Testamenta vaovao/Testamenta taloha

61. rhaj0 ( 19/08/2016 12:57)
Izay mi-google dia mahita
http://www.myjewishlearning.com/article/adam-and-eve/
http://www.chabad.org/library/article_cdo/aid/246606/jewish/The-First-Human-Beings.htm

be dia be ny ao, na ilay fitantara @ zazakely, na @ olon-dehibe (sain-jazakely).

Fa dia rahefa mizotra ny "tantaran'ny olb", dia ao @ Torah ao, dia mandalo amina
- lehilahy iray
- vehivavy iray
- sy bibilava miteny.


Ka io efa nanaovana "quizz" ihany teto, fa dia averiko raha ohtra ka tia ny hanao ity quizz i Tealala.. mba @ connais-toi-toi-meme sy anitarana ny kolotoranao, fa ianao hoz'enao, liam-pahalalana eee...

quizz:
4- Ianao dia tena afaky ny hino, na ny marimarina kokoa, dia tena mino, fa ny tontolo manontolo dia niantomboka latsaky ny 10.000 taona lasa, niantomboka nandalo tamina Lehilahy iray, Vehivavy iray, ary Bibilava miteny.

Izay finoanao izay dia noho :
(a) ny fianarana norantovinao teny @ Oniversitia;
(b) ny sakafo fihinanao, na izay vao nohaninao teo;
(d) ny tantaram-piainan'ny fianakavianao, na ny notantarain'ny fianakavianao anao fony kely; sa
(e) ny fivavahana arahinao.

62. tealala ( 19/08/2016 13:07)
Nenao "rabbin du dimanche" ko aiza ianao no tsy hanao resonima ana katôlika, lalàna no any fa midira amin'ny lalindalina kokoa, satria ianao mihevitra fa dia mi- Google dia mahita fa tsy hoe mianatra aloha..
Sady "Fa dia rahefa mizotra ny "tantaran'ny olb", dia ao @ Torah ao, dia mandalo amina
- lehilahy iray
- vehivavy iray
- sy bibilava miteny."
tena efa miverimberina be a. Efa nolazaiko anao fa ny ao dia tantara 6000 ans lasa izay ka ny "évolution" anao anie ka "fondée" e, nisy efa nozarainao teto tsy mandah velively an'iny intsony aho satria efa haiko fa marina iny.
fa ny fandraisanao ny Torah dia mitovy amin'ny fandraisan'i RBNIR ny TT ihany fa saingy hoe izy dia mino fotsiny ihany noho ny fanarahany ny tenin'ny apostoly Marka katrany amin'i Herinirina, tena "exactement pareil", izay ilay izy e, miteny zavatra aminao aho amin'ity herinandro ity kristianisma ihany no taterinao eto amiko amin'ny herinandro ambony, dia lasa kiboribory eo
63. rhaj0 ( 19/08/2016 14:21)
Ilay "rabbin du dimanche" izany mbola "TSY tena izy", hozy i Tealala ee.. Tadidiko ilay "du lundi"-nao, @ ilay hoe, i Adam no "premier homme manan'ame" kah.. Fa tsisy miresaka an'io moa tanterin'i Google, ka dia, ao @ "imagination-nao" (sy ny be-rebareba nampianatra anao) irery ao izany ilay izy kouh...

Fa mitovy @ RBNIR ihany izany i Tealala ity k'nouh...
- Ny an-dry RBNIR "tsisy-kilema" raha miolotra @ Kristiana namany.
- Ny anao "du lundi" raha miolotra @ "du dimanche"-n'ny Jiosy namanao.

Mahagaga ahy (sarcasme io) hoe, fa maninona no avelan'ny Andrmntrareo mifanipaka sy mifampi-souzy toa io ho'a ianareo eee... Tsy hoe Kristiana contre Jiosy ihany, fa na ny samy K na samy J dia io manahy vary io.

Sa ianareo no adala "mpiady lova", dia avelan'ny Andmntrareo hivaralila mifanipaka mifampi-souzy toa io ho'a eee..

