Ny olombelona tokoa ve no namorona an'Atra

21. radoratsimba ( 07/06/2016 14:37)

endriny:


radoratsimba:

raha azoko tsara zany dia tsy mino ianao?


Efa avy nino aho ary nahita fa abobo sy atsanga tsy aman'orana fotsiny no nolazaina tamiko, satria tsy nisy na iray aza nahita izany lanitra izany kanefa mampanantena ahy izany daholo

dia porofoina fa atsanga tsy aman'orana le izy d aveo tenenina ireo mino sasany ireo aveo d resena lahatra fa tsy misy izany. atao porofo mivaingana
22. radoratsimba ( 07/06/2016 17:42)

rhaj0:

Lazao azany hoe ahoana ny fanaporofoanao ny "tsy misy" ?

Izaho tsy mahay manaporofo ny "tsy-misy", fa kosa, afaka manao Demonstration par l'absurde.

Eran'ny sobika sy fanta-bary ny nanehoana teto fa absurde/incoherent/ridicule ity finoanoana ity :-)

Ko no tsy misy manaraka ny demonstration par l'absurde nao ar?
23. rhaj0 ( 07/06/2016 18:16)
radoratsimba:
Ko no tsy misy manaraka ny demonstration par l'absurde nao ar?

Soa fa nanontany ianao, fa tena vao t@ Sabotsy 4 Jiona teo no rakotr'olona i Washington DC
http://www.cnn.com/2016/06/02/politics/atheist-reason-rally/index.html

i Radora tsy mba lazaina fa hoe, dia mifohaza ho'a fa lera aaa... 2016 ny taona eee... :-)

Raha tsy hitety ny resak'eto ianao, dia ndana any @ bilaogiko fa natambatro tany ny ventiny ee.. :-)
24. radoratsimba ( 08/06/2016 05:47)
Ny tsy mazava izany dia ianareo tsy mpino mitady porofo mafy mihitsy ny fisian'Andriamanitra.
25. endriny ( 08/06/2016 06:07)
Izahay tsy mitady porofo amin'ny zavatra tsy misy ka.

Fa ry zareo milaza ny zavatra tsy misy ho misy no manao fanaporofoana zavatra tsy mitombina eto

Hoy ry zareo: "Raha mahita radio ianao, dia mino ianao fa nisy nanamboatra ny radio, ary olona no nanamboatra an'io radio io, ka nahoana no tsy hinoanao fa nisy Atra nanamboatra an'izao rehetra izao sy ny olona, sa avy aiza ireo"

Rah io laojika io hoe ny zavatra rehetra dia tsy maintsy nisy nanamboatra na nisy namorina dia izao aza: Ataoko hoe misy Atra, fa iza izany no namorona na nanamboatra an'Atra?

Dia hiteny ianao RadoRatsimba hoe: "tsy takatry ny sain'olom-belona ny fahefan'Atra"

Hihihihi ka naninona koa rehefa tsy takatra ny hoe iza no nanao izao rehetra izao dia mba atao hoe: "Mbola tsy takatry ny sain'olombelona ny rindran'ny natiora sy ny habaka"

Fa eo izany dia ny olona ihany no namorona an'Atra satria tsy maintsy misy mamorina azy daholo ny zavatra rehetra koa
26. radoratsimba ( 08/06/2016 06:24)
iza no namorona ny atome d'Oxygène ary e? dia iza no namorona ny atome voalohany na tsy aiko za tsy dia siantifika lôtra. raha iteny ianao hoe rien ne se crée tout se transforme ngamba iz zay, dia ra atao ny cycle an io dia tonga any am izay namorona azy iany angamba.
27. radoratsimba ( 08/06/2016 06:44)
ohatra iany ko zao ilay nisokatra ny ranomasina mena, dia otran hoe tsy misy ranomasina misokatra fotsiny amin'izao, fa io dia ôtran hoe rehefa en temps de guerre ny firenenao dia raha ohatra ka mety stratejia an ny miaramila ny toera-ponenanao dia alainy fa ilainy, anefa araky ny lalàn'ny firenena na fanjakana dia ianao no topon'ny trano sy ny tokotaninao, Andriamanitra anefa nametraka lalàna hoe ny rano dia tsy maintsy mikorina fa tsy misokatra zany fa rehefa isy amono ny vaôkany dia nosokafany le rano dia ôtrôtran zay. miala tsiny am le teny vainy a
28. endriny ( 08/06/2016 06:49)

radoratsimba:

iza no namorona ny atome d'Oxygène ary e?


