Tonga indray ity ny Paka

21. endriny ( 10/03/2017 10:31)
Inona indray no tsy mazava.

Efa I Jesosy mihintsy no nilaza fa mbola tsy tany amin'ny paradisa izy.

I Paoly angaha nifampiresaka tamin'i Jesosy tamin'izany.

Ny kristianina ihany no mandika vilana ny baiboly (RBNIR)
22. RBNIR ( 10/03/2017 11:47)
endriny:

Inona indray no tsy mazava.

Efa I Jesosy mihintsy no nilaza fa mbola tsy tany amin'ny paradisa izy.

I Paoly angaha nifampiresaka tamin'i Jesosy tamin'izany.

Ny kristianina ihany no mandika vilana ny baiboly (RBNIR)

Ary ahoana ny hevitr'i rhajo izay koa v? mitovy ihany ilay 3 andro sy 3 alina sy ilay izy nandehandeha niseho tamin'ny mpianatra nandritra ny andro maro taorian'ny nahafatesany sa????
23. rhaj0 ( 12/03/2017 12:58)
Tsy arako tsara ny tantara, fa ny hany takatro, dia rahefa "nidina tany @ fiaian-tsi-hita", nandritra ny 3 andro izy, dia tena ... "tsy hita" eee...

(izayve ny fanontanian'i RBNIR?)
24. RBNIR ( 12/03/2017 20:39)

rhaj0:

Tsy arako tsara ny tantara, fa ny hany takatro, dia rahefa "nidina tany @ fiaian-tsi-hita", nandritra ny 3 andro izy, dia tena ... "tsy hita" eee...

(izayve ny fanontanian'i RBNIR?)

Marina ny anao, aleo manontanintany foana toy izay mamalivaly foana fa manjary hihomehezan'ny ankizy e.....

:-)
25. RKjeanclaude ( 14/03/2017 20:38)

rhaj0:

inty ny "porofo"

Jereo avy eo ankavia : ilay Andrmntry ny Mediteraneana
Tombano avy eo ankavanana : ilay Andrmntry ny moyen orient

rhaj0 a. mitovitovy ny gana sy akoho, fa samy hafa mihitsy, ny bibilava sy ny fil, ny olona sy ny gidro. izany hoe: comparaison n'est pas raison. Fa ataon' ny olona ho iza moa izy( Mat16/13-16). samy hafa ny fijerin'ny olona azy hatr@izao, fa izaho miombo-peo @Petera. ary hoe koa: ny hazo fijaliana dia fahadalana ho an'ny hafa fa famonjena ho an' ny mino-1Kor1/18.
26. RKjeanclaude ( 14/03/2017 20:38)

27. rhaj0 ( 15/03/2017 20:27)
Tsy "mitovy" marina ireo roa ireo ry Jeancl aa... ilay an'ny mediteraneana, etsy havia, no tonga aloha, fa ny an'ny moyen-orient, ilay eo @ havanana, no aoriana, ary naka tahaka.

TSY hitovy mihintsy ny fakana tahaka.

Saingy ny mahavariana, ilay "naka tahaka" indray no malaza.
28. endriny ( 20/03/2017 14:00)

RKjeanclaude:

ny hazo fijaliana dia fahadalana ho an'ny hafa fa famonjena ho an' ny mino-1Kor1/18.

Mahafinaritra mihintsy ilay manao sorona olombelona mitovy amin'ny tena o! Mahavariana.

Izaho dia variana mihintsy amin'ny fanamboaran-tsaina ataon'ny Kristianina (fanasana atidoha mba Hadio). Fa ho an-dry zareo izany hoe ràn'i Jesosy izany dia tena zavatra tsara, ary na dia ny nanaovana sorona an'i Jesosy aza dia aseho tsara mihintsy hoe: "Nofantsihana izy, dia notrobarana ny lanivony ka nitsoninika avy ao ny rano sy ny rà".

Ary indreto isika isaky ny andro fandraisana mampiakatra ny vera sady miteny hoe: "samia mandray sy misotro amin'ity Ràko ity", dia manilaka ny biskoy : "Samia mihinana amin'ity vatako ity". Asa aloha na efa nahita olona nivoa-drà na matin'ny loza ry isika na ahoana? Dia vinavinao kely hoe: "misotro ny ràn'ilay olona tapa-tongotra izany isika". Na ny miheritreritra azy aza mahadikidiky. Saingy asa aloha
29. RKjeanclaude ( 21/03/2017 10:30)
tsy io ihany akory hitovizan'ny kristiana sy ny fivavahana hafa. Zeus ao @ thologie romaine koa aza manana zanaka tonga olom-belona. Toy izay koa ny theologie babylonienne. Fa mijanona ho legende fotsiny sy ho fanamafisana ny fon'ny tsy mino ireny: Jaona 10/08:"mpangalatra sy jiolahy izay tonga talohako"

Bizarre ho'zy nareo, tena marina izany, sarotra inoana mihitsy ho'aho fa"sambatra izay mino nefa tsy mahita".
30. endriny ( 21/03/2017 13:28)

RKjeanclaude:

Bizarre ho'zy nareo, tena marina izany, sarotra inoana mihitsy ho'aho fa"sambatra izay mino nefa tsy mahita".