Sa mihintsy ilay Andrmntrareo no mivaralila tsy mahay raha, ka ny mpianany avy no lasa mifanipaka sy mifampi-souzy lava toa io

64. tealala ( 19/08/2016 14:56)
Ay tena diso aho fa azafady tsy "rabbin du dimanche" kay le anao io ka
Ny tiako tenenina teo dia tsy amin'ny site tahaka ireny hoe forum no ahitanao fampianarana "tsy midika koa izany hoe tsy orthodoxe izy fa ireny matetika tsy ilay fampianarana lalina misy fanazavana maneho référence amin'ny Talmud, fa matetika ireny miresaka lalàna bref be, fa raha te hijery ny tena valiny ianao dia mijereva video ao amin'ny youtube misy izao be dia be, ny ahy video no jereko rehefa manana fotoana aho, ny vidéo iray tsy voafehy paragraphe iray ko..Izany hoe any anaty cours vidéo ianao no mahita zavatra tahaka io lazaiko io
Fa ianao manko izao ilay tena niveau 0, izany hoe ny kritique nao tahaka ny an'ireny secte ireny, mikaonty tsy misy amiko, tsy omeko tsiny ianao satria tsy misy hainao ao.. raha tsy izany ve ry rhajo ireny conversion ireny 6 taona 7 misy mamerina aza fa tsy tahaka ny an'ny sasany hoe 3 volana batisa vahao ny oloko ianao aveo.
65. rhaj0 ( 19/08/2016 15:13)
Ny an-dry RBNIR izany "tsisy-kilema" fa ny an'i Tealala dia manao conversion (mianatra) 6-7 taona.. dia mahazo toa ny D.E.A. (diplome d'etudes approfondies) izany nareo, vao "tena izy" an...

Dia izay tsy manana D.E.A. dia mihinan'ny tsakaokany, fa manahy vary tsy mahay n'inon'inona sy miteniteny foana, toa an'ireny rabbin du dimanche ireny an...

Mahay ny Andtrmnareo ry Tealala kah... @ izay ny tsiny dia @ izay TSY nianatra, fa tsy amin'Azy, TSY mahay mampianatra. Anarany fotsiny ity IZY super-omnipotent-omniscient-omnipresent fanefa na ny mampianatra azany toa mivaralila..

Sa ry Be-rebareba no mamorona sy mamalana, dia mamahana (anao) ny atsanga tsy aman'orana ao, dia lasa ilay Andmntrareo no lasa toa sanana tsy mahay mampianatra io...
66. tealala ( 19/08/2016 15:33)
Izay ilay teneniko hoe mba manana notion kely izay vao mikritika fa ny fijeriko ny zavatra soratanao izao dia hita be hoe tsy misy fondement mihitsy fa mijery flora rehefa miteny, na koa rehefa tsy kapaoka ilay zavatra dia mangina no fahendrena e :-D.. ianao tahaka ny olona tsy mahay resaka informatika bureautique no hay dia programmation no takarina, te hiresaka mecanique anefa chauffeur au volant.. tokony mba hahay hanavaka orthodoxe sy reformé ianao fara-faharatsiny, fa ilay hevitra apetraka manko tsy misy raisina mihitsy dia tsy misy zaraina aminao aho..Rehefa mba nanomboka nianatra ianao ka miteny hoe izao no lazain'ny Talmud na ny commentaire de Rachi dia tsy maninona kiano aho, fa raha tsy misy hainao izany dia izao tsy mpampianatra ka handeha hitarika anao eto... ary io ko ny tanjoko mianatra tsy hanao conversion (mazava angamba iny)
67. rhaj0 ( 19/08/2016 15:55)
Izaho k'lou, mazavabe tokoany, fa TSY mahalala izay ao anatin'ny program-na D.E.A-nareo, ary tena TSY mikasa ny hianatra izany akoriny koa ee... Ny avoitrako fotsiny dia, danz-be ilay akademian'ny Andrtmnareo, fa izay manana D.E.A. ihany izany no "tena izy" aminy, fa ny sisa rehetra dia paiso sy vomanga daholo ee...

