Andro Iraisam-Pirenenea Ho An'Ny Vehivavy

21. endriny ( 15/03/2017 17:21)

RKjeanclaude:

azafady endriny. aiza ao anaty baiboly no misy hoe : " mandova fahotanan ny olom-belona" (tsy fanatsafana fa tena fanontaniana). raha ny momba an' i Adama sy Eva, fandovana "safidy" no hitako ao, hahay hifidy ny ratsy sy ny tsara, raha ny Genesisy fa ny boky hafa no tsy tadidiko hoe misy ankoatr'izay ve?

Maninona moa no izaho milaza ny hoe diso ary tsy mitombina ny hoe: "Fahotana tamin'ny fototra" indray no asainao mitady sy manaporofo ny fahamarinan'ny "Fahotana tamin'ny fototra". Fa maninona raha ireo mpiventy azy isan'andro vaky eto amin'ny dinika ity no irahinao mitady an'io.
22. RKjeanclaude ( 15/03/2017 18:34)

endriny:

zay no naovako azafady. sady nanontany mahitsy mihitsy aho fa tsy nangataka porofo taminao ka. hay ve tsy azonao e!?.misaotra anao namaly. nyTompo anie hitahy antsika rehetra.
23. rhaj0 ( 17/03/2017 03:24)
RKjeanclaude:
aiza ao anaty baiboly no misy hoe : " mandova fahotanan ny olom-belona" ...

Aza miala @ Ineny gogla eee.. Sirika ato fa hoe:

Romana 5:12 Noho izany àry, dia tahaka ny nidiran'ny fahotana tamin'izao tontolo izao tamin'ny olona iray, sy nidiran'ny fahafatesana noho ny fahotana, ka nifindra tamin'ny olona rehetra ny fahafatesana...

Fa raha TSY mampetimety ny baolin'i RKJeanclaude io, dia tena ampirisihiko ianao hoe, tena ario any, fa i Paoly no nanoratra ny Romana, ary revirevin'i Paoly (irery) io, ka dia hadalan'izay mino azy eee...
24. RKjeanclaude ( 17/03/2017 05:44)

rhaj0:

azafady, tsy azoko izay tianao tenenina @ilay hoe:"aza miala @ Ineny gogla eee.."

Ny @ io verset omena io indray dia izao. Mila mijery mihitsy aloha ilay tantaraina eto angamba dia ilay ao @ Gen 02/17. Fahafatesana no lazaina fa holovaina ao fa tsy fahotana, izay no nahatonga io Rom io hiteny hoe :" ka nifindra tamin' ny olona rehetra ny fahafatesana"

izany hoe tsy ny " cause " no nolovaina fa ny " conséquence.

Ny hanary "io" ve!? rehefa resy lahatra aho hoe tsy ao tokoa io dia haiko ho azy ny manapa-kevitra. Misaotra indrindra.
25. endriny ( 17/03/2017 13:53)
Rahoviana aza no hisy andro iraisam-pirenena ho an'ny lehilahy? Na hoe andro iraisam-pirenena ho an'ny ankizy?
26. rhaj0 ( 17/03/2017 14:55)
RKjeanclaude:
Romana 5:12 Noho izany àry, dia tahaka ny nidiran'ny fahotana tamin'izao tontolo izao tamin'ny olona iray, sy nidiran'ny fahafatesana noho ny fahotana, ka nifindra tamin'ny olona rehetra ny fahafatesana...

... Mila mijery mihitsy aloha...

hi hi hi... mila mijery ny hoe, ahoana no amolapolahana azy mba hifanitsy @ eritreritry ny tenabe io an :-)

Rahefa mi-google ianao, dia hahita ny fandalinana nataon'ny (tsy) mpahay azy isan-karazany ao.

Anisan'izany, ary ny miverimberina dia hoe, "nolovana ny otan'i Madame Eva".

Fa raha tsy mety @ famolapolahanao azy io, dia arosoy zavatra hafa izany eee... Dia lazao fa TSY kopy n'inon'inona iretsy (tsy) mpahay azy iretsy.

Fa samy milaza sy manandra-tena daholo ianareo rehetra fa samy no-inspirer-n'Andrmntra nefany... Dia iza no inoana? sa izany Andtrmna izany mihitnsy ho'a no tsy hita inoana eee...
27. RKjeanclaude ( 17/03/2017 18:29)

tsy eritreritro mba te hampifanandrify zavatra io, fa verifieo azafady. Raha kamo hi-verifier ianao dia aleo soratako eto-Gen 2/17b:" fa amin'ny andro izay ihinananao azy dia ho faty tokoa ianao". Ka tamin' io lehilahy io no nidiran' ny fahafatesana izay voasoratra eo amin' io Rom nosoratanao io. Ary io Rom io ary anie milaza fa vokatry (consequence) ny fahotana dia tafiditra ny fahafatesana. Io consequence io no nolovaina fa tsy ilay cause( fahotana). Mba vakio tsara kosa e.

google ho' zy enao! tsy haiko ny ao satria tsy mbola nitsidika izany aho. Fa io fandovam-pahotana teneninao io dia doctrine tapaky ny concile (EKAR) (mba hanaporofoan-dry zareo doctrine hafa).

