Safidy malalaka no nomen'Atra

41. rhaj0 ( 24/07/2015 12:23)
F'io ange ho'a izaho tsy nandalina ka dia tsy haiko @ antsipiriany e... fa @ ankapobeny, hitakitako ny "evolution"-n'ny fiainana.. Rahefa mahatakatra ny "tantara", indrindra koa, ny tantaran'ny fivoatran'ny fahalalana ianao, dia ... ahatakatra zavatra betsaka

Fa rahefa tsy takatrao ho'a dia akapohy ho Atra fotsiny azany ee... Raha niaina t@ andron'i JC ianao, ka avy ny orana, dia lazao hoe Atra no nanondraka avy any ambony any eee.. Dia lazao koa hoe, ny kintana dia toa ny voanjobory mirehitra fa eny ambony eny, na koa, ny volana dia toa ny paiso fa mirehitra koa..

Dia lazaovy @ izany ny Ankizy...

Dia ilazao koa ny Ankizy hoe, aza mamaky io "allo Prof" io ambony io, fa Baiboly ihany no ady eo... Zahavo tsara @ toko aman'andininy ao ny resaka atoma, fa raha ny fahalalan'izao tontolo izao dia efa ao anaty Baiboly.

Dia ao ianao ho'a izany eee... ihomehezan'ny Ankizy dia ilaozany ao.
42. Strong3 ( 24/07/2015 12:58)
rhaj0:

F'io ange ho'a izaho tsy nandalina ka dia tsy haiko @ antsipiriany e... fa @ ankapobeny, hitakitako ny "evolution"-n'ny fiainana.. Rahefa mahatakatra ny "tantara", indrindra koa, ny tantaran'ny fivoatran'ny fahalalana ianao, dia ... ahatakatra zavatra betsaka


ka raha atao hoe samy tsy mahatakatra isika izany, (atao hoe) ..
Dia iza no tsaratsara kokoa ianao miandry ny manampahaizana tsy hai hoe rahovina ahavaly fanotaniana marobe sa izahay miantehitra amin'ny baiboly aloha...

mety mba misy fanotaniana ihany ao antsainay ,fa izahay dia mino fa ireo rehetra ireo dia nisy namorona... fa raha hitan'ny manampahaizana moa hoe IZA NO NAMORONA IREO DIA arahaba soa :-) ... aleloia
43. rhaj0 ( 25/07/2015 01:57)
Strong3:
izahay dia mino fa ireo rehetra ireo dia nisy namorona... fa raha hitan'ny manampahaizana moa hoe IZA NO NAMORONA IREO DIA arahaba soa :-) ... aleloia

'nareo creationista ho'a dia izay foana ihany eee... "iza no namorona" an'izao sy izao... Iza no namorona ny orana sy ny volana, iza no namorona ny trondro sy ny masoandro.. magicien-pouah-pouah daholo azany re no namorona an'ireo eee...
44. fihents ( 25/07/2015 03:35)

rhaj0:

Ilay resaka siantista k'lou dia, ampamora ny fazahoanao azy, dia ivereno alalinina ny historique-n'ny model-na atom. Io mba vakiana.. mba miova @ Baiboly ianao izany eee.. Ka tsy ao anaty Baiboly koa moa ny modele atomique ka dia...


Manaja r'sé rhaj0 a !

In r'sé no zavatra tsy voavalin'ny Baiboly ?? fa ny ansé, tokana ny fanontaniako hoe "misy fanahy ve ao anatin'isé sa tsia ?? raha misy, voazavan'ny siansa ve ny namoronana azy, raha tsisy ndray, sanatria ve adala ny Ntaolo zay nolazain'isé nisalaka nahalala niteny hoe "Ny fanahy no maha-olona" ny Ntaolo nisalaka aza nana-kavaly, isé mahalala ny resaka atom ndray ty no tsy hita tenenina, ndriiiiiiiiiii, tsy aleo ve zany miverina msalaka miitsy lou raha izay no ahalàlana lay valiny. Tia anao Jesosy ry namako.
45. fihents ( 25/07/2015 03:45)

rhaj0:

Raha niaina t@ andron'i JC ianao, ka avy ny orana, dia lazao hoe Atra no nanondraka avy any ambony any eee..


