novahan'i rajao daholo hoe

1. bazylou ( 05/05/2015 18:16)
ny fatoran'dravalomanana..... izay no nolazainy teny ivato....
dia aleo hohita eo fa nampiditra amboadia ao am bala i rajao kooo.

beeuurrk
2. moi ( 06/05/2015 04:42)
tsy takatry ny saiko ny ambadika politika, fa aleo milamina mitazana fotsiny e !
izay mahalala ny mety ho tambiny zao no mahaliana ! sa dia fihetsika handakana ny TGV ?
3. ravatorano ( 08/05/2015 06:34)
aleo milamina d misesy fa samy eto antanana daholo eh ! ny tgv ange no nandaka ambava fo voalohany an'ilay candidat-ny efa nanaovany tamtam be iny teny andranome eh ka rehefa voadakan ilay "amboakely tiany" zareo taty afara vao nikorapaka eraky ny tanana hihihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2754