ANTSO AVO HOAN'NY MALAGASY
21. stahtam
(
12/07/2016 08:38)
[quote=rhaj0]
O ry Stahtam aa... Jerome sa Jeremia.. ianao ho'a tsy zatra @ io anarana fiantsoana io, fa zahay aty dia tolerant @ io eee.. Izay tian'ny tompon'anarana iantsoana azy dia OK... Tsy haiko hoe, ry Stahtam indray izany no sakay kely rano @ fiantsoana an'izao Andrmntra (imaginaire) izao, nefa Izy Andrmntra (imaginare) ao io azany toa tsy sarotiny akoriny, fa toa mihaino dia mamaly ihany... hono.
[quote=stahtam]
Tohizako ilay teninao hoe "zahay aty": fa ianareo any angaha no filamatra? sa hoe izay ataonareo avy any dia bonne leçon pour tout le monde, ilay fisainanareo izany no modèle incontournable?
22. rhaj0
(
12/07/2016 13:05)
Tsy hay resahina koa ry Stahtam izany.. vao miteny hoe 'zahay aty' na hoe 'izaho' izany ny olona dia hotry ny raisin-dry Stahtam fa 'mizahozaho'... mandinihi-tena ao kely k'lou hoe fa dia man in on a...
23. stahtam
(
13/07/2016 06:53)
[quote=rhaj0]
Tsy hay resahina koa ry Stahtam izany.. vao miteny hoe 'zahay aty' na hoe 'izaho' izany ny olona dia hotry ny raisin-dry Stahtam fa 'mizahozaho'... mandinihi-tena ao kely k'lou hoe fa dia man in on a...
[quote=stahtam]
Raiso tsara aloha ilay teny fa aza malaky misendaotra! Tsy ianao "en personne" no resahiko raha mahatsapa ianao fa ilay mentalité tian'ny occident halentika ao an-tsain'ny hafa tsy mitovy fisainana (finoana) aminy. Bon élève-ndry zareo mantsy ianao dia ohatry ny hoe ianao no voateny fa hazavaiko toa izao ny tiako hotenenina:
- "Tolérant" no voambolana nampiasainao, raha jerena maimaika dia izany no fomba fisainana tsara indrindra (fandeferana, empathie...) eto an-tany ka dia ampirisihin-dry zareo ny vahoaka maneran-tany mba hi-s'accomoder @ izany. Hafa anefa ny fomba fisainana ho an'ny hafa (ireo ao anatin'ny finoana): hirika itsofohan'ny fahapotehana ny fandeferana @ zavatra toa madinidinika toa ireny nefa izay fahapotehana izay mihitsy no tanjona kendren-dry zareo. Ny ray aman-dreny dia tsy maintsy to teny @ zanaka raha @ olona ao anatin'ny finoana (io ilay hoe finoan'ny l'an zéro araka ny mahazatra anao) fa mba handravana izany dia alentiny ao an-tsaina aloha ny hoe "liberté d'expression" dia tohizany any @ "droit de l'homme" ary dia akisany any @ "droit de l'enfant" ary dia faranany @ hoe na ny ankizy aza dia afaka mitory ny ray aman-dreniny eny @ tribonaly rehefa "manimba" ny zony. Ka ny olona mahatakatra io fandrika io no miteny hoe "fa angaha ry zareo no filamatra?" Izay ilay resaka fa aza misendaotra ambony ihany.
- Ilay voambolana hoe "mizahozaho" indray dia mbola tohin'io resaka teo aloha io ihany: Efa nampitandrina foana izao ny musulmans hatr@ izay hoe "aza mikitikitika ny fivavahanay" fa saingy iretsy "démocrates" indray (izay milaza ho tolérants) dia nahita fa fisainan'ny l'an 622 ve no hapetraka aty @ l'an 2016 fa aleo ataontsika caricature izay mpaminaniny any e ("bien sûr qu'on peut se moquer de "leur" réligion"). Rehefa nipoaka ny affaire Charlie hebdo dia entanina @ izay ny "mpiondana ny sivilizasionan'ny vivre et laisser vivre" hoe andao hiray hina hanao marche de la "solidarité" fa tena tsy mety ny ataon'iretsy badrahodra sy sauvages iretsy. Ka tsy izay ve ilay toe-tsaina mizahozaho tiana haseho?
24. rhaj0
(
13/07/2016 10:57)
asa ho'a ianao ry Stahtam raha mba miaina ao anatin'ny "liberté d'expression" sy "droit de l'homme" ary "droit de l'enfant" sy ny "vivre et laisser vivre", ary dia mankasitraka sy mankafia..
Ny anao moa ry Stahtam, toa hotry ny TSY takatrao ilay izy, ary tena mba mampalahelo, nefa dia sirika be fa dia voa-fa-mankafia ny taingim-bozon'ny "bainina-manao-akanjo-rebareba" ao foana ianao, ary hakatony ao @ fi(s)ainan'ny l'an-zero ao.
Ary ngo ianao Stahtam mihintsy azany no "bainina-manao-akanjo-rebareba" ao koa eeee ?? :-)

