Safidy malalaka no nomen'Atra

21. rhaj0 ( 17/07/2015 12:08)
rehefa simba ny mekanika dia vita re e... Aza matahora :-)
Fa matahotra raolona (taloha), ary dia avy ny goaika mampino voa tsy hary ee... Fa efa izao fotoana 2000 izao ve dia mbola mino ireo goaika t@ taona 2000 lasa tany ihany ianao?

Fa dia ao zany ianao eee...
22. Strong3 ( 17/07/2015 12:11)
hahaha izay no faran'ny takatrao amin'ny saina tsy misy fihoarana ahalala ny ao ambadikin'ny maotera ...

boky samy hafa sy olona nifanalavitra hoa no nanoratra io boky io, ka ny zavatra hita ao dia mifanaraka... ka goika antitra mahay raha samy nifanaraka hamita-bahoaka zalah.

ary io ilay lazaiko hoe raha angano tokoa ny baiboly dia izay nanoratra azy no niketrika indrindra!

ohatra : hoy ny baiboly; Le mot esprit vient du latin « spiritus » (dérivé de spirare = souffler) qui signifie souffle, vent. Il a aussi notamment donné les mots inspirer (lat. inspirare) et expirer (lat. expirare). Esprit, ou spiritus, est aussi la traduction du grec pneuma et de l'hébreu ruach raha adika tsotsotra dia hoe rivotra izany Atra fanahy.
inona moa no alahatrao amin'izany fa dia tsy hita-maso aloha izy , ka mety izay no tsy ahitan'ny astraonoty azy any ambony any.
hahahah
23. rhaj0 ( 17/07/2015 12:16)
Ka i Atrao anie toa ao @ constellation de la grande ours e... miaraka @ Grand Manitou... mbola tsy tonga any ny astronaute :-)
24. Strong3 ( 17/07/2015 12:23)
hihihi izay eny ve tsy hotonganao eh?

haneji-drivotra any amin'ny kaostelasiô lavitra any hahaha... eto antany misy rivotra ka hanka-danitra lavitra . mdr hoa nareo tsymisiAtra ireto ka hahaha

Tsy mba ezahana hidirana lalina aloha ilay baiboly vao manendri-drivotra :-)
25. rhaj0 ( 17/07/2015 13:04)
Hay ve "eto an-tany misy rivotra" ihany indray ny Atrareo e... tsisy rivotra tokoany "any ambony any" ka dia tsy mahay miaina any tokoany Atra sy Devoly, ary tsy mety ho any koa na Paradisa na Helo.

Fa raha tsy hitan'ny satelita izy ireo, dia zahavo ny google earth izany re ry Strong3 f'aza dia mievoka ao anaty baiboly lava ao eeee...
26. Strong3 ( 20/07/2015 07:57)
tsy misy rivotra ahoana kou eh?
fa angaha O2 ihany no rivotra eh hihihi... za mety hanaratsy endrika azy raha atao H2 hahaha

aza dia mahalatsaka hoa ...

rivotra hoe dia ho hita amin'ny satelita ?! ny google izany hoe famenoana lainga no betsaka..

za zao mba te ahita hoe siansa mahavita manamboatra maso velona mampita tsara ny image any amin'ny betrondoha ary mampihetsika ainga ny rantsana namany ...

fa aza hoe ahoana no nahatonga ny olona nanana izany natoraly hoazy tao eh
27. fihents ( 21/07/2015 03:53)
Slt, rhaj0
mahaliana anà lay adi-hevitra dia mba niditra a e ! mahita ny firesak'ise za de ôtran'ny olona tsy hifono lamba mena miitsy, diso miraikitra @ fahendren'izao tontolo izao zay voafetra hatreo @ fahafatesana ian, azoko an-tsaina miitsy zao ise fa lay olona matahotra fahafatesana fadiranovana miitsy an !! Misy fanontaniana ôtran tsy voavaly napetraky namana Strong teo hoe manana fanahy ve ise ? fanontaniana apetrako fotsin hoe maninona kay ny biby no tsy mahalala miakanjo fa ise mahalala miakanjo ? satria (any an-tsainao ny valiny), misy zavatra mahalala menatra ao anatin'ise ao izay efa h@ Adama sy Eva izay niezaka nitady ravi-kazo hanasaromana henatra e. Minoa an'i Jesosy Kristy Tompo dia ho vonjena ny Fanahinao fa aza variana amty fiainana mandalo tsy haharitra mandrakizay ity e ! Tia anao Jesosy ry namako.
rhaj0:

Hay ve "eto an-tany misy rivotra" ihany indray ny Atrareo e... tsisy rivotra tokoany "any ambony any" ka dia tsy mahay miaina any tokoany Atra sy Devoly, ary tsy mety ho any koa na Paradisa na Helo.