Manaja e !

Raha ny manazava ny "Cycle de l'eau" izay mahatonga nyorana dia hainareo siantista sy ny karazany ery, fa mba iza moa no namorona Laojikan'io "Cycle de l'eau io e" (évolution ndray hoe) ! nareo ané mpetraka ho mpandalina zay efa vita e ! zay ngeh oà lay teneniko fôna oé, lay saina kely mba nomen'Atra ndray ty no hanoherana Azy. Tia anao Jesosy ry namako.
46. fihents ( 25/07/2015 05:50)

rhaj0:

'nareo creationista ho'a dia izay foana ihany eee...


Efa mpetraka @ toerana mety amsé sé zany (observateur), tsy vôvaly miitsy zany lay créateur, fa dé miafy amlay hoe évolution, ndriiiiiiiiiiiiiii ! mahereza ary sé ao @ observation an'isé ao e ! ny anay dia efa mazava ny zavatra rehetra. Izahay kou ané afaka mpetraka @lay toerana observateur é, fa tsy hanambany ny Créateur kous alou é ! Tia anao Jesosy ry namako.
47. rhaj0 ( 26/07/2015 10:52)
Efa hay anie ny argument-nareo Creationista ee...
- t@ andron'i JC, dia IZY tenany mihintsy no nandatsaka ny orana..
- dia sirika fa misy mekanisma izy io...
- dia izao indray hoe, IZY no nanodina ilay mekanisma ...
- dia raha voazava hoe ahoana ny fihodinan'ilay mekanisma automatiquement,
- dia hilaza indray i Creationista fa, IZY no ni-automatiser ilay mekanisma ...

Ka tsory aloha hoe, dia tena adala ireo Creationista zokinao fa minomino foana (ny lazain'ny Baiboly) eeee...
:-)


be dia be ny ohatra (ivanitihana) anasirihana ireo Creationista eee... ohatra indray hoe,
- IZY dia nampirevy ny olona an-jatony t@ hazandrano 7, eny, FITO fotsiny...
- Dia sirika fa aiza koa no etezan'izany, hozy i voatavo tsy mifandraka
- Dia ovaina hoe, ka nototoiny anie ireo hazan-drano 7, nampiany lafarina, ary dia nahavita hena-baolina an-jatony eee...

Toatoan'ny filazan'i Strong3 ihany io hoe... notsotsorina ilay tantaran'ny hazandrano-fito, fa tsy namena ny details hoe, nanana ozinina mpanao hena-baolina anie i JC t@ fotoan'androny
:-)
48. fihents ( 27/07/2015 03:27)
Manaja rhaj0

rhaj0:

Ka tsory aloha hoe, dia tena adala ireo Creationista zokinao fa minomino foana (ny lazain'ny Baiboly) eeee...


Fa iza lou lay creationista zokiko e ! amiko lou ny Créateur dia iray ihany dia Jehovah Atra Tompon'ny maro.

rhaj0:

be dia be ny ohatra (ivanitihana) anasirihana ireo Creationista eee... ohatra indray hoe,
- IZY dia nampirevy ny olona an-jatony t@ hazandrano 7, eny, FITO fotsiny...
- Dia sirika fa aiza koa no etezan'izany, hozy i voatavo tsy mifandraka
- Dia ovaina hoe, ka nototoiny anie ireo hazan-drano 7, nampiany lafarina, ary dia nahavita hena-baolina an-jatony eee...