Ka izao koa izany ianao Tealala ao io, mbola tsy nahazo ny D.E.A., dia io sirika be fa vomanga be io tokoany, mialahoala io rahefa mba hanontaniana kely eee... ny resaka fototra (madame Eve) azany, paragirafy iray no mba angatahana aminao, nefa toa tsy vitanao mba resahina mazava (qui se concoit bien s'enonce bien) akoriny.

Fa dia ny Razanao izao moa efa maniraka lava anao "hiady vomanga".. dia ao ianao izany milingilingy te-ho vomangan'ny Jiosy mafy ao eee... :-)
68. RBNIR ( 19/08/2016 16:21)
http://www.topchretien.com/topbible/dictionnaire/hamor-ou-hemor/

Satria "nampifangaro" v i etienne dia izay no ilazana fa diso ny voalazan'ny testameta vaovao ary tsy misy tokony ho raisina na iray aza????

ny mpanoratra anefa dia nandika ara-bakiteny izay nolazain'i etiena fa tsy nanana hevitra ny hanitsy na hanova satria tantara rahateo ilay izy???,
69. RBNIR ( 19/08/2016 16:32)
http://intruductionislam.jimdo.com/authenticit%C3%A9-de-la-bible/les-erreurs-dans-le-r%C3%A9cit-d-%C3%A9tienne/

Ny zavatra voalazan'i etiena no misy diso vitsy vitsy,

Jesosy no nampianatra ilay tsy misy kilema, raha toa ka misy mampianatra ilay izy ka sendra diso ny fampianaran'ilay olona, izay v afaka hitsarana fa ilay tsy misy kilema no diso????

Honnete ilay olona nanoratra ny asan'ny apostoly 7 .....Nitantara izy ary tsy niezaka ny nanitsy mihitsy.......
70. RBNIR ( 19/08/2016 16:35)
Ny fahadisoana avy amin'ny mpianatry Jesosy tsy manova ny maha tsy misy kilema ilay nentin'i Jesosy.......
71. rhaj0 ( 19/08/2016 16:36)
ka ilay pli-vava hoe, "izay voasoratra dia voasoratra" izany dia kely mihintsy ny fitombenany ee ... :-)
Kay ity izy be diso, diso fandika, diso daty sy toerana jeogirafika koa izy teo sa inona tsara?.. efa nilaza foana ny Razantsika fa "teny diso tsy mba kabary", fa eee... io "voasoratra diso" io foana no atao pli-vava.
72. RBNIR ( 19/08/2016 16:37)
rhaj0:

ka ilay pli-vava hoe, "izay voasoratra dia voasoratra" izany dia kely mihintsy ny fitombenany ee ... :-)

Efa io ny fanazavana rhajo a! nisy diso ny recit nataon'i etiena, izany tsy afaka hitsarana fa diso ny testameta vaovao....
73. rhaj0 ( 19/08/2016 17:43)
ka hozy izany i RBNIR hoe "nisy diso" tao anaty Baiboly eee... nataoko fa "tsisy diso" ary parfait-aka io reference-Be io; ilay "tenin'Andmntra izany" kay ka tena "nisy diso" eee.. bravo!!...

Fa tsara rahefa tonga saina fa (mety) "misy diso" ilay "izay voasoratra dia voasoratra" ao anaty Baiboly eee... Ary io tsy hoe diso fandikan-teny, fa tena "diso recit" mihintsy, hozy RBNIR.

Fa dia ivereno ny "voasoratra dia voasoratra" hafa, fa ngo dia "misy diso" koa.. ireny "kintana miraraka" an'i Jesosy ireny, na koe, ireny tantaran'i Noah sy ny sambofiarany siriky ny goaika ireny... Na koa ry Lota sy ny resaka toaka/sex ireny...