Fa raha tsy hitan'ny satelita izy ireo, dia zahavo ny google earth izany re ry Strong3 f'aza dia mievoka ao anaty baiboly lava ao eeee...
28. fihents ( 21/07/2015 04:24)
Misy adino kely azafady rahj0 a ! hitako hoe be fahalalana be ise nefa voafetra eto an-tany ian, aza dia miafy be amlay 5 organes de sens fotsiny, ka zay zvtra tsy hita, tsy ré, tsy voatsapa, tsy ré fofona sns dia tsy hinoana, ny finoana an'i Jesosy Kristy no mahavonjy r'ise a ! tsy hilàna 5 organes de sens zany finoana zany fa ny fanahy no 6e organe zany finoana zany, ka mba ampiasao iany lay 6e organe e ! fa zao mba valio hoe : Avy aiza ise ? inona no ataon'ise eto an-tany ? dia ho aiza après la mort ? ny anay Kristiana mantsy dia mazava ny valin'ireo fanontaniana ireo fa ny an'ise mba ahoana ? "Mandalo izao fiainana izao sy ny filàny fa izay manao ny sitrapon'Atra no maharitra mandrakizay e !" Miovà làlana r'ise a ! mbola tsy tara, ity tany ity dia efa voalazan'ny Baiboly fa hiharatsy fa tsy hihatsara, koa aza miraiki-po eto tsoun e ! tsy aleo ve mieritreritra an'lay fiainana maharitra mandrakizay. Tia anao Jesosy.
29. rhaj0 ( 21/07/2015 12:32)
fihents:
maninona kay ny biby no tsy mahalala miakanjo fa ise mahalala miakanjo ?

Tena "mino" ve ianao fa "fahalalana menatra" no mampisalaka ny Ntaolo sy ny aborigene amazoniana na aostraliana ?

Izaho re miankanjo satria izay ny convention sociale eee... Taloha izao ny convention sociale, fony vao tafiditra teto ny kirisitianisima, dia hoe, tsy mampiseho laferana @ anadahy, hoy ny raiko izay. Sa ianao mba efa nivoatra ihany kosany raha ny @ io ? Aza mba masiatsiaka @ io k'lou ngo dia voatondro ho toa ireny kirisitianina puritain ireny, ka na ny raneny mampinono eny an-tsena azany enjehina :-)

fihents:
zay zvtra tsy hita, tsy ré, tsy voatsapa, tsy ré fofona sns dia tsy hinoana

Toa mifamaofao izy izany.. ny "hinoana" dia ilay zvtra "ekena-tsisy-porofo". Ka ireo "zvtra tsy hita sy re" lazainao ireo dia "hinoana" (hinoan'izay te-hino azy).

fihents:
Avy aiza ise ? inona no ataon'ise eto an-tany ? dia ho aiza après la mort ?

- piesy iray ao @ evolution re aho eee..
- rahefa potika ny mekanikan'ilay piesy dia vita, maty, sahala @ zava-maniry sy manan'aina rehetra ihany
30. fihents ( 22/07/2015 05:34)
Manaja anao rjah0, tezera f'aza manota an !

Zao ary, dia manin ary tsy mba nisy zan hoe, alika nisalaka, na saka nisalaka, na kisoa sns... fa ny Ntaolo nahalala nisalaka ? dia manin no misy ny fady sy tsy fady (tsy mampiseho laferana @ anadahy hoy ianao), ny biby ve mahalala an'zany ? fantaro tsara lou rsé lay mampiavakatsika @ biby e, FANAHY io! ny Ntaolo aza anie dia nahalala anzany hoe ny fanahy no maha-olona e ! ny tsy fantany tsara fotsiny hoe avy aiza lay fanahy, ny Baiboly no mamaly anzay. Noforonina r'isé isika fa tsy notononina tahaka ny biby a ! izay no mampiavaka antsika @ biby, nasiana fanahy ao anaty ao e !