ndriiiiiii, izay rsé no manaporofo fa voafetra ny sain-sé, rehefa tsy voazavan'ny siansa dia eo sé zany, mampalahelo eo, ny finoana no mtondra an'io rsé a ! tenin'Atra dia manao hoe "Raha tsy misy finoana dia tsy misy fankasitrahana eo anatrehan'Atra, fa izay manantona Azy dia tsy maintsy mino fa misy Izy", betsaka ny zvtra iainan'ny Kristiana tsy voazavan'ny Siansa rsé, fa isé miafy ao@ siansa ao dé ndriiiiiiiiiiii, za ngeh mba ôtran nsé ian taloha oà e ! fa nanehoan'Atra ny Voninahiny teo @fiainako aho dia zao e ! lasa mafàna fo zao, za kosa alou ts handany andro hamaky Baiboly sy hivavaka zany raha tsy hitako misy fiantraikany eo@ fiainako e ! tsy aleoko mtovy amsé ian raha ts mahita vokany. Tia anao Jesosy ry namako.
49. rhaj0 ( 27/07/2015 11:06)
fihents:
Fa iza lou lay creationista zokiko e !

https://en.wikipedia.org/wiki/Creationism
Mba hadihadio avy ao @ io wikipedia io iznay ilay hoe creationist eee.. (tsy ao anaty Baibl izany).
50. Strong3 ( 27/07/2015 12:02)

rhaj0:

Strong3:
izahay dia mino fa ireo rehetra ireo dia nisy namorona... fa raha hitan'ny manampahaizana moa hoe IZA NO NAMORONA IREO DIA arahaba soa :-) ... aleloia

'nareo creationista ho'a dia izay foana ihany eee... "iza no namorona" an'izao sy izao... Iza no namorona ny orana sy ny volana, iza no namorona ny trondro sy ny masoandro.. magicien-pouah-pouah daholo azany re no namorona an'ireo eee...


fomba ny olombelona no manadihady kou inona indray eh?

aiza kou aza enao izany?

za nge efa nilaza taminao hoe: raha toa aza ka tena tsy misy marina Atra, dia avy aiza daholo izao rehetra izao?
51. rhaj0 ( 27/07/2015 12:15)
ok ok... marina izany.. fa rahefa "manadihady" hono izany nareo, dia ny fanontaniana, dia hoe "iza no namorona" ?

Dia ranito ao azany ny saina kouh... izay ataonao ao (ohatra misakafo) na izay zava-misy hitanao ao (avy ny orana), dia "iza no namorona" raikitra ao an-tsainao ??

Mbo ilazao etoana azany ny vavaka ataonao rahefa misakafo ... na koa rehefa avy ny orana eee..
52. Strong3 ( 27/07/2015 12:44)
fa inona izany hono no mba fanotaniana ao andohanao ao rehefa mahita vonikazo mitsimoka sy mahita vorona mikotrika?
53. rhaj0 ( 27/07/2015 12:55)
vonikazo mitsimoka? hitako ery ilay tsirin'aina mirongatra...
vorona mikotrika? hitako ery ilay tsirin'aina mirongatra...
:-)
54. fihents ( 28/07/2015 03:40)
Manaja rhaj0
rhaj0:

fihents:
Fa iza lou lay creationista zokiko e !

https://en.wikipedia.org/wiki/Creationism
Mba hadihadio avy ao @ io wikipedia io iznay ilay hoe creationist eee.. (tsy ao anaty Baibl izany).


Zà kous ve rsé d'efa mahita valiny mahafa-po ao anaty bible io dia mbola handany ftôna hijery anzany https...... sns zany. Ampy ahy ny fahasoavanay rsé a !, zay zvtra soratan'oul ao ve dia hinoako dôly, ny zvtra tsapako hatreto matoa za tsy miala amBible, hitako ny vokany eo@ fiainako kou in rsé no mbola hierikerehako any amzay wikipedia, isé no tena tiako hamaly anlay izy ané, za zao raha manoratra dia tsy mteny za hoe jereo ao amtoko zao na zaroa fa zà en personne no miresaka amsé t@ alàlan'ny fahalalàna azoko tao anaty bible. Tia anao Jesosy ry namako.
55. rhaj0 ( 28/07/2015 12:22)
fihents:
za tsy miala amBible

Apokalipsy 1:2 Ary ny bibi-dia izay efa hitako dia tahaka ny leoparda, ary ny tongony tahaka ny an’ ny bera, ary ny vavany tahaka ny vavan’ ny liona...