Iza no namorona an'Atra ary e?

Raha ny niforonan'ny Ataoma dia zavatra tsy sarotra akory, na ny singa sy ny fehy ao anaty aza hain'ny olona tsara ny manazava azy.
29. radoratsimba ( 08/06/2016 06:54)
tsy nisy namorona izy tsy misy fiandohany ary tsy misy fahataperana ko.
30. radoratsimba ( 08/06/2016 06:55)
fa le atome nolazaiko anie efa teo no alaina tahaka e, fa iza dia avy aiza no namorona azy talohan'izay?
31. endriny ( 08/06/2016 06:55)

radoratsimba:

ohatra iany ko zao ilay nisokatra ny ranomasina mena, dia otran hoe tsy misy ranomasina misokatra fotsiny amin'izao,


Fa mba hainao ve hoe tanin'ny Ejipsianina ange ny ailailan'io lazainao fa ranomasina mena io e. Mba nandeha inona koa aza ireo Ejipsianina ireo nandeha nanorina fonenana teny am-pita teny...

Raha tianao ho fantatra dia I Ejipta irery eto Afrika no nanana zara tany mitohy mankany Eraopa , saingy taty aoriana vao notapahina tamin'io lakandranon'i Soeza io izy ka lasa nizara roa. Lakandrano izay ohatran'ny kianjan'i Mahamasina ny ahalehibeny.

Sarotra be ilay tantara e!
32. AndryRaissa ( 08/06/2016 07:45)
enao zany anie ry "endriny" toa mampifangaro zavatra tsy mitovy e! sady mampihome ahy aminao 'ty de izao "sady mahay mampiditra enao no mahay mamoaka" raha hitariko lavidavitra de hoe "sady hainao ny mampidi-kizo olona any amin'ny kizo, avy eo koa anefa mody hainao ny manala azy ny amin'ny fahaverezana"?
Mba halalino tsara sy diniho kely fa :

-Ny Andriana izay atampon'ny loha izay hirahirain'ny Malagasy akory tsy andriamaniny velively
-Zanahary no hery tsy hitany maso sy hitokiany ary tokana ho an'ny Malagasy
-Ny fidiran'ny misionera teto amintsika no nivoahan'ny teny hoe : Andriamanitra izay tsy iza fa Zanaharin'ny Malagasy.

Koa hoy aho aminao hoe "tsy adala velively akory ny Malagasy raha nilaza ny Zanahariny ho Izay Mpahariny". Ary nanavaka tsara amin'ny ohabolana hoe : (izay mbola ahitsiko ihany koa)
“ANDRIANA tsy omen-tsiny, ZANAHARY tsy omem-pondro fa ny olombelona no be siasia”
33. AndryRaissa ( 08/06/2016 09:04)

rhaj0

Iza no kotofetsy? ary iza no kotobekibo aminao sy endriny?
Milaza ianao fa Atheista tsy mino ny fisian'Atra zany kanefa ianao manamafy hoe "ny olombelona re no namorana an'Atra aby eeee.

Dadany rangah enao mamorina zavatra na fanahy tsy hinoaona. Otran'ny hoe maniry hitera-dahy, avy eo lazaina fa teraka alakôsy de ahoaka?
34. AndryRaissa ( 08/06/2016 10:19)

endriny
radoratsimba

"NY FAHANGINANA no namorina an'Atra". Tao anaty Fahanginana no nipoiran'ny TENY ary ny teny dia ANDRIAMANITRA.

35. radoratsimba ( 08/06/2016 10:21)

AndryRaissa:


endriny
radoratsimba

"NY FAHANGINANA no namorina an'Atra". Tao anaty Fahanginana no nipoiran'ny TENY ary ny teny dia ANDRIAMANITRA.



izany hoe Andriamanitra izany amina nanana ny niantombohany?
36. rhaj0 ( 08/06/2016 10:52)
AndryRaissa:
Milaza ianao fa Atheista tsy mino ny fisian'Atra zany kanefa ianao manamafy hoe "ny olombelona re no namorana an'Atra aby eeee.

K'efa hoe AO @ IMAGINATION-n'ny Mpino ao izany Andrmtrna izany. Sahala @ Papa Noel.Na i Hary Potter.

radoratsimba:
iza no namorona ny atome d'Oxygène ary e?