Tsisy porofo ouz sé. Fanontaniana mbola tsy voavaly aloha dia ny hoe mino ny fisian'ny fanahy anatin'ny olona ve isé ? raha mino, avy aiza ary ny fanahy, sa avy @ évolution kou ? ny biby kou nefa ouz sé avy @ evolution sa misy fanahy kou ve ny biby e ??? raha tsy mino ndray ! dia sanatria ve dia tahaka ny biby isika e ???? tsy zà aloha e !
Izaho lou efa nahita porofo, izay no nahatonga ahy mino ny fisian'Atra, Jesosy Kristy ary ny Fanahy Masina. Zao lay porofo hitako, fianakaviana akaiky tamzay, nidiran'ny fanahy ratsy, za taloha nihevitra fôna hoe lasa adala reny na mdécale sns..., fa nahita maso za, miditra ao am-piangonana io olona io mdélire, noroahina tamin'ny Aranan'i Jesosy Kristy Tompo ny fanahy ratsy tao anatiny, nivoaka ny fiangonana izy olona normal, tsoriko aloha fa za tsy nisy nanao lavage-cerveau fa ny masoko no nahita ka niova ny fisainako sy ny finoako, deraina Jesosy Tompon'ny maro fa ny Anarany mahery no nahasitrana lay olona. Asa isé na hino na tsy hino io zvtra tantaraiko io lou, fa zay ny zava-nisy.

Piesy iray ouz sé, ny biby kou zany piesy iray ? dia manin ary ny olona refa maty no alevina any am-pasana fa ny biby verivery faty eny ? io lay tenin'Atra hoe miandry ny fitsanganan'ny tena @ maty. Sé ngé na tsy mino aza, fa ny fiainan'isé tsy afa-misaraka am'Atra zany e ! Mbola tsy nahita za zao hoe nisy biby maty ohatra dia nanaovana Fairt part, fa ny olona, na mpino izy na tsy mpino, dia hanaovana Fairt-Part fôna, ary dia misy tenin'Atra fôna e ! zay no lazaiko hoe, tsy afa-misaraka am'Atra ny fiainantsika e ! na hiodi-kavia na hiodi-kavanana. Ary tsy maintsy hiatrika fitsarana eo anatrehan'ilay Avo indrindra na tiana na tsy tiana. Tia anao Jesosy ry namako.
31. Strong3 ( 22/07/2015 13:01)
bjr bjr!!! :-)

la vérité des troupeaux indray izany no mahaolona ny olona ry rhaj0 ah .... haahaha
rehefa ekan'ny maro fa mariage pour tous dia raikitra izany kou, ny nudista efa mihanaka koa any aminareo any dia efa ho eken'ny maro koa izany hihihih eny hoa ra tsimisiAtra oh...!

ny mekanika marina tsy mba misaina izay any akohatra fa rehefa maty dia toa zara aza misy mandevina , fa iny tokoa ve misy aina ahalala intsony hoe nilevina sa tsia
32. rhaj0 ( 22/07/2015 16:34)
fihents:
tsy afa-misaraka am'Atra ny fiainantsika e ! na hiodi-kavia na hiodi-kavanana

hi hi hi... io ilay ilazako foana @ Strong3 foana hoe, mba mivoaha tao @ box-kely (kristianisma) ao, dia mba fantaro ny hafa eeee... na ny olona hafa finoana aminao io (bodista, hindoista), na ny tsy-mpino (atheist, agnostic sy siantista), na ny olona t@ fotoana sy toerana hafa (aborigene australiana na amazoniana, na koa ny amerindiana)..

Vinavinao 1 minitra monja, dia anaovy resaka toa io iresahanao io i Einstein na ny Dalai-Lama na i Mandela na ny Japoney...


Strong3:
...la vérité des troupeaux...