... ngo dia "diso recit" daholo koa azany ireny.
74. rhaj0 ( 19/08/2016 18:59)
RBNIR:
Honnete ilay olona nanoratra ny asan'ny apostoly 7 .....Nitantara izy ary tsy niezaka ny nanitsy mihitsy.......

bouhouhou...

1- tsara ho'a rahefa tonga saina fa "olona no nanoratra" ny Babioly, OLONA izay nisora-tena fa i Andmntra "hono" no "nampanoratra" (na nampiteny) azy.

2- Ka i Andmntra re ry RBNIR no "tsy niezaka ny nanitsy mihitsy" ny soratra DISO nataon'ity OLONA nanoratra ny Babioly eee...

Ianao ve ohatra ry RBNIR, patabe ao, dia maniraka ny sekretera hi-tape masinina, dia "diso" ny nosoratany, dia.. raha tsy paiso sy vomanga ianao koa avelanao eo izay diso, dia lasa io mivaralila mifanapempo sy mifampi-souzy io ny mpanaraka ny resakao.
75. RBNIR ( 20/08/2016 01:48)

rhaj0:

RBNIR:
Honnete ilay olona nanoratra ny asan'ny apostoly 7 .....Nitantara izy ary tsy niezaka ny nanitsy mihitsy.......

bouhouhou...

1- tsara ho'a rahefa tonga saina fa "olona no nanoratra" ny Babioly, OLONA izay nisora-tena fa i Andmntra "hono" no "nampanoratra" (na nampiteny) azy.

2- Ka i Andmntra re ry RBNIR no "tsy niezaka ny nanitsy mihitsy" ny soratra DISO nataon'ity OLONA nanoratra ny Babioly eee...

Ianao ve ohatra ry RBNIR, patabe ao, dia maniraka ny sekretera hi-tape masinina, dia "diso" ny nosoratany, dia.. raha tsy paiso sy vomanga ianao koa avelanao eo izay diso, dia lasa io mivaralila mifanapempo sy mifampi-souzy io ny mpanaraka ny resakao.


Raha nahitsy io dia avy indray i satana haniraka olona hafa hilaza hoe: tena mpandainga ilay Andriamanitrareo fa izao no tena recit nataon'i etiena tamin'io fotoana io.......
76. RBNIR ( 20/08/2016 01:56)
Izay ilay fahamarinan'Andriamanitra tsy manova izay "recit" nataon'ny olona Izy: ity koa ohatra 1 hafa...


Andriamanitra tsy tia lainga....« Hianareo avy tamin'ny devoly rainareo, ka izay sitraky ny rainareo no tianareo hatao. Izy dia mpamono olona hatramin'ny taloha, ary tsy nitoetra tamin*'ny marina, satria tsy misy marina aminy. Raha mandainga izy, dia ny azy no lazainy, satria mpandainga izy sady rain'ny lainga. [*Na: (mitoetra amin')] » (Jaona 8:44)

.nefa Abrahama nilaza toy izao indray andro.....

« Ary Farao dia nampaka an'i Abrama ka nanao hoe: Inona izao nataonao tamiko izao? Nahoana no tsy nambaranao tamiko fa vadinao izy? » (Genesisy 12:18)
« Nahoana ianao no nanao hoe: Anabaviko izy? ka nalaiko ho vady izy; koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento izy, ka mandehana. » (Genesisy 12:19)

Tsy manova recit Andriamanitra na inona mety ho fandraisan'ny olona azy na inona......
77. RBNIR ( 20/08/2016 02:06)
Raha miteny v Andriamanitra hoe ny mpanompoko XXXX dia nandainga na niteny diso toy izao....dia midika v izany fa lasa mpandainga Andriamanitra ary lasa diso ny zavatra nolazainy?????

