Mpitandrina mijangajanga

21. tapakevitra ( 09/02/2017 12:47)

Strong3:

anotanio izay nanosotra an'i dadapasy ny tokony hatao amin'io ...

Ny olona mahita mantsy dia tsy tokony hitoroka fa mandray avy hatrany ny andraikitra
Milaza avy hatrany amin'ingahy mpitandrina ao amin'ny mangingina ka mananatra azy

raha mananatra azy fahan-telo ianao ka tsy mihendry izy dia maka vavolombelona 2 na 3 mba hanamarina ny fananarana ka ny farany dia miantsony ny sinaoda amin'ny profo maripototra

...
izao ataonao izao izany ilay ataon'ny mpino tsy mahalala ny tokony hataony :)


efa nande t@ ireo etape nolazainao ireo , fa nony tonga ambonimbony ilai izy dia betsaka no niaro azy oe avelao @ zao fa vie privée -ny le izy
22. endriny ( 09/02/2017 14:37)
Ary ahoana raha samy mijangajanga daholo na ny mpitarika na ny entina? Tsy tokony fafana ve andininy iray amin'ny didy 10?

Mety fanehoana firaisana ao amin'ny tompo ihany koa ange io e! Sa ahoana?

Fa ny manahirana fotsiny dia ilay hoe manao voarin'ny fahadioavana tsy hanambady, atao mahorakoraka, amoriana ny lafivalon'ny Nosy kanefa tsy manajatena akory.

Inona no maha samy hafa an'izany @ filoham-pirenena sy ny mpanao politika mianiana ny hanaja ny lalam-panorenana kanefa aoka fotsiny.

Izaho aza moa tokony hiditra @ 8, @ 9 aho vao hita raha maraina indrindra. Ihihihihihi
23. Strong3 ( 10/02/2017 12:41)

rhaj0:

Ilay hoe hanantona an'i Dapasy, @ ilay izy mamitaka ny vadiny iny, izany ve ry Strong3 tsy revirevy ambony taratasy fotsiny? Koa na raha i Datoanao ao azany no mangala-badin'olona, marina mafy raha maha-cause akoriny ianao; mainka fa debabe izay manana fahefana moraly aminao no hoe, ho teniteneninao (mangingina) ao...

Fa ireo mianatra katekomeny @ Dapasy ao izany no tena mampalahelo eee... Aza ny ataoko no atao, hozy Dapasy, fa ny lazaiko no atao. Hozatra (hoza-doha) tsy mivokona @ izany efa tsy velona intsony... Nefa i Mamzela tena mampivokona hozatra :-)


manana ny fitsipim-pipehezana ny fiangonana foibe mahakasika ireo pasteur ireo fa tsy hoe : tsy maty manota.
misy ny loholona ny diakona ny birao ny filankevimpitantanana sns ...
afaka ampiakarina ny raharaha rehefa miziriziry izy.


raha tsy hoe fiangonana zandriny mahay miracle angaha ka manindry bokitra :)
na ry pédophilie sy gay sns any amin'ny fiangonana matanjaka arabola hihihih :D :D
24. rhaj0 ( 10/02/2017 13:27)
Mba mampiresaka ry Strong3, fa ny Fiangonana/Leglizy dia TSY demokrasia. Mety misy fifidianana ny ben'ny FJKM/EKAR ohatra, fa avy eo, ia r-a-d tsy azo dikaina izy. Ny Pasitera/Mopera angaha moa "nofidiana" fa tsy "notendrena"...

Ohatra izao i RAsendrahasina.. Nanaja-tena sy nanaja ny fiangonana no nampiala azy teo, fa tsisy debat public.. (fosafosa tsy debat public).