I Strong3 indray k'lou dia tena mihevita-tena fa izy no creme de la creme... na ny kristiana namany, na akoriny azany ireo olombe kristiana dia ... tena raha caricaturiser-na, ary aza mora tohina, dia tena ... firanao Strong3 daholo reo olona...

tairo ao azany dia ifalio su ireharehao ao kouh.. izaho ve moa haninona... satria koa tena "tsy mahakasika" ahy izany... :-)
33. fihents ( 23/07/2015 03:39)
Manaja anao rhaj0,

Mvôka ny Baiboly ouz sé, efa tany ivelany za no niditra tao an, ary tena samy hafa an ! ary nametraka safidy za hoe aleoko lou tsy mvôka tao tsoun risque be lay any ivelany e ! ny tenin'Atra dia milaza hoe "Mifankazara amin'ny Tsitoha dia hiadana ianao sy ny ankohonanao" sé ve efa mba nanandrana anzany hoe mifankazatra Aminy ? Tsia avy hatrany ngamba ny valiny fa na ny fisiany aza tsy hinoana. Marina amiko lou io teny io h@zay nifankazarako Taminy zay e ! Isaorako ny Anarany Masina dia Jesosy Kristy Tompo zany.

Fa zao oà rsé ah ! tsy voavaly miitsy lay fanontaniana hoe : nanin no tsy nisy zany hoe alika nisalaka, na saka nisalaka, na kisoa sns... fa ny olona nahalala nisalaka ?? Ny kisoa zao h@zay k@zao dia mihoso potaka fôna fa tsy mba nvôtra ka lasa mlomano anaty piscine ndray ?? sa natokana ho an'ny olona iany ny évolution ?? nefa samy pièce de l'évolution araka ny tenin-sé eto zao ian ? risque be ngah ny mamaly anlay hoe misy fanahy ve isé sa tsia. Tsis porofo kou ouz sé, betsaka ny porofo, na ny tsy fahasahianan'isé mamaly fotsiny hoe misy fanahy ve sé sa tsia dia efa isan'ny porofo ny fisian'Atra satria misy verité fantatrao fa tsy mety mvôka ao.

Ny zvtra hitako lou hatreto dia manam-pahaizana sé raha ny firesaka sy fanoratra, ny tenako lou ts dé mankaiza fa ny fahendren'Atra no entiko miady e ! ary ny fahendren'Atra dia tsy mba ho resin'ny fahendren'izao tontolo izao na oviana na oviana. Tia anao Jesosy ry namako.
34. rhaj0 ( 23/07/2015 11:37)
fihents:
nanin no tsy nisy zany hoe alika nisalaka..

Jereo kely azany ny evolution-n'ny human intelligence... dia rahefa mijery ny evolution ho'a dia araho maso tsara foana ny "echelle des temps". Dia araho tsara ahoana ny adaptation ao.

Dia jerijereo koa ny evolution ny animal intelligence

Izaho sy ianao no tsy mahatakatra fa ny olona manadihady sy mamotopototra aty manombatombana, mitombo fahalalana hatrany. Be dia be, lava be, ary lalina be ny resaka ao ireo.

Fa izao fotsiny azany ee... rahefa tsy takatra(o) ve dia akapoka fotsiny hoe, Atra daholo izany, dia basy ?

Dia ao izany ianao kouh...
35. Strong3 ( 23/07/2015 11:56)

rhaj0:

fihents:
tsy afa-misaraka am'Atra ny fiainantsika e ! na hiodi-kavia na hiodi-kavanana

hi hi hi... io ilay ilazako foana @ Strong3 foana hoe, mba mivoaha tao @ box-kely (kristianisma) ao, dia mba fantaro ny hafa eeee... na ny olona hafa finoana aminao io (bodista, hindoista), na ny tsy-mpino (atheist, agnostic sy siantista), na ny olona t@ fotoana sy toerana hafa (aborigene australiana na amazoniana, na koa ny amerindiana)..

Vinavinao 1 minitra monja, dia anaovy resaka toa io iresahanao io i Einstein na ny Dalai-Lama na i Mandela na ny Japoney...


Strong3:
...la vérité des troupeaux...