Izay ilay notenenin'i Jesosy hoe : « Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. » (Mat.22:29)

sy ny hoe :

« Ary hoy Jesosy taminy: Tsy izao tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina sy ny herin'Andriamanitra izao va no mahadiso hevitra anareo? » (Mar.12:24)

Izao tokony hino an'i Jesosy mba ho avotra, dia lasa mpiteniteny foana mpanaratsy dia lasa tsy mahita izay marina intsony.......lasa mpanohitra ary ny farany dia zavatra diso indray no lasa lazainy fa hoe marina.....

Nanjary tanteraka ho azy ao aminy ity teny ity......

« ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin'izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy. » (2 Tes.2:10)
« Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga, » (2 Tes.2:11)
« mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina. » (2 Tes.2:12)

Manolotra Fitiavana lehibe Andriamanitra : nomeny ny Zanany lahitokana......

Niavonavona tsy nandray : tofok'Andriamanitra ka ampanaterany fiasan'ny fahadisoan-kevitra dia ny hafarany laza mino lainga.......ary zava-doza no hiafarany : hoheloina satria tsy nino ny marina fa nankasitraka ny tsy marina.......
78. RBNIR ( 20/08/2016 02:31)
Fehiny dia izao, nanome fanamarihana ny namana tealala hoe toa misy diso ny testameta vaovao ary nitondra ny teny tao amin'ny asan'ny apostoly 7 izy tamin'izany....

Valiny : tsy misy diso ao fa nitondra ny "recit" (fanambarana) nataon'i etiena Izy....

Andriamanitra dia "tsy miova" hatrizay ary ho mandrakizay....taloha koa dia efa nitondra ny "recit" nataon'i Abrahama Izy (tsy indray mandeha).....na dia diso aza no nolazain'i Abrahama.....
79. rhaj0 ( 20/08/2016 14:01)
RBNIR:
Honnete ilay olona nanoratra ny asan'ny apostoly 7 .....Nitantara izy ary tsy niezaka ny nanitsy mihitsy.......
RBNIR:
nanome fanamarihana ny namana tealala hoe toa misy diso ny testameta vaovao ...
Valiny : tsy misy diso ao

Ka lazao mazava ry RBNIR f'aza miolankolana toa bibilava ao aaa
1- "misy DISO tokony ahitsy fa TSY nahitsy", ve tao.. hoz'ianao, sa
2- "TSY misy diso" tao, hoz'ianao

Mba mahalala menatra fa olon(-dehibe) ao @ finoana(o) ao anie ianao, fa tsy hoe, politifikana eee... manala-baraka ny finoanao ianao.

RBNIR:
Izay ilay fahamarinan'Andriamanitra tsy manova izay "recit" nataon'ny olona Izy
RBNIR:
Andriamanitra tsy tia lainga

Ka "diso" hono izany ilay recit, hozy RBNIR, nefa toa tsy "lainga" indray kay hono...

hono ho'a ry RBNIR, raha avelan'Andtrmna mihantona ao izany ny resaka DISO, dia mba takatrany ve ny fanaon'ny olona @ soatoavin'ny maoderina, ka hoe..
1- la vérité
2- rien que la vérité
3- ET toute la vérité



Esy e ry RBNIR... Ireo resakao ireo ambony ireo ve k'lou no spin nolazain'i Herinirina taminao, hanitsianao ny resak'eto, sa...
dia ianao mihintsy no efa siorimenehy dia mivadibadi-dela (sy ati-doha) eto eee... :-)
80. RBNIR ( 20/08/2016 17:44)
Fehiny dia izao, nanome fanamarihana ny namana tealala hoe toa misy diso ny testameta vaovao ary nitondra ny teny tao amin'ny asan'ny apostoly 7 izy tamin'izany....

Valiny : tsy misy diso ao fa nitondra ny "recit" (fanambarana) nataon'i etiena Izy....

Andriamanitra dia "tsy miova" hatrizay ary ho mandrakizay....taloha koa dia efa nitondra ny "recit" nataon'i Abrahama Izy (tsy indray mandeha).....na dia diso aza no nolazain'i Abrahama.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1051