Fa maninona no tsara i Losifera, Satana ary ny Demonia?

21. endriny ( 19/10/2015 15:09)
Fa nahoana tokoa moa no hoe Losifera no adva an'i Jehovah?

Samy Andriamanitra noforina daholo ireo. I Losifera no mpitarika ny Havana ary Jehovah dia andriamanitry ny fahazavana. Izany hoe samy tompon'ny fahazavana ireo Atra roa ireto... Dia tsy misy aloha izany eto ilay hoe Losifera dia any amin'ny helo sy ny haizina satria izy no mpitarika ny fahazavana.

Fa I Jehovah araka ny namaritan'Israelita azy dia ilay Atra miavonavona sy mpialona ka nahatonga azy natsoina hoe Jehovah na Yaveh.

Fa ny Merina kay hono zakan'i Jehova na Iehova dia nantsoina hoe Hova fotsiny ireto farany na Annaka Hova
22. Radavison ( 23/10/2015 08:56)
mbôla tsara é

...OHATRAN'NY MITADY HIRONA HANKANY AMIN'NY FANAVAKAVAHANA ANIE IZAO RESAKA ATAONAO IZAO E...

Radavison

endriny:

23. endriny ( 24/10/2015 06:16)

Radavison:

mbôla tsara é

...OHATRAN'NY MITADY HIRONA HANKANY AMIN'NY FANAVAKAVAHANA ANIE IZAO RESAKA ATAONAO IZAO E...

Radavison

endriny:

Fa ny Merina kay hono zakan'i Jehova na Iehova dia nantsoina hoe Hova fotsiny ireto farany na Annaka Hova

Fa ianao manavak ny kristianina sy ny tsy kristianina; ny kristianina sy ny tena kristianina angaha moa tsy fanavakahana. Sa raha ianao no miteny hoe: "Tsy tena kristianina ilay mpiteny ireny fa sekta" dia tsy mpanavakavaka ianao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3292