mitady toko sy andininy
41. RBNIR
(
26/05/2015 11:10)
rhaj0:
Miaiky ary tena misapOritra aho fa tena spin tsarabe izany kah...
Koa dia fantaro ary namana fa tsy olona no mampihaiky anao fa IZY......
42. RBNIR
(
26/05/2015 11:11)
« Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina*, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.[Na: mpanolo-tsaina mahagaga] » (Isa.9:5)
Averiko hatrany, ny fampianarana zaraina eto dia Izy mivantana no nampianatra azy....
Averiko hatrany, ny fampianarana zaraina eto dia Izy mivantana no nampianatra azy....
43. Strong3
(
26/05/2015 11:49)
rhaj0:
RBNIR:
..Izany hoe misy vatana fa saingy vatana vaovao ...
okey dokey...
- ny "fotoana" na ny "fandrefesana fotoana" dia SAMY HAFA @ (fandrefesana) fotoana hainao izao io, na ao @ rakitr'i Ralarosy
- ny "vato" na koa ny "vatana" aza, dia SAMY HAFA @ concept-na "vato" sy "vatana" hainao izao io, na ao @ rakitr'i Ralarosy
Fa ny "(fandrefesana) fotoana" sy ny "vato" ary ny "vatana" sy izay zavatra hafa rehetra, izany concepts rehetra izany @ A.tra, dia mbola TSY takatry ny sain'olb akoriny, na mihintsiny.
Fa dia io no-imager-na araka ny sain'olb fotsiny ireo aloha ireo concepts ireo ao anaty Baiboly, ary images t@ taona 0 io misoratra io, k'aza gaga raha @ izao taona 2000 izao dia ... miha-"mahay" hatrany raolb, mahay Baiboly io, ary dia ... izay.
Ary na mbola TSY takatr'i raolb izao azany izany concepts rehetra izany, concepts araka A.tra, dia MINOU FOTSY aloha, fa hain'Atra foana koa ny hanazava izany aminao ao aoriana ao.
Miaiky ary tena misapOritra aho fa tena spin tsarabe izany kah...
dia gaga enao ... olombelona misy fo mitempo, misakafo sy misitona rivotra ary mamoaka izay maloto tsy ilain'ny vatana tamin'ireo nampidirina.
de nahoana ny vato no tsy manana izany :p hihihi...
raha mamaky ny Gen 2:20 enao raha mazoto dia ... mahita fa tsy misy dikan'ny amin'Atra ny vatana fa ilay Fanahy mitovy endrika Aminy no ANTONY NANAMBOARANY NY OLOMBELONA ho hisy vatana ... raha adikadika tsotsotra izany dia hoe FITAOVANA hametrahana fanahy ny vatana
___ fa izany moa raha hoan'ny tsimisiAtra dia ohatran'ny ... concept ifandirana satria hoe ny siantista manana ny filazany :p :-)
44. rhaj0
(
26/05/2015 13:16)
Ity azany misy concept tena tsy arakao eee... misy vatobe invisible io fa tandremo sao voany.. ny fanafodiny dia ny mandohalika sady mivavaka...
na ity koa... tena A.tra ihany no mahita ilay "invisible tiger" fa raha ianao, dia miankohofa dia mibebaha mafy ary mangataha famelana ngo dia hohaniny eo..
na ity koa... tena A.tra ihany no mahita ilay "invisible tiger" fa raha ianao, dia miankohofa dia mibebaha mafy ary mangataha famelana ngo dia hohaniny eo..
45. endriny
(
26/05/2015 14:16)
gasysud:
Misaotra betsaka fa mba misy fanamarihana kely miaraka amin'ny fanontaniana ity.
NIsy jiolahy nombohina niaraka tamin'i Jesoa, ny iray niteny hoe; luc 23.42 souviens toi de moi quand tu seras dans ton royaume. Namaly azy i Jesoa ary nanao hoe luc 23.43 je te le dis en verité aujourd'hui tu seras avec moi dans le paradis.
Fanontaniana: Nidina tety an-tany indray ve i Jesoa avy eo ka niditra tao am-pasana ary nitsangana tamin'ny andro fahatelo avy eo taty aoriana vao niakatra velona any an-danitra indray?
Mba omeo toko sy andininy mikasika an'io azafady.