Ny amin'ny hoe finoanom-poana ny mino Andriamanitra dia izao: Manomeza ianao source nahatonga ny anaran' ny firenena Israel hoe: tsy misy fanazavana idiran'ny hoe Andriamanitra. Ary ny fisian' ny olona tsy hino Azy @ izao andro farany izao aza dia efa voasoratra fa ho maro. Ka izay no voa miha mampitombo ny finoako Azy be be kokoa.
28. rhaj0 ( 20/03/2017 10:59)
RKjeanclaude:
io fandovam-pahotana teneninao io dia doctrine tapaky ny concile (EKAR)

Ka dia IZA hono azany no inoan'ny ondry eee..

1- ry Concile, izay efa h@ razambeny no nievoka baiboly tao ho'a; na koa azany, ny razambeny no (isan'ny) nanoratra tao. Ary taorian'ny fandinihin-dreo lalina BE tao, andro aman'alina, miaraka @ inspiraka be avy @ Andrmntra, dia io (doctrine/dogme) no novokariny, sa

2- i RKjeanclaude, sy ny namany, izay "namaky tsara" ny Baiboly, ary dia namokatra (dogme) izay toa ny vaovao BE.

29. endriny ( 20/03/2017 14:07)

RKjeanclaude:

Fahafatesana no lazaina fa holovaina ao fa tsy fahotana, izay no nahatonga io Rom io hiteny hoe :" ka nifindra tamin' ny olona rehetra ny fahafatesana"

izany hoe tsy ny " cause " no nolovaina fa ny " conséquence.

Hono ho'a RaJean, ny andevo ve izany tokony mbola hijanona andevo foana hatramin'izao, satria ny Razambeny tsy nahay niady taloha. Dia tsy maintsy mibaby ny vokany ny eto Andranomanalina iray manontolo ankehitriny.

Raha sanatria misy vehivavy teraka ao am-pigadrana izany dia tokony migadra ao koa ny zanany? Sao dia fomba efa nilaozan'ny toetr'andro aza izany? Sa moa ny fomba tokony tsy miova mihintsy koa?
30. rhaj0 ( 20/03/2017 15:33)
RKjeanclaude:
Fa io fandovam-pahotana teneninao io dia doctrine tapaky ny concile (EKAR) (mba hanaporofoan-dry zareo doctrine hafa).

Raha dinihiko dia mitovy ihany ry RKjeanclaude sy Vatican izany ee.. Samy te-"hanaporofo zavatra hafa", dia ilay voasoratra (dia voasoratra) no aviravira. Ny an-dry RKJC indray izany eto, raha ny fahitako azy, dia toa ilay "fahafatesana" no tiany "porofoina". Sa tsy izany RKJC?

Dia sahala @ tantaran'i Harry Potter ihany io, dia tena apetrapetraka mivalambalana eo hoe, rahefa @ izao sy izao, dia "rafahafatesana" ee...

Efa noresahina lavabe io, fa rafahafatesana re dia satria potika ny mekanika dia vita eee...

Fa na avilambilanao tahak'n'inona ao koa ho'a ny resak'Atra, dia eritrereto tsara ao azany, fa ...

Raha namorona ny fahafatesana i Andrmntra
Dia nasiany Paoma kely
Dia nasiany Bibilava
Bibilava malamalama
Amitahana an'i Eva
Sy amitahana an-dRaJC...
Izay h@ izao mbola mivaralila sy minomino foana ee...
31. RKjeanclaude ( 21/03/2017 11:34)
ka na manaiky na tsy manaiky n'iza n'iza tsy maintsy mandray io lova io daholo. Saingy ny mino manantena tsara lavitra, Jao;11/25.

Raha ny niovan'io fandoavana io indray lasa navadika ho fandovana fahotana nataon'io fiangonana voalaza io dia nbola tantara lavabe tsy hampino anareo mihitsy.

Raha ny hoe efa viasasa dia marina izany, ny ati-dohako aloha efa voasasa fa misy ny ati-dohan'ny hafa efa voaloto, angamba, dia tsy hino mandrakizay mihitsy fa haniratsira eny foana.
32. rhaj0 ( 21/03/2017 15:04)
Rehefa tsy mitovy @ ny anao (sy izay inoanao) ve moa tsy "faniratsirana".. Nefa anie ireo "Havanao @ Tompo" ireo ho'a ka tena mba @ fo madio no mba miredirevy (toa anao) eee...
33. RKjeanclaude ( 21/03/2017 19:16)

rhaj0:

Rehefa tsy mitovy @ ny anao (sy izay inoanao) ve moa tsy "faniratsirana".. Nefa anie ireo "Havanao @ Tompo" ireo ho'a ka tena mba @ fo madio no mba miredirevy (toa anao) eee...