I Strong3 indray k'lou dia tena mihevita-tena fa izy no creme de la creme... na ny kristiana namany, na akoriny azany ireo olombe kristiana dia ... tena raha caricaturiser-na, ary aza mora tohina, dia tena ... firanao Strong3 daholo reo olona...

tairo ao azany dia ifalio su ireharehao ao kouh.. izaho ve moa haninona... satria koa tena "tsy mahakasika" ahy izany... :-)


na creme de la creme iaho tsy haiko, fa enao no fatoran'ny vavanao eo izao kou hihihih
izay fotompisainana miara mirona izay no mahafaty ny maro amin'izao , eo ny mondializasiona , ny reliziona mitsoka avy any amerika , mitsoka avy any afrika atsimo eo koa ny mosilimo ... dia iara mirona dia miara manaiky satria mety amin'ny maro dia mety amiko (oz le pub: enao irery ne sisa no tsy nahazo eh hehehehe....)
36. rhaj0 ( 23/07/2015 13:24)
Strong3:
fotompisainana miara mirona...

eny azany fa (mety) marina ny anao.. fa toa izao ny fahitako ny mouton de panurge azany eee...

-- ny mpino (kristiana) : hozy ny goaika (antitra) efa taloha fony tsy nipataloha (ao anaty Bbly ao) hoe .. mankatsy mankatsy ihany eeee... dia lasa tokoany, "manaiky-tsisy-porofo" .. Dia misy goaika tanora, miana-kendry, dia hoe mankaroa ihany eee... dia lasa tokoany, "manaiky-tsisy-porofo" .. Dia efa hozy ny voromailala hoe, sokafy ny maso fa efa tsy toy ny taloha intsony anie e... dia bemarenina fa mbola ny goaika ihany no ifikirana... satria hono efa be izay nankatsy nankaroa araka ny goaika izay..

-- ny tsy-mpino : hozy ny siantista 1 hoe, mankatsy eee. dia lasa, manaiky ilay porofo narosony... dia ny ampitso, hozy ny siantista 2, kay mankatsy indray eee.. dia lasa, manaiky ilay porofo vaovao vokatry ny fitombom-pahalalana...


Fa dia ao izany ianao hoe... mahasoava @ goaika ao. :-)
37. fihents ( 24/07/2015 03:39)
-- ny tsy-mpino : hozy ny siantista 1 hoe, mankatsy eee. dia lasa, manaiky ilay porofo narosony... dia ny ampitso, hozy ny siantista 2, kay mankatsy indray eee.. dia lasa, manaiky ilay porofo vaovao vokatry ny fitombom-pahalalana...

Manaja namana rhaj0,

-- Mampalahelo lou atreto dia mbola tsy vôvaly mazava lay hoe : misy fanahy ve sa tsis ao anatin'isé sa dia miafy amlay hoe évolution sisa ??

-- Za lou ts dia manambany siantista lôtra e ! fa zao, mampalahelo ahy amlay foto-pisainana, lay saina kely mba nomen'Atra ndray no enti-manohatra Azy, avaho ny dépanneur sy créateur, raha misy dépanneur ve manambôtra TV simba zao dia vitany lay izy, mpetraka @toerana maha dépanneur azy izy fa tsy hanambany ny fabricantn'iny miitsy, hatreto lou dia mbola tsy nisy siantifika ka nahavita zava-manan'aina hafa ankoatr'ireo efa hita maso e ! ny manao adaptation dia hainy fa ny mamorona dia eeeeee ! zay lay hoe mamantam-bonona e ! aiza no tsy hisy ny fangalarana taova ko tsy mahay mamorona kou. Manin raha tena mahay ny siantista, tsy maka taova amn'oul hafa fa mamorona miitsy refa misy mtady anzay e !!! hatreto ny Sida mbola tsis vahaolana, efa ela iany zay, aiza ho aiza ny siansa, efa voalazan'ny Baiboly nefa zany, mbola tsy nisy ny Sida d'efa nisy ny Baiboly nilaza hoe isan'ny ahafantarana ny andro farany ny fisian'ny aretina mandringana e ! ny namorona anarana SIDA iany no hain'ny siansa hatreto, manana ny fanalavany an'io ny siansa, ary nifanojo t@ eritreritr'Atra lay izy dia hoe, mba Saino Ihany ny Didin' Atra, vokatry ny fijangajangana sy fahavetavetana io, zay voararan'Atra mazava tsara miitsy. Dia ahoana ?? na hiôlakôlak'aiza ianao, na hiôlakôlak'aiza ianao, fa mbola ho tsaraina, ianao ôôô ! ouz lay hira iray zay. Tia anao Jesosy ry namako, mibebaha, miovà, ny fahatahoran'Atra no voaloham-pahendrena ary ny fialàna @ ratsy fanao no tena fahalalàna sy fiainana. Amen.
38. Strong3 ( 24/07/2015 10:29)

rhaj0:

Strong3:
fotompisainana miara mirona...

eny azany fa (mety) marina ny anao.. fa toa izao ny fahitako ny mouton de panurge azany eee... hahahaha!!!