Aza miala @ Bible an... hi hi hi... eny tokoany... TSISY bibi-dia toa io any Dago: tsisy leoparada, tsisy bera. ary tsisy liona... Fa dia avotra daholo ny gasy izany eee... :-)
56. fihents ( 29/07/2015 03:44)
Manaja rsé a !
rhaj0:

Apokalipsy 1:2 Ary ny bibi-dia izay efa hitako dia tahaka ny leoparda, ary ny tongony tahaka ny an’ ny bera, ary ny vavany tahaka ny vavan’ ny liona...
Aza miala @ Bible an... hi hi hi... eny tokoany... TSISY bibi-dia toa io any Dago: tsisy leoparada, tsisy bera. ary tsisy liona... Fa dia avotra daholo ny gasy izany eee... :-)


Ahitsiko kely lou lay verset : Apôk 13 : 2

Mampatsiahy ahy ny tentation nahazo an'i Christ miitsy sé kah ! ny tenin'Atra ihany no entin'ny satàna miady. Tsy manin f'efa fahita lay izy. Endriky ny faharatsian'ny satàna rsé reo biby reo ah, fa tsy raisina ara-bakiteny be ôtrzan lay izy.

"Mahonòna tena, miambena : fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;tohero izy, ka miorena tsara amin’ ny finoana hianareo, satria fantatrareo fa izany fahoriana izany dia manjo ny rahalahinareo rehetra eran’ izao tontolo izao. 1 Petera 5:8-9

Tia anao Jesosy ry namako.
57. rhaj0 ( 29/07/2015 11:18)
Ka rahefa TSY hainao ilay liona sy leoparda ary bera, TSY ao anatin'ny tontolo iainanao, dia TSY mahakasika anao izany eeee...
58. Strong3 ( 29/07/2015 11:59)

rhaj0:

vonikazo mitsimoka? hitako ery ilay tsirin'aina mirongatra...
vorona mikotrika? hitako ery ilay tsirin'aina mirongatra...
:-)


ka hery avy aiza hono no nampitsimoka ilay hazo tao , nampisy tsrin'aina azy tao ???

ary ilay atodim-borona ve mba efa nametrahanao fanotaniana hoe : iza no taloha atody za vorona??? de raha atody dia avy aiza ilay atody??
de raha vorona dia avy aiza ilay vorona??

hihihi... de mivanitika sisa no ataonao satria tsy takatrin'ny sainao izany ka miandry ny savant ahavaly fanotaniana enao hahahah ...mdr mihitsy enao io rhaj0 :-) :-) :-) .. izahay anaty box mou enao ao anty bokaly miandry savant hanazava
59. rhaj0 ( 29/07/2015 13:09)
Takatrao ve k'lou ny mekanisman'ny mouvement an'ireo tsirin'aina ? sa moa, tsy takatrao izay, ka dia hoz'ianao hoe, i Atra mihintsy, ny tanan'Atra mihintsy no nisintona ny tsirin'aina hiakatra ?

Ny @ akoho sy atody anie efa voavahanay zatovo mpivaninika fahiny eee... hoe, ny akoho dia niforona avy any... dia ny atody dia avy any niforona koa.. :-)

ny @ bocal indray ry Strong3.. zahay azany mba niboaka alina kouh... ianao mihidy ao anaty box sy fandriana ao ny azoma alina ho'a, dia manozonozona anay niboaka alina... dia ao ianao izany eeee... :-)
60. Strong3 ( 04/08/2015 12:41)
tantarao ilay mekanisma fa tsy te haka sipapa aty eo dia avadika hoe i Strong3 no tsy mahatakatra hahaha...


ka akory aza no tsy hatory ny zoma!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1107