Tsy mananihany akory sanatria fa mifamahofaho be amiko ilay resaka
Somary averina kely ny fiekem-pinoana: "... Maty ka nalevina. Nidina tany amin'ny fiainan-tsy hita. NItsangan-ko velona tamin'ny andro faha3. Niakatra any an-danitra"
Dia nidina tany amin'ny "FIAINANTSIHITA" izy izany aloha (tany amin'ny afobe io, fa mody mba namboarina) niresaka tamin'i Satana: "Aza alainao daholo ny kila ry Satana fa tsy manjary tsy ampy olona any an-danitra"
Dia niakatra any an-danitra izy niresaka tamin'ny Dadany: "Efa vitako ny fifampiraharahana tamin'i Satana fa dia ho betsaka amin'izay ny olona ho tonga aty an-danitra, fa aza matahotra ianao Dada a"
46. gasysud
(
26/05/2015 15:13)
RBNIR -
Nisy fotoana i paoly apostoly nankarina ho any paradisa.....
« Mahalala olona anankiray ao amin'i Kristy aho, tokony ho efatra ambin'ny folo taona lasa izay - na tao amin'ny tena, na tsy tao amin'ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala - ilay anankiray dia nakarina ho any amin'ny lanitra fahatelo. » (2 Kor.12:2)
« Ary mahalala ilay olona anankiray aho - na tao amin'ny tena, na tsy tao amin'ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala - » (2 Kor.12:3)
« fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona. » (2 Kor.12:4)
Mbola velona i paoly teo fa tsy fantany fotsiny na tao amin'ny tena izy na tsy tao no nankarina tany.....
Marina io voalazanao io saingy i Paoly no nakarina na dia mbola velona aza, heveriko fa mifanaraka tsara amin'ny voalazan'i Kristy Mat 6.33 Cherchez premièrement le royaume et la justice de Dieu; et toutes ces choses vous seront données par-dessus. Ety an-tany no ikatasahana io fanjakan'Andiamanitra io fa tsy any aorinan'ny fahafatesana akory. Ka i Paoly dia anisan'ny nahita an'izany.
RBNIR
Dia toy izay, mbola velona i Jesosy dia nisy fotoana (isika tsy mahalala mety vetivety foana mety ho perte de conscience kely fotsiny fa tsy hita na tsapan'ireo izay nanatrika teo) nankarina tahaka an'i paoly....dia naverina indray avy eo ary dia maty (tena maty) dia nitsangana indray.....Tamin'izay fotoana izay no "nihaona" ry zareo......
Tsy miombo-kevitra aminao indray aho amin'ny filazana fa nisy perte de connaissance teo amin'i Jesoa Kristy. Ny fahitako azy ilay jiolahy no ho faty fa tsy i Jesoa Kristy. Ny fahagagàna farany nataon'i Jesoa dia teo amin'ny hazo fijaliana tamin'ny nanavotany io jiolahy io. Ny vatan'i Kristy no tena reraka dia reraka fa ny fanahin'ny olona toa Azy tsy misy perte de connaissance izany mihitsy.
endriny - 26/05/2015 14:16

Miasaotra anao. Mbola sujet à reflexion hafa koa io. Misy raha la terre.
47. gasysud

48. rhaj0
(
26/05/2015 15:34)
gasysud:
Ny vatan'i Kristy no tena reraka dia reraka fa ny fanahin'ny olona toa Azy tsy misy perte de connaissance izany mihitsy.
Dia hita hoe tena "fan" be mihintsy i Gasysud... mba tsy ilazana hoe "fan-atique".. Aiza no nahalalanao fa "tsy misy perte de connaissance izany mihitsy"... interpretation-nao manokana ao izany, @ maha-fan anao tokoany..
Fa raha ny fahitako azy nefa izao, dia raha mba mi-interpreter koa aho, dia hoe, ilay "mampiresaka mba tsy ifandirana" ireny IZY @ io fa efa "tena reraka dia reraka"... Izay reflexe izay no tena hainy na "reraka" azany izy, raha ny fahitako azy... hainy ny ao an-tsain'ny olona, ka dia mi-manipule eee...
49. gasysud
(
27/05/2015 06:07)
rhaj0 - 26/05/2015 15:34
gasysud
Dia hita hoe tena "fan" be mihintsy i Gasysud... mba tsy ilazana hoe "fan-atique".. Aiza no nahalalanao fa "tsy misy perte de connaissance izany mihitsy"... interpretation-nao manokana ao izany, @ maha-fan anao tokoany..
tsy fantatro aloha raha tena fan aho na fanatique. Interpretation ve? Raha ny fahalalako azy dia alohan'ny hanombohana azy amin'ny hazo fijaliana dia toa efa nokapohina izy avy eo nasaina nilanja ny hazo fijaliana, manaraka izany nofantsihina teo amin'ny hazo fijaliana, raha izany rehetra izany no raisiko dia azo eritreretina fa tsy maintsy ho reraka izy.
Momban'ny hoe "tsy misy perte de connaissance" dia toy izao no nosoratako: ny fanahin'ny olona toa Azy tsy misy perte de connaissance izany mihitsy.