25. stahtam
(
15/07/2016 05:48)
[quote=rhaj0]
asa ho'a ianao ry Stahtam raha mba miaina ao anatin'ny "liberté d'expression" sy "droit de l'homme" ary "droit de l'enfant" sy ny "vivre et laisser vivre", ary dia mankasitraka sy mankafia..
Ny anao moa ry Stahtam, toa hotry ny TSY takatrao ilay izy, ary tena mba mampalahelo, nefa dia sirika be fa dia voa-fa-mankafia ny taingim-bozon'ny "bainina-manao-akanjo-rebareba" ao foana ianao, ary hakatony ao @ fi(s)ainan'ny l'an-zero ao.
[quote=stahtam]
Izao no lazaiko anao: ny anaran-tany hoe Soanierana dia nipoitra avy @ izao tantara izao: niera t@ vahoakany Radama I hoe eo @ io toerana io ve no hatao tsena? Ka rehefa nifanaiky ny rehetra dia raikitra ny hoe Soanierana. Andrianampoinimerina dia nanao dipilaomasia rehefa hanambatra an'i Madagasikara fa tsy tonga dia nanao zera baomba tahaka ireo mpiangaly ny "droit de l'homme" sy ny "liberté d'expression"-nao ireo.Dia mbola tsy mahafantatra ihany ve ianao rhaj0 hoe tsy izay sauvages civilisés avy any Eoropa any no tokony hampianatra droit sy démocratie eto @ ity tany ity? Colonisation no hain'ireo ka ianao angamba no hanaiky hataon'ireo taingim-bozona @ izany fa tsy izahay velively.
"Ary ngo ianao Stahtam mihintsy azany no "bainina-manao-akanjo-rebareba" ao koa eeee ?? :-)" Ny Malagasy taloha nanao malabary fa ningain-dry "liam-pandrosoana" tsikelikely dia niha-libre ny "expression" (sy ny exposition) e!
26. RBNIR
(
15/07/2016 06:08)
stahtam:
"Ary ngo ianao Stahtam mihintsy azany no "bainina-manao-akanjo-rebareba" ao koa eeee ?? :-)" Ny Malagasy taloha nanao malabary fa ningain-dry "liam-pandrosoana" tsikelikely dia niha-libre ny "expression" (sy ny exposition) e!
Ary otran'ny marina ihany fa mety ho lasa jiosy gasy ihany i stahtam raha izao no mitohy a! diso ilay fampianarana natoronao stahtam a! sady gasy petak'orona b no hitako nampianatra tao.....
28. RBNIR
(
15/07/2016 08:54)
ilay natorin'i stahtam dia nampianatra ny hoe avy aiza ilay anarana Y.....avy eo nanakiana ny testameta vaovao izay nolazainy fa diso, nefa teo no nahitako fa tsy mitombina ilay fanakianana fa diso ilay nolazainy....
Fanampiny io olona milaza amin'i stahtam fa jiosy io dia hitako fa tena PETAKORONA BE MIHITSY dia tena GASY PETAKA ARAKA ILAY TENY E!!!

29. tealala
(
15/07/2016 09:18)
misy anie ny atao hoe "conversion" ry RBNIR e, ilay olona niteny tamin'i Stahtam zao tsy nanao an zany "conversion" zany.
30. RBNIR
(
15/07/2016 09:48)
tealala:
misy anie ny atao hoe "conversion" ry RBNIR e, ilay olona niteny tamin'i Stahtam zao tsy nanao an zany "conversion" zany.
Aza amboamboarina hoy aho rehefa gasy dia gasy ary rehefa jiosy dia jiosy, ny ankoatran'izay lainga avokoa, raha tsy hoe angah voaporofony fa manana arbre généalogique mazava izy manambara ny maha jiosy azy....
31. tealala
(
15/07/2016 10:44)
tsy misy manamboamboatra eo e, fa zavatra hita anaty bible zany e tsy fantatrao nga ny tantaran'i Rota? dia iny no mitaratra ny "conversion" zany hoe misy dingana be dia be hatao vao lasa jiosy ianao.. sady ny judaisme tsy réligion tahaka ny anao n tena marina.
32. RBNIR
(
15/07/2016 11:13)

Ny jentilisa tsy mila atao conversion izany....
« dia ny ahatongavan'ny jentilisa ho mpiray lova sy ho tena iray ary ho mpiombona ny teny
fikasana ao amin'i Kristy Jesosy noho ny filazantsara, » (Efe.3:6)
Mazava b io :
1- mpiray lova
2- Tena iray
3- mpiombona teny fikasana...
Ary tsy misy fepetra fa ny fepetra .....
33. RBNIR
(
15/07/2016 11:17)
1 - mpiray lova : miaraka mandova ilay fiainana mandrakizay....
2- Tena iray : Tsy misy intsony Jiosy na Jentilisa fa iray ihany ao amin'i Kristy....« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)
3- Mpiombona teny fikasana : izay teny fikasana rehetra nomena ny Jiosy dia efa nomena ny jentilisa ihany koa....

