FARANY HONO

21. gasy1zay ( 08/05/2015 13:37)

sakaiz:

gasy1zay:
anaram-piangonana le fifohazana mandoa.
ny entana(seza,lamba,lovia,fandriana....)miloko fotsy ihany hono no mendrika hitsenana izao jesosy ho avy atsy ho atsy izao,ny miloko hafa dorana fa sao tsy tafakatra angamba raha misy loko hafa,angamba!

hay ve e! Ary noheveriko hoe mandoa ilay olona fa narary dia avy eo maty hay kay mandoa ny anaran'ilay fiangonana lol!

Raha tena mino isika ry sakaiz fa efa voavonjy ary voadio @ fahotana @ finoana an'i Jesoa Kristy dia tsy tokony hisy olàna na hoavy ny farany na afaka 5 minitra na 1 andro, 1 volana, heritaona, 10 taona, sns sns , na manao akanjo fotsy na manao T-shirt mena, na manao jeans manga sns sns ...
22. rhaj0 ( 08/05/2015 13:49)
kristiana tena izy:
... miloko fotsy ihany hono no mendrika hitsenana izao jesosy ho avy atsy ho atsy izao,ny miloko hafa dorana ...

izany ho'a no tena kristiana "tena izy".. manisy masiny hatr@ antsipiriany.. Ny an'ny sasany rahefa manahirana azy ilay "fanasiana masina hatr@ antsipiriany" dia akipilipiliny tsisy dikany any, dia mody asiany hoe, "tsy tokony hisy olana" izany eee..
Dia nefa anie raha ilay an'azy masina ao koa no akipily any dia mivontirika be ny masony ee...
23. gasy1zay ( 08/05/2015 14:05)

rhaj0:

Ny kristiana anie rhaj0 tokony hanaraka ny fampianaran'i Kristy e! aiza ny ahitana ny fampianaran'i Kristy dia ao @ testamenta vaovao, izay no izy fa tsy hoe hamorona izay mampetimety azy ao.

Aiza ho aiza ao @ baiboly ianao rhaj0 no mahita hoe mila manao akanjo fotsy ary akanjo fotsy ihany izay hitsena ny Tompo eny @ rahon'ny lanitra?

24. rhaj0 ( 08/05/2015 17:01)
gasy1zay:
Aiza ho aiza ao @ baiboly ... no mahita hoe ..

Io indray k'lou dia tena asakasaka(re)o.. Firy pejy ny Baiboly ? dia izay voasoratra ao ihany izany no izy, na ny "interpretation" sy ny "inference" dia TSISY izy ?

Izaho angaha sarotiny, anareo ny anareo, fa mila mifanazava sy mifanaraka izany nareo e... Ilazao ohatra ry Kakolika sy ny dogmes-ny (immaculee conception ohatra).

Fa raha izany anao izany kosa k'lou dia ... voafehy ao @ io pejy an-jatony io izany ny fi(s)ainanao Gasy1zay ???

Dia rahefa hozy aho hoe, inona foana ity mihidy ao anaty box-kely-tsisy-afa-tsy-Baiboly ity, dia hotry ny izaho no Irainizeloza...
25. gasy1zay ( 08/05/2015 17:09)

Ka i sakaiz anie fanina mintsy anaovanao azy hoe ireny manao akanjo fotsy miandry ny farany ireny no tena kristianina nefa tsy misy izany akory (raha ny fampianaran'i Kristy) fa mba eritreritr'i rhaj0 fotsiny( mba tsy hilazako heo vazivaziny).
26. endriny ( 19/05/2015 13:32)
I Mahiol aza mbola be mpihaino sy mahazo sehatra amin'ny haino aman-jery kanefa iny no anisany niteny sy nanazava tao amin'ny tele ny hoe Ho avy amin'ny ekilipsa 2002 ny fara andro...
27. ranthson ( 19/08/2015 14:07)
Ny farandro tompoko dia misy, ny tsy finoanao tsy mahafoana ny farandro. Ho avy toy ny mpangalatra ny Tompo ary ts misy mahalala ny ahatongavan'izany. ary ilay izy efa akaiky. efa miseho daolo ny famantarana rehetra izay nolazain'ny baiboly. rehefa maty ianao dia izay ny farandronao aloha fa tena misy koa ny farandron'izao rehetra izao. ary ho tampoka io, fa izay miambina ka miaro ny tenany @ fahotany sy mino an'i Jesosy, izay nateraky ny rano sy ny Fanahy no ho voavonjy. averiko iany, ny tsy finoanao tsy mahafoana ny farany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2569