Ianao izany mino fa mananasy no iakanjoan'i Voahangy Rajaonarimampianina?
31. endriny ( 21/03/2017 13:32)

RKjeanclaude:

Mba valio ange ilay fanontaniana aza fady e: Aminao ve mahafinaritra anao ny mibanjina ao an-tsainao fa ianao dia misotro ny ran'i Jesosy? Madio ve ny heritreritrao fa ny fiangonanao dia mifotra amin'ny fanaovana sorona olom-belona, dia ilay olom-belona nantsoina hoe Yeshua Ben Yosef
32. rhaj0 ( 21/03/2017 18:31)
RKjeanclaude:
... ny theologie babylonienne. Fa mijanona ho legende fotsiny...

Ny Finoan'ny hafa izany "legende" fa ny an'i RKjeanclaude "tena izy" an...

RKjeanclaude:
"sambatra izay mino nefa tsy mahita"

dia @ Kristianisma ihany io no mihatra, fa ny an'ny "legende" hafa dia "vendrana izay mino nefa tsy mahita" na hotrahotran'izany an...

Aiza ny objectivité-nao Ra-JeanCl aaa... Dia tena (mbola) tsy hitanao ve fa tena nojambaina ianao ao io??
33. RKjeanclaude ( 21/03/2017 19:01)

1)Nisy tenina philosophe iray izay hoe:" la philosophie qui reste demeure une religion". Asa raha marina aminao izay na tsia.
2)averiko ilay reference Jaona 10/8:"Mpangalatra sy jiolahy izay rehetra tonga talohako...." Ka afaka manaraka ireo jiolahy izay te-hanaraka fa aleo ny jamba no hanaraka ny Tompo fa ny mahiratra kosa dia efa tonga jamba-Jao 09/32. Ireo nolazainao fa jamba ireo anie " ka maharitra toy ny mahita zay tsy hita e"-Hebreo 11/27.
34. rhaj0 ( 21/03/2017 19:14)
Dia mbola isaorana ianao RKjeanclaude manipika mazava tsara fa, dia i Jesosy en personne mihintsy izany no manao z'inona ny Finoan'ny Hafa (mpangalatra sy jiolahy hono ny tonga talohany).

Nataoko fa i Paoly ihany no fatra-panilikilika ny Finoana/Fivavahan'ny Olona hafa. Raha ny marina, ny an'i Paoly, dia ny Kristiana namany ihany no ahilikiliny. Iza tokoany moa no nianarany fa tsy i Jesosy.
35. RKjeanclaude ( 21/03/2017 19:50)

fitia te-hamonjy fa tsy fitia te-hanilika e.
36. rhaj0 ( 21/03/2017 23:42)
pli-vava be vata n'enao ry RKjranclaude...

Raha eny ambony alitara ianao miteny an'izzany hoe "fitia te-hamonjy fa tsy fitia te-hanilika" ny fanivativana olona, dia mety mi-passe tokoany; fa eto @ serasera tsy voambaka @ izany eee....

Raha manasoketa na manivativa olona ve i Jesosy, ka hoe "mpangalatra sy jiolahy" ireo nitory an'Andrmntra (araka ny mba saim-pantany tao), dia "fitia te-hamonjy fa tsy fitia te-hanilika" izany???
37. RKjeanclaude ( 22/03/2017 17:07)

samy manana ny fandraisany azy e, satria ny foi et croyance, subjectives et individuelles.
38. rhaj0 ( 22/03/2017 17:44)
eny ho'a ee... efa hay anie ny fomban'ny Mpino sy Mpampino ee... averimberiny io resaka io, ataony amina "teny mahery" na ataony amina lamentation, dia farany tena "inoany" fa marina..

Tsisy fandalinana, tsisy famabahana, fa tonga apetapetaka ny resaka, na misy lojikany na tsisy, dia .... voilà.

Izay tokoany ilay "manaiky-tsisy-porofo" = MINO
39. RKjeanclaude ( 22/03/2017 18:24)

rhaj0:

eny ho'a ee... efa hay anie ny fomban'ny Mpino sy Mpampino ee... averimberiny io resaka io, ataony amina "teny mahery" na ataony amina lamentation, dia farany tena "inoany" fa marina..

Tsisy fandalinana, tsisy famabahana, fa tonga apetapetaka ny resaka, na misy lojikany na tsisy, dia .... voilà.

Izay tokoany ilay "manaiky-tsisy-porofo" = MINO

nomeko anao daholo ny references fa tsy inoanao a! tsy nisy naperapetaka sy sans preuve izany teo.
40. rhaj0 ( 22/03/2017 19:31)
Hitako ee... hitako tsara mihintsy ianao ao @ ilay hoe..

Ary ny (resa-)Baiboly no manamarina ny (resa-)Baiboly.

ka dia variana (izaho) mijery anao RKjeanclaude tsy tonga saina fa dia miodikodina ao @ kiboribory vetaveta-nao ao.. (cercle vicieux)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1981