-- ny mpino (kristiana) : hozy ny goaika (antitra) efa taloha fony tsy nipataloha (ao anaty Bbly ao) hoe .. mankatsy mankatsy ihany eeee... dia lasa tokoany, "manaiky-tsisy-porofo" .. Dia misy goaika tanora, miana-kendry, dia hoe mankaroa ihany eee... dia lasa tokoany, "manaiky-tsisy-porofo" .. Dia efa hozy ny voromailala hoe, sokafy ny maso fa efa tsy toy ny taloha intsony anie e... dia bemarenina fa mbola ny goaika ihany no ifikirana... satria hono efa be izay nankatsy nankaroa araka ny goaika izay..
dia mahatsikaiky ahy enao ity ka; goaika ... KA RY GOAIGA NGE EFA lazaiko anao hoe misandoka ho tompony fa tsy izy ireo no voalohany ho kristiana izany fa ny Mpianatr'i Jesosy Kristy no Kristiana voalohany, raha mba manana baiboly i rhaj0 ao antrano (fiasana ao, izay fahatsiarovana an'i dada sy neny taty dago) dia mba jereo ny Jer 31:31-34 fa tsy natao ho fiangonana ny kristiana amin'ny androntsika izao fa efa andeha samy mitady ka samy manao ho izay ho afany , ho an'ny andanitra any.
ka tsy dia mahataitra ahy lohatra ilay fotompisainana miara mirona , fa sao mamandrika :-)


-- ny tsy-mpino : hozy ny siantista 1 hoe, mankatsy eee. dia lasa, manaiky ilay porofo narosony... dia ny ampitso, hozy ny siantista 2, kay mankatsy indray eee.. dia lasa, manaiky ilay porofo vaovao vokatry ny fitombom-pahalalana... misy porofo daholo ange rhaj0 ny vokatra siantifika eh, fa na izy tenany no mandiso azy arian'ny fahalalana vaovao , na ny manana andrana vaovao tsaratsara kokoa. dia samy mandiso ny misy profo teo aloha :-)


Fa dia ao izany ianao hoe... mahasoava @ goaika ao. :-) asa aloha fa .... ny anay efa voromahailala r rhaj0
39. rhaj0 ( 24/07/2015 11:28)
Ilay resaka siantista k'lou dia, ampamora ny fazahoanao azy, dia ivereno alalinina ny historique-n'ny model-na atom.
http://bv.alloprof.qc.ca/science-et-technologie/l'univers-materiel/l'organisation-de-la-matiere/la-structure-de-la-matiere/l'atome/l'histoire-du-modele-atomique.aspx

Io mba vakiana.. mba miova @ Baiboly ianao izany eee.. Ka tsy ao anaty Baiboly koa moa ny modele atomique ka dia...
40. Strong3 ( 24/07/2015 12:14)

rhaj0:

Ilay resaka siantista k'lou dia, ampamora ny fazahoanao azy, dia ivereno alalinina ny historique-n'ny model-na atom.
http://bv.alloprof.qc.ca/science-et-technologie/l'univers-materiel/l'organisation-de-la-matiere/la-structure-de-la-matiere/l'atome/l'histoire-du-modele-atomique.aspx

Io mba vakiana.. mba miova @ Baiboly ianao izany eee.. Ka tsy ao anaty Baiboly koa moa ny modele atomique ka dia...



odryyy EN nga ny tenanay ry rhaj0 ka dia ampianarinareo ataoma injay hihihi...

dia manotany anao za ary, iza no nampietsika ireo atoma sy maolekiola ireo hanova tena ka tonga rano sy trondro sy dauphin sy alika sy rajako sy olona?

io fanotaniako io dia mbola tsy novalianao fa dia izao miandry ny manampahaizana izao foana enao hamaly izay hahahah...

dia miandrasa ny valiny ivelan'ny baiboly ao izany kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1587