Saody mba mahita carte mére an' ilay Tableau élèctronique programmable toy ny fahita eny @ tranom-barotra ireny (publicité dimension:1350mmX200mm) ianareo mba vidina, na koa mahita mpivarotra fa maty ny carte mére ny anay ito ny sariny ary misaotra mialoha amin' ny fanampiana.
fa nga moa ilay izy tsy azo amboarina intsony raha tena tsy mahita.sa efa nisy nanamboatra fa tsy vita ohatra.antsoy ihany aho raha tena tsy misy hevitra.0331427310