Ohatra izao i OMAR.. manohana fanonganam-panjakana ve nahazo tso-dranon'izay Birao ao, sa ny Vatikanina no nitso-drano azy?
25. Strong3 ( 13/02/2017 07:19)
aiza angaha ilay tsy mazava???

nga moa démokrasia izany , fa teny miakatra ifampierana ... fa rehefa tsy mihaino ny rafitra ambony dia sokirin'ny mpino amin'ny gréve teo ny mpitandrina iray
26. rhaj0 ( 13/02/2017 11:54)
hay va re misy "greve-n'ny Mpino" koa any, hozy Strong3 ee...

Dia toatoa ny ahoana ny fi-greve-nareo ao ry Strong3 mpino?

Ngo dia manao sahala @ mpanao greve du sexe??
27. Strong3 ( 13/02/2017 12:54)

rhaj0:

hay va re misy "greve-n'ny Mpino" koa any, hozy Strong3 ee...

Dia toatoa ny ahoana ny fi-greve-nareo ao ry Strong3 mpino?

Ngo dia manao sahala @ mpanao greve du sexe??


ka izay ilay tranga resahana eto ary raha mi- google kely ianao dia tantara be ao @ ambohijatovo fitiavana ao izao ...

fa tsy i Strong3 no mampigirevy ny mpino fa ny adalany izany :D satria ilay tena tontolo arampanahy tsy mipetraka
28. endriny ( 14/02/2017 08:09)
Tokony atao harema ny mpitondra fivavahana dia tsy afaka mijangajanga intsony
29. Strong3 ( 14/02/2017 12:21)

endriny:

Tokony atao harema ny mpitondra fivavahana dia tsy afaka mijangajanga intsony


ny saina rehefa tsy mifantoka sy tsy vonona dia hanatratra tanjona dia mihemotra hoazy . Ka na ataonao toa inona eo io rehefa tonga ny firodanan'ny finoany dia manao ny ataony foana io.
30. rhaj0 ( 14/02/2017 14:56)
Strong3:
ny saina rehefa tsy mifantoka sy tsy vonona...

dia akapokapoka ho Andrmntra daholo no hoe manao an'izao sy izao, nefany ...
31. endriny ( 15/02/2017 06:13)

Strong3:


endriny:

Tokony atao harema ny mpitondra fivavahana dia tsy afaka mijangajanga intsony


ny saina rehefa tsy mifantoka sy tsy vonona dia hanatratra tanjona dia mihemotra hoazy . Ka na ataonao toa inona eo io rehefa tonga ny firodanan'ny finoany dia manao ny ataony foana io.

Inona ary no nahatonga ny Moleculle?
32. Strong3 ( 16/02/2017 07:10)

endriny:


Strong3:


endriny:

Tokony atao harema ny mpitondra fivavahana dia tsy afaka mijangajanga intsony


ny saina rehefa tsy mifantoka sy tsy vonona dia hanatratra tanjona dia mihemotra hoazy . Ka na ataonao toa inona eo io rehefa tonga ny firodanan'ny finoany dia manao ny ataony foana io.

Inona ary no nahatonga ny Moleculle?


ianareo tsy misy andriamanitra no namorona azy kou inona moa no anotaniana izany indray ... laolina :D
33. endriny ( 17/02/2017 05:22)
tena vola be tokoa ha fampanginana ireo voaolan'ny mopera tany Australia
34. endriny ( 17/02/2017 14:44)
230.000.000 $ no nalohan'ny katolika tany Aostralia onitry ny FANOLANANA ANKIZY nataon'ny pretrany.
35. rhaj0 ( 17/02/2017 15:43)
Efa noresahina tato koa ee..

http://www.foxnews.com/world/2017/02/15
166.1 millions US $ no naloa ho an'olona 500 naholan-dry pretra tao Oregon, Washington,.. Montana.

Ireo izany efa ho 230 + 166, dia hita mangarahara io fa efa ho 400 millions $ no tampi-bava.. nefa ampahafirin'ny mpanolana no "avotra" @ ireo??

Fa TSY ho lany ny volan'i Vatican ee... mbola betsaka ny Katolika, hatrany Dago, mandrotsaka rakitra!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.386