34. tealala
(
15/07/2016 11:37)
RBNIR:

ekeko fa samy manana ny safidiny io, enao zao manaraka an le sary nalefako eo ambony eo io, efa novahan'i jesosy daholo ny rehetra ny ataonao sisa dia mivavaka..izaho kosa dia tompon'andraikitra amin'ny zavatra ataoko fa tsy ankiniko amin'jesosy zany ny fianako... nareo anie io manompo olona sy manangana devoly ho fahavalon'Andriamanitra io e...Ary aminay dia misy ny 70 Nations dia misy ny Jiosy. Fa nareo manko tonga avy aty aorina dia mihevitra fa nareo no Israely vaovao noho ny fanekena vaovao. Satria Andriamanitra nanao zay ahafay ny vahoakany dia ianareo no nofidiny fa diso izy dia nariny ny jiosy sa tsy izay mo?
35. tealala
(
15/07/2016 11:40)
RBNIR:
1 - mpiray lova : miaraka mandova ilay fiainana mandrakizay....
2- Tena iray : Tsy misy intsony Jiosy na Jentilisa fa iray ihany ao amin'i Kristy....« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Gal.3:28)
3- Mpiombona teny fikasana : izay teny fikasana rehetra nomena ny Jiosy dia efa nomena ny jentilisa ihany koa....
Ny anareo zany fiainana mandrakizay zany mbola any an danitra any, lazaina fa mbola ho simba ny tany anefa efa t@ Noe no nisy teny fa tsy anozona ny tany intsony, noho io fanekena vaovao io hoy aho dia adinonareo fa endrik'Andriamanitra ianareo dia lazainareo fa misy tanana sy tongotra tahak'anareo ko zany Andriamanitra.
miaraka mandova ilay fiainana mandrakizay => Opium du peuple
36. RBNIR
(
15/07/2016 12:00)
1 tsy mahafantatra ilay fampianarana tsy misy kilema koa ianao.....(ny fahafantarano ny hoe kristianina dia mitovy amin'ny fahafantaran'ireo olona tsy mahay ilay fampianarana tsy misy kilema ka mihevitra ny tenany ho kristianina)
2 tany vaovao sy lanitra vaovao mihitsy no hiainana ilay fianaina mandrak'izay (tsy any andanitra koa fa tany ihany no mbola hiainana saingy tsy misy ranomasina intsony

37. RBNIR
(
15/07/2016 12:05)
fampianarana tsy misy kilema :
« Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no hojinjany. » (Gal.6:7)
« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Mat.7:21)
« na dia ao aza Noa sy Daniela ary Joba, raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy hahavonjy ny zananilahy na ny zananivavy ireo, fa ny tenany ihany no ho voavonjiny noho ny fahamarinany. » (Ezek.14:20)
Fampianarana tsy misy kilema : tena tompon'Andriamanitra amin'ny tenany avy tokoa ny tsi11

38. RBNIR
(
15/07/2016 12:08)
« Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Mat.5:17)
Ilay fanompoana tsy rava fa vao maika hotanterahina
ilay fanekena no nisy fiovana....

39. tealala
(
15/07/2016 12:10)
Efa aiko anie fa zay no voisin'io fanekena vaovaonao io e, ny anao fampianaran'i Jesosy ny ahy an'i Moizy samihafa zany, ny anao io amin'ny sary io raha fintinina, ny ahy za no andrindra hoaviko.
Azonao ve zany, ny anao zao alana amin'ny batisa ny fahotana fototr'i Eva sns d any an-danitra enao avy eo, ny réligion dia zavatra maniditsidina eny eeee... miala tanteraka eto amin'ity tany ity, tahaka ny miteny ianao hoe tsy tokony namboarin'Andriamanitra ny tany fa tonga d le lanitra vaovao sy tany vaovao no amboariny.. dia eo ianao dia efa diso fa ianao namboarina t@ endriny, izany hoe tsotra kely ianao zany no tokony hiasa ity tany ty mba ho soa izy hanohitra ny tsy rariny rehetra sns... fa enao mo zany nanao fanekena vaovao t@ jesosy dia tsy anao an zany enao fa an zao tontolo zao daholo izay miainga eo, tsy mampiasa puce airtel fa an devoly zany ho an'ny ankizy (zay marihiko fa efa doctrine an i pasitera zany)

40. tealala
(
15/07/2016 12:16)
ka efa notanterahiny ilay izy dia inona n zavatra nitranga? nisy ny atao hoe Christianisme dia io le famintinana azy, vakio tsara fa hitanao ao enao e, io le fampianarana tsy misy kilema anao, fivavahana mibitsibitsika