Nalahelo angaha ianao!? tena miala tsiny , manao azafady.
rediredy hoy ianao!? fa angaha rehefa mino izay tsy inoanao dia hoe " mirediredy".....Nefa anie ireo namanao miezaka manao demon-stration ireo hoe hadalana ny mino sy mivavaka ka tena mba @ fo madio koa no hitenitenenany foana (taonan'iza re izany e!?) e.....
34. rhaj0 ( 21/03/2017 19:28)
Ilay Vatican izay TSY mitovy "finoana" aminao no (no)tondroiko fa mba mireviredy toa anao ihany, nefa dia pehanao.

35. RKjeanclaude ( 21/03/2017 19:55)

rhaj0:

Ilay Vatican izay TSY mitovy "finoana" aminao no (no)tondroiko fa mba mireviredy toa anao ihany, nefa dia pehanao.

tsy mipeka aho fa mba miezaka mampitodika antsika amin'ny lasa hahafantarana ny ankehitriny.

Dia iza izahay sy i Vat no tena mirediredy raha nolazainao fa nopehako izy?
36. rhaj0 ( 21/03/2017 23:28)
Amiko dia mitovy ihany ianareo sy Vatican eee.. Samy mamiravira ny Baiboly hifanandrify @ eritreriny ao. Fijery (point de vue) io.

RKjeanclaude:
Ary ny fisian' ny olona tsy hino Azy @ izao andro farany izao aza dia efa voasoratra fa ho maro. Ka izay no voa miha mampitombo ny finoako Azy be be kokoa.

Ka ny statistika, dia ny moslimo no hitombo isa betsaka, noho ny finoana/fivavahana hafa rehetra, ambara-paha-2050.. Ka io ve izany ny "faminaniana" inoan'i RKjeanclaude, ka mahatonga anao hino be Aza mihintsy koany koa?

Dia nefa indrisy, fa hozy indray i gogola..

Christianity. ... And according to 2012 Pew Research Center survey, within the next four decades, Christians will remain the world's largest religion; if current trends continue, by 2050 the number of Christians will reach 2.9 billion (or 31.4%). By 2050, the Christian population is expected to exceed 3 billion.

Ka tena tsy mahavoa indray izany ny "faminania" inoanao ao ry RKjeanclaude a...

ka ngo dia mila miova finoana @ izay ve izany ny rahavako izany?? :-)
37. endriny ( 22/03/2017 06:08)

RKjeanclaude:

tsy mipeka aho fa mba miezaka mampitodika antsika amin'ny lasa hahafantarana ny ankehitriny.

Dia iza izahay sy i Vat no tena mirediredy raha nolazainao fa nopehako izy?

Fa angaha moa ny lasa tsy otkony efa ovaina fa nilaozan'ny toetr'andro ohatran'ny basy atifi-kavana.

Sa izao no an'ilay nisalaka tapany, mihomehy ny olona miboridana kanefa ny itinafy tsy mahasarona ravimbody. Rehefa ilay ohabolan'ny Ntaolo dia lazaina fa lany andro, tsy mifanaraka amin'ny toetr'anro ankehitriny. Kanefa rehefa ny bibilaosy dia hoe andao todihana ny lasa.

Mampihomehy ny olona e

Arotsay indray aloha ny 1/10 fa tsss
38. RKjeanclaude ( 22/03/2017 08:14)

Ka mila hitodihana ny lasa hoe efa lany daty sa mbola matsiro ilay izy ka mbola tazonina tsara.

mampihomehy olona a!? tsy nisy olona nihomehy akory aza teo ko....

Tsy 1/10 intsony izao no arotsaka a, efa lany daty izany fa efa nitombo 1/2.
39. endriny ( 22/03/2017 09:55)
fisolokiana bevata ity marina a
40. rhaj0 ( 22/03/2017 12:18)
RKjeanclaude:
Ka mila hitodihana ny lasa hoe efa lany daty sa mbola matsiro ilay izy ka mbola tazonina tsara.

mampihomehy olona...

Miresaka daty, ka dia hono ho'a ry RKjeanclaude.. Lany andro ve ireto daty ireto, sa tena mbola ankafizinao ka anaovanao fiki-maty ao?

- 6000 taona lasa izay, dia noforonina i Adama sy Eva (io dia avy @ kajikajy avy ao @ Baiboly ao, izay nanome ny tetiharan'ny taranak'i Adama sy Eva)

- 2358 taona lasa izay, dia noringanina daholo ny olona, ary dia Noah sy ny fianakams (sy ny Biby) sisa no avotra nitaingina sambofiara, ary ireo no nihanaka eran-tany nahatonga antsika jiaby rehetra eto io

ka ahoana... 6000 taona lasa?? 2358 taona lasa??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1508