sekta
41. gasy1zay
(
08/05/2015 13:47)
rhaj0:
Ilay fampitaha an'i Strong3 ve izany dia mba "hanalana ota" an'i Lota ve ?
Amoahy "dogme du fanalana ota" mihintsy tokoany ry Strong3 a... sahala @ "dogme du fampidirana any paradisa" (immaculee conception ny an'i Maria)
esy e... marina ny an'i Endriny: Ny sisa oaoaoaoaoaoaoaoaoaoa, balaoasy sy fanandran-tena diso toerana daholo... SY fanamarina-tenan'Itsimahalalaafatsynysaimpantany..
Fa maninona moa no arovana i Lota e! Efa nambara ary averina hoe DISO TANTERAKA IZY TSY NAHAFEHY TENA FA NISOTRO DIVAY ARY NIMAMO KA LASA NANAO NY TSY FANAO, tsy nahatsiaro ny tenany tsony, ary ny vokovoko manga rehefa mitory teny hoe ratsy ny fimamoana dia lasa ohatra foana ingahy Lota hoe nareo rehefa mamo dia mety manaonao foana toy an'i Lota.
42. rhaj0
(
08/05/2015 13:54)
Dia tena notorahanao Gasy1zay vomanga i Lota marina... iza no hitoraka vomanga azy koa eee... Nefa anie i Lota ho'a ka mba olo-marina samy marina tao Sodoma sy Gomora tao ee...
i Strong3 izao efa "namela ny ota" an'i Lota (tsy efa nampidirinao ho any paradisa koa ve izy teo, satria izy no tena navotana tany Sodoma koa maninona no tsy ampidirina any tokoany[size=2]tsy hitanao absurde be mihintsy ve izany revinareo izany eeee[/size]

43. gasy1zay
(
08/05/2015 13:58)
endriny:
Na inona na inona finoanatsika ka sampana niala tamin'ny finoana ny Atr'i Abrahama. Dia sekta izy izay, vita kabary...
Ny sisa oaoaoaoaoaoaoaoaoaoa, balaoasy sy fanandran-tena diso toerana daholo.
Ny olona tena resy lahatra @ finoany tsy matahotra ny étiquette "secte", amiko aloha na misy milaza aza hoe secte ny fiangonana idirako tsy dia mampisy olana amiko izany rehefa resy lahatra aho hoe mbola i Jesoa Kristy Tompo sy mpamonjy no toriana ao ary mbola fampianarana mifanaraka @ baiboly no toriana ao.
44. endriny
(
12/05/2015 14:58)
Izay mahasoa re ataon'Atra ry Gasy1zay a!
Tsy mila tadiavina Atra fa izy mahita izay mety aminao
Tsy mila tadiavina Atra fa izy mahita izay mety aminao
45. rhaj0
(
12/05/2015 15:08)
gasy1zay:
Ny olona tena resy lahatra @ finoany tsy matahotra ny étiquette "secte"
ya ya... mijoroa @ finoanao eee... Fa rehefa hozy ny fiaraha-monina, na koa ohatra ny Fitsarana na koa ny mpanao gazety sy ny mpandinika, hoe "sekta" ny anao, miaraka @ dikan'ny hoe sekta sy izay ambadika miaraka aminy, dia ... hotry ny hoe hoz'ianao izany ve hoe, "firo" izay lazainy any, tsy mila iadianao hevitra akoriny, fa ny ataonao sy ny finoanao ihany no ataonao, fa izay no mahery hoz'ianao...
Tairo ao azany kouh... f'aza mandika ny lalAnan'ny fiaraha-monina fotisny, fa rahefa gadraina ianao (tahaka an'i Tatandraza) dia tsisy an'i Angeline manao intervensiO eo...
46. gasy1zay
(
12/05/2015 15:24)

Rehefa mbola tsy hidian'ny fanjakana ny fiangonana 1 dia mbola manaradalana izy izany! Rehefa hitanareo hoe tsy manaraka izy dia aza misalasala mitory fa zoanareo izany ary tokony adidy mihintsy aza, fa mba jereo fotsiny hoe tena nandika lalàna marina fa tsy hoe ankiandry kendry tohana fotsiny.
47. gasy1zay
(
12/05/2015 15:27)
endriny:
Izay mahasoa re ataon'Atra ry Gasy1zay a!
Tsy mila tadiavina Atra fa izy mahita izay mety aminao
Izy mintsy no niteny hoe raha mitandrina ny didiko ianareo ka mitoetra ao aminareo ny teniko dia angataho izay rehetra tianao ka raha mahazo teny mamy toy izany ve dia tsy hitady sy hanantona azy?
48. rhaj0
(
12/05/2015 15:54)
gasy1zay:
raha mitandrina ny didiko ianareo ka mitoetra ao aminareo ny teniko dia angataho izay rehetra tianao
1- Dia rahefa TSY mahazo izay nangatahina izany dia "nanota" (sy nitandrina, tsy nitoetra) ny dikan'izany ?
2- Dia rahefa mahazo izay nangatahina izany dia TSY nanota ?
3- Dia tena mahazo izay nangatahina (nivavahana) foana koa ve ? Sa indraidray rahefa "manota" dia voany ?
ka dia jereo azany iza aby no "nahazo izay nangatahiny" ee...
Ohatra izao... asiako sira politika indray ampatsiro azy... "nivavaka mafy hono i Augustin mba ahomby iny fanonganam-panjakana 2009 iny.. dia nivaly tokoa moa.. dia izao ilery rampanana..." Nefa moa izao i homard tsy mety lasa kari dia naly... Ka raha izany dia ahoana ihany izy ity ee ????
49. gasy1zay
(
12/05/2015 19:20)

