo fotsiny.
OK.. Inona indray azany ny ato an'eritreritro ato, raha toa ka "efa fantatrao" foana izay mba lazaiko.. ianao Miharena mantsy Andrmntra @ io..
hein... Inona indray azany ny ato an'eritreritro ato??? :-)