Ny fanahy no noteneniko momban'io (vakio tsara ny nosoratako azafady) satria tsy ny vatana no maha-Kristy azy.
50. RBNIR
(
27/05/2015 06:19)
Amin'ny fiarahana dia Aminy dia tena misy koa ny atao hoe "extase na voyage astral"....
Izay no niseho......
Ny olona tonga amin'izany tanjona izany no miteny toa an'i Paoly hoe « Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, ka tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolotro Azy* mandra-pihavin'izay andro izay. [* Na: ilay zavatra natolony ahy] » (2 Tim.1:12)
Ary ireny olona ireny dia nofidiny ho vavolombelona ho an'ny hafa rehetra.....
Koa asakasak'izay tsy hino....fa rahatr'izay tsy hisy "excuse" io satria efa vita ny adidy e!!!!....
Samia ho tahin'Andriamanitra namana....

51. gasysud
(
27/05/2015 07:59)
RBNIR - 27/05/2015 06:19
Koa asakasak'izay tsy hino....fa rahatr'izay tsy hisy "excuse" io satria efa vita ny adidy e!!!!....
Samia ho tahin'Andriamanitra namana....
Miala tsiny aho tsy azoko ny adidy lazainao, adidy inona ary ho an'iza. Heveriko fa resaka no ifanakalozana eto,
Mikasika ilay excuse rahatr'izay : heveriko fa tsy ilaina akory ny miteny an'izany satria samy tompon'Andraikitra amin'ny zavatra ataony sy eritreretiny ny olona tsirairay avy. Lasa fampitahorana ilay resaka raha toy izany no itondrana azy.
52. RBNIR
(
27/05/2015 09:40)

Miteny mahitsy sy mazava aho ary tsy misy olakolaka satria izay no marina.....
Tsy novakianao ngah ity ry namana....« Koa manambara aminareo aho anio fa afaka amin'ny ranareo rehetra aho. » (Asa.20:26)
53. gasysud
(
27/05/2015 10:00)
RBNIR - 27/05/2015 09:40
Tsy novakianao ngah ity ry namana....« Koa manambara aminareo aho anio fa afaka amin'ny ranareo rehetra aho. » (Asa.20:26)
Miala tsiny fa te hanontany anao aho, mba tena azonao tsara ve aloha ny hevitr'io teny io?
54. RBNIR
(
27/05/2015 10:17)
gasysud:
Miala tsiny fa te hanontany anao aho, mba tena azonao tsara ve aloha ny hevitr'io teny io?
« Ary izay tsy hampandroso anareo, na tsy hihaino ny teninareo, raha miala amin'izany trano na tanàna izany ianareo, dia ahintsano ny vovoka amin'ny tongotrareo. » (Mat.10:14)
56. endriny
(
27/05/2015 12:23)
2 kor, 10: "rehefa tsy hainaiky ianareo dia ho avy izahay hampanaiky anareo amin-kery"
Giravy be ilay fanerena ny olona hino an'ity kristianisma ity taloha: jinjaina izay tsy manaiky
Giravy be ilay fanerena ny olona hino an'ity kristianisma ity taloha: jinjaina izay tsy manaiky
57. RBNIR
(
28/05/2015 02:28)
endriny:
2 kor, 10: "rehefa tsy hainaiky ianareo dia ho avy izahay hampanaiky anareo amin-kery"
Giravy be ilay fanerena ny olona hino an'ity kristianisma ity taloha: jinjaina izay tsy manaiky
Faly misera,
Dia tena izay v no nandraisanao ny 2 kor.10?