Raha misimisy fanontaniana "siantifika" manitikitika anao, dia efa lavabe ny resaka ny @ Siansa sy Finoana teto @ serasera teto, fa avadibadiho ao eee.. na koa efa naraviko tato..
http://rahampitso.blogspot.ca/2016/05/siansa-sy-finoana.html


Fa tena mba ... ataoko hadrohadro ilay izy, raha tsy izay angamba tsy hampisokatra ny sainareo mi-tsam matory ao... mba ampiasao @ izay ilay coco eee... :-)

Izao Andmntra izao ve ry izy mi-tsam...

- dia misy +7 milliards de voisins isika izao, dia ianao MINO fa tena misy izao Andrmntra tokana izao, izay mikarakara tsara anao rahefa mivavaka ao ianao, fa ny zaza menavava tsisy tsiny eraky Dago maty mitsitra isaky ny 1 minitra navelany tany...

- dia misy +7 milliards de planetes/etoiles/galaxies isika izao, dia ianao MINO fa tena ity planeta Latera ity, dia noforonin'izao Andrmntra manana endrika "tahaka anao" izao...


tsss'letia eee.... efa mandroso ho'a ny taona 2016 sy ny taonanao, dia mbola inona foana ary ity ... ihomehezan'ny Ankizy ao foana fotsiny... sshhhhh iiiiii iiii....
37. radoratsimba ( 08/06/2016 10:56)
Fa i rhajo mo sa i endriny ilay tsy mino e? sa olona iray iany? fa inona ihany ko mo zany ilay tanjona anenjehana an le mpino raha tsy mahadiso? sa ny vady aman-janakao mpino dia tsy zakanao ilay izy dia de ampihiratra ny sain'7 milliards de personne enao?
38. rhaj0 ( 08/06/2016 11:16)
[size=8]ataoko kelikely ity fa toa hors-sujet... fa... hi hi hi... nasaina(ko) nampiasa ilay coco ilery dia lasa nanao mpitsongo-dia :-)
Raha ny @ izaho sy Endriny aloha dia olona roa samy hafa ee... araho tsara ny soratra eto, fa tsy mitovy ohatra ny firafitry ny fehezan-teny, na ny mise en page... Dia izaho aty Kanada, fa i Endriny any Dago.
Raha ny @ vady aman-janako indray, dia tahaka ny voisins sy voisines-nay marobe aty Kanada, dia efa ela no tsisy minomino foana izany intsony eee...
Dia TSISY "manenjika" izany re ianareo Mpino eee.. Saika hoe andosirana azany no fatao, fa mampitsetra ilay habadoana(reo), dia tsy maintsy miteny eee ... :-)[/size]
39. AndryRaissa ( 08/06/2016 11:30)
radoratsimba

izany hoe Andriamanitra izany amina nanana ny niantombohany? Bien sûr

"Ny fahangiNANA mandavorary ny fitiavaNA"
40. radoratsimba ( 08/06/2016 11:40)

rhaj0:

[size=8]ataoko kelikely ity fa toa hors-sujet... fa... hi hi hi... nasaina(ko) nampiasa ilay coco ilery dia lasa nanao mpitsongo-dia :-)
Raha ny @ izaho sy Endriny aloha dia olona roa samy hafa ee... araho tsara ny soratra eto, fa tsy mitovy ohatra ny firafitry ny fehezan-teny, na ny mise en page... Dia izaho aty Kanada, fa i Endriny any Dago.
Raha ny @ vady aman-janako indray, dia tahaka ny voisins sy voisines-nay marobe aty Kanada, dia efa ela no tsisy minomino foana izany intsony eee...
Dia TSISY "manenjika" izany re ianareo Mpino eee.. Saika hoe andosirana azany no fatao, fa mampitsetra ilay habadoana(reo), dia tsy maintsy miteny eee ... :-)[/size]

Ay tsara ho fantatra manko fa no ny abadonay dia somary sairana zay am le mnavaka an le tsy pino e nareo mirala iany no tsy pino ao a, sa mbola misy hafa ?..aza itserana ar zay e, avelao nandra be eto fa manjary sairana eo nareo mamadika ny loanay eto, isika tsin efa tsy ifandresy lahatra iany ko, efa tsara be izany nareo ray tanàna samy tsy mino zany dia any nareo manao ftôna kely miara tsy mino e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4275