Andro Iraisam-Pirenenea Ho An'Ny Vehivavy

61. RKjeanclaude ( 27/03/2017 08:50)
ilay olona teneniny fa tsy misy eto dia ilay ao saha Edena. Averina kely hoe destiné exclusivement ho an'i Adama io sahaio. Io saha io no mbola tsy misy iretsy zaba-maniry notanisainao, izany hoe t@ tany hafa tsy voasoratra eto satria tsy mahakasika ny lignee-n'ny Israel.

I Eva no renin'ny olona rehetra satria i Abela zanak'i Adama, i Kaina zanak'ilay atao hoe "menarana". Samy olom-belona ireo zaza ireo, izay no nahatonga an'iAdama nanao ilay anarana ho Eva,

PS: misy allegorie ao anaty Baiboly, tsy azo raisina ara-bakiteny (izay tsy ho ekenao mihitsy satria mila finoana)ho'aho, ohatra : Israely= maharesy an'And/tra dia tsy midika hoe hay ilay And/tra malemy noho ny olona.
62. rhaj0 ( 27/03/2017 10:47)
RKjeanclaude- 22/03/2017 19:21:
i Lucie tany Ethiopie aloha efa tany alohan'izy mivady tokoa e (...) efa nisy olona tsy namboarin'ilay Mpahary mivantana talohan'izy 2. (..) -misy reference ireo ambarako ireo, ao amin'ny Genesisy ao fa mba tsy omeko aloha.

Genesisy:
Genesisy 3:20 Ary Eva no nataon'i Adama anaran'ny vadiny, satria izy no renin'ny olombelona rehetra.

Bravo RKjeanclaude...
- nisy olona talohan'i Eva, hoy iRajeancl,
- na dia i Eva azany no "renin'ny olb rehetra", hoy i Genesisy.

Dia tena mba manala hamohamo anie ny hamohamonareo ry Rajeancl eee... Tsara fa tohizo fa izany no hitarazohako eto @ serasra eto eee.. :-)
RKjeanclaude:
Mino an'io naho na dia ilay pomme d'Adam eto amin'ny tendako ito fotsiny aza.

NOjereko ho'a ny dikan'io @ teny sinoa sy zaponey, fa tena tsisy hidiran'i Adama ny tendany ee... hi hi hi .. hafa ihany ry RKjeanclaude tsara-voazanaky ny frantsay :-)
63. RKjeanclaude ( 28/03/2017 07:40)
ka tsy hit fa ilay frantsay anie ka reny malala e! nareo koa moa miala aty mada @ teny gasy dia tsy firenen-kafa fa ilay mbola firenena mampiasa betsaka ny fitenin'io renintsika io..... ankafihizo tsy sazoka eo e.......

dia misaotra anao mody resy lahatra e... fa mba hanokafy lohahevitra kely momba ny univers sy ny Baiboly misy fanontaniana tiako mbo ho valianao, raha mety...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2423