« [Teny nentin'i Paoly namaly izay nanohitra sy nanevateva ny fahefany ka azy tsy ho Apostoly marina] Ary ny tenako, izaho Paoly, dia mananatra anareo amin'ny hamoram-panahy sy ny fandeferan'i Kristy, dia izaho, izay manetry tena, hono, raha eo anatrehanareo, fa sahy aminareo kosa, raha tsy eo. » (2 Korintiana 10:1)
« Dia mangataka aho mba tsy ho sahy, rehefa tonga, amin'ny fahatokiana izay kasaiko hahasahiana amin'ny sasany, izay manao anay ho mandeha araka ny nofo. » (2 Korintiana 10:2)
« Fa na dia velona amin'ny nofo aza izahay, dia tsy mba miady araka ny nofo » (2 Korintiana 10:3)
« (fa tsy avy amin'ny nofo ny fiadian'ny tafikay, fa mahery amin'Andriamanitra handrava fiarovana mafy); » (2 Korintiana 10:4)
« fa mandrava ny fisainana sy ny zavatra avo rehetra izay atsangana hanohitra ny fahalalana an'Andriamanitra izahay ka mamabo ny hevitra rehetra hanaiky an'i Kristy, » (2 Korintiana 10:5)
« ary vonona hamaly ny tsi-fanarahana rehetra izahay, rehefa tanteraka ny fanarahanareo. » (2 Korintiana 10:6)
« Mijery zavatra araka ny fisehony ihany va ianareo*? Raha misy olona matoky ny tenany fa an'i Kristy, aoka izay hisaintsaina izao indray, fa tahaka ny mah'an'i Kristy azy no mah'an'i Kristy anay koa.[*Na: Mijery zavatra araka ny fisehony ihany ianareo] » (2 Korintiana 10:7)
« Fa na dia bebe ihany aza ny fireharehako ny amin'ny fahefanay izay nomen'i Kristy anay hananganana, fa tsy handravana anareo, dia tsy hahazo henatra aho, » (2 Korintiana 10:8)
« mba tsy hisehoako toy ny ta-hampitahotra anareo amin'ny epistily. » (2 Korintiana 10:9)
« Fa ny epistiliny, hoy izy, dia mavesatra sy mahery; fa malemy kosa ny fanatrehan'ny tenany, ary tsinontsinona ny teniny. » (2 Korintiana 10:10)
« Aoka izany olona izany hihevitra izao, fa tahaka ny fiteninay amin'ny epistily, raha tsy eo izahay, dia ho tahaka izany koa ny asanay rehefa tonga izahay. » (2 Korintiana 10:11)
« Fa izahay tsy sahy hanao ny tenanay ho isan'ny sasany izay midera tena, na hampitaha ny tenanay aminy; fa tsy hendry ireny, satria manohatra ny tenanay amin'ny tenany sy mampitaha ny tenany amin'ny tenanay. » (2 Korintiana 10:12)
« Fa izahay tsy mba hirehareha tsy amin'ohatra, fa araka ny ohatry ny voafaritr'Andriamanitra ho anjaranay, dia ohatra mihatra aminareo. » (2 Korintiana 10:13)
« Fa tsy toy izay tsy mihatra aminareo izahay ka mihoatra ny faritry ny anjaranay; fa tonga hatrany aminareo aza izahay amin'ny filazantsaran'i Kristy; » (2 Korintiana 10:14)
« tsy mirehareha tsy amin'ohatra amin'izay nisasaran'ny sasany izahay, fa manana fanantenana izahay fa rehefa mitombo ny finoanareo, dia hohalehibiazina ao aminareo izahay araka ny voafaritra ho anjarany, sady mbola handroso ihany » (2 Korintiana 10:15)
« ka hitory ny filazantsara amin'ny tany any ankoatranareo, ary tsy hirehareha amin'izay efa vonona rahateo ao anatin'ny voafaritra ho an'ny sasany. » (2 Korintiana 10:16)
« Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany (Jery. 9, 23) » (2 Korintiana 10:17)
« Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana, fa izay derain'ny Tompo. » (2 Korintiana 10:18)
Hoy paoly manomboka ny teniny "Ary ny tenako, izaho Paoly, dia mananatra anareo amin'ny hamoram-panahy sy ny fandeferan'i Kristy,"
Hitahy an-tsika anie Andriamanitra....
59. endriny
(
28/05/2015 06:06)
Miaramila, miaramilan'i Kristy... mandrava sy mandoro, izay minia... tsy Mankato an'ingahy Paoly... ilay faha-13 amin'ny apostoly... hihihihihihi
60. gasysud
(
28/05/2015 06:30)
RBNIR - 28/05/2015 02:28
endriny
2 kor, 10: "rehefa tsy hainaiky ianareo dia ho avy izahay hampanaiky anareo amin-kery"
Giravy be ilay fanerena ny olona hino an'ity kristianisma ity taloha: jinjaina izay tsy manaiky
Faly misera,
Dia tena izay v no nandraisanao ny 2 kor.10?
« [Teny nentin'i Paoly namaly izay nanohitra sy nanevateva ny fahefany ka azy tsy ho Apostoly marina]
Hitahy an-tsika anie Andriamanitra....
Miala tsiny fa mifamahofaho be ihany ilay resaka ka mba te hanotany kely , ahoana marina ny fomba fandraisana izay voasoratra ao anaty baiboly ao? Mazava be ny voalazan'ny 2 kor.10. Raha azoko tsara ny tianao ho lazaina dia tsy natao ho an'ny mpiserasera anie io teny io fa olona tany amin'ny andron'i Paoly no iantefan'izany teny.
Fanontaniana adaladala: Tsy nisy nanohitra sy nametaveta ny fahefan'i Paoly anefa teto. Maninona no cité-nao ato ilay toko sy andininy?