Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (7)

21. lahindroy ( 14/12/2016 11:29)
miarahaba

"... ny mahalasa ny sainy izao dia hoe, maninona koa azany i Bob Dylan, izay nivadika ho Moslimo, no tsy mba maka ny Prix Nobel-ny.. na koa hoe i Janet Jackson, izay lasa Moslimo koa, dia bevohoka, nefa efa 50 taona!..."

mila fanitsiana kely io : Dylan dia tsy lasa nivadika silamo akory fa niova kosa ho kristiana tany amin'ny taona 1979 tany ho any (nolebiazina tao anaty kolotsaina jiosy izy fony fahazaza)
ny tsy fandehanana naka ny "prix Nobel" araky ny hevitro , dia mety fanoherana ny rafi-piaraha-monina misy amin'izao fotoana izao (tahakan'ny nataon'i J.P Sartre taloha ) ; vinavina ihany io fa ny tena marina akory tsy fantatro




[/quote]
22. rhaj0 ( 14/12/2016 12:10)
marina izany... fa Jiosy dia nivadika Kristiana, dia nitady ny spiritoalitiany tao (sahala amin-dry Beatles fony androny koa) i Bob Dylan. Nafangaroko an'i Cat Stevens izay lasa Yusuf Islam. (Fa samy manja ny hiran-drizalahy kah... wild world.. peace train.. :-)
23. rhaj0 ( 06/02/2017 21:01)
http://www.cnn.com/2017/02/06/asia/australia-catholic-sex-abuse/index.html
Between 1950 and 2015, 7% of Australian priests were accused of abusing children, according to the Royal Commission into Institutional Responses to Child Sexual Abuse. Over 40% of priests in some orders have been accused of abuse.
(..)
The commission found, between January 1980 and February 2015, there were 4,444 victims of alleged sex abuse.
From three separate data surveys and witness testimonies, the commission found 7% of priests belonging to 75 Catholic Church authorities were alleged perpetrators.
The average age of victims at the time of abuse was 10.5 for girls and 11.6 for boys.
At least 1,880 alleged perpetrators were identified, according to the commission.
Of the alleged perpetrators, 32% were religious brothers, 30% were priests, 29% were lay people and 5% were religious sisters.



Dia ahoana anefa hozy Vatican.. na koa ny Katolika (gasy) miaraka @ ireto mpanolana zaza???
24. rhaj0 ( 15/02/2017 20:38)
http://www.foxnews.com/world/2017/02/15

efa ho 40 taona izay no efa nihahaka teo antsena ny hadalan'ireo pretra mpanolana, ary niarahana nijery toatoa ny ahoana ny ataon'i Vatican, mandevina im-7 ny tay an-tsalaka..

Santionany: 166.1 millions US $ no naloa ho an'olona 500 naholan-dry pretra tao Oregon, Washington,.. Montana.

Hahita paradisa anie zareo rehetra ireo, na ny mpanolana na ny mpiaro ny mpanolana... h@ ireo mbola mitrotro am-bavaka an-dreo..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1317