Raha mifanaraka @ baiboly ny angatahinao dia mivaly foana na ho ela na ho haingana,
Izany fanonganampanjakana izany fandikana lalàna ka tsy mino aho hoe hamaly vavaka @ izany Andriamanitra, fa raha mitranga anefa ireny dia tsy valim-bavaka hoan'izay nangataka azy fa mety zavatra hafa mintsy satria ny fijerin'Andriamanitra dia tsy olona 1, tsy hoan'ny andro 1, fa tena vision à long terme.
Ny tiako ambara dia tsotra, ny tanjon'Andriamanitra dia tsotra : ny hahavonjy ny olombelona, ny hampibebaka ny olona sy ny hialany @ fahotany. Mety hoan'i rhaj0 izao dia krizy sy fanonganampanjakana fotsiny no hitany t@ 2009, fa ... mety tsy hitany hoe maro ny olona latsaka an-katerena noho ny very asa ka dia lasa niantoraka t@ Andriamanitra, niala t@ fahazaran-dratsiny, mety raha tsy nisy krizy anefa ireo olona ireo dia mety tsy nanankevitra ny hivavaka mintsy.
Ohatra faharoa hitondrako hoe mahasoa antsika na iny krizy iny aza, raha ny fahatsapako an'i rhaj0 izao dia olona tsy dia mankasitraka loatra an'i TGV (mety diso aho an!)
Dia mba imagineo hoe tsy nanao grevy TGV t@ 2009, dia inona no nitranga? Raha ny vinavinako dia mbola tian'ny vahoaka izy ( lany maire teto Tana, tanora, manana orinasa mandeha, sns sns), ary i Ravalomanana mety mbola nitombo ny tsy tia azy (nanao monopole, mandratra olona rehefa miteny,)ka raha io dia mety i TGV no lany president t@ 2011 (fifidianana normal), ka izaho aloa tsy mino hoe ingahy TGV prezida no mahasoa antsika ka na nanahirana aza ny krizy dia ... tena mahasoa fa hita hoe toa tsy mbola mendrika ho prezida antsika ny olona toy an'i TGV fa hita t@ ireny PHAT ireny ny tena toetrany.
Tsy hoe izay tsy nahazo valimbavaka dia mpanota, satria efa nambarako teto hoe ny valimbavaka dia manana endriny maro saingy tsy midika izany hoe tsy mihaino Andriamanitra fa satria izay no mahasoa anao:
1- Tsy mbola nivaly ny vavakao satria tsy mbola tonga ny fotoana ahazoanao azy ( Andriamanitra manana ny fotoanany) : tadidio ilay ohatra nataoko efa ela izay hoe nisy olona tsy afaka fanadinana dia nalahelo fa rehefa nanala fanadinana fanindroany izy nefa dia nahazo bourse nakany am-pita, dia iza no tsara afaka t@ voalohany dia nianatra teny Ankatso sa afaka heritaona aty aoriana dia nahazo bourse hoany Ivelany?
2- Tsy mahasoa anao ilay valimbavaka raha azonao fa mety hampisaraka anao @ Andriamanitra ka hahavery anao, ohatra hoe raha mahazo volabe ny olona iray dia mety lasa tsy mivavaka intsony, lasa mampirafy, lasa tia tena sns sns...Aleon'Andriamanitra tsy manome anao harena, voninahitra, raha tsy zakanao izany ka mety hitarika anao @ fahotana.
50. rhaj0
(
12/05/2015 20:31)
ya ya ... Izay "zava-misy" miseho eo dia .. ampiasain'ny Kristiana ny ron-dohany, anaovany spin sy tsingolo-batita, ka ilazany fa
1- raha t@ nilavany azy ilay izy, dia "valim-bavaka" iny, allelluia hosana.. (na dia ilay tao akaikiny tao azany nihinan'ny tsakaokany)
2- raha tsy t@ nilavany azy indray ilay izy, dia hoe "planina" sy "vision a long terme" (tsy takatrao) iny fa mahareta .. hosana alleluia... (na dia ilay tao akaikiny tao azany tsy nihinan'ny tsakaokany)
Toa TSY mila anaovana spin sy tsingolo-batita akoriny azany izany rehetra izany, fa tsy aleo ve ry Kristiana tsy ampiasaina mihintsy ny saina fa dia minou fotsy aaa..
Izaho indray k'lou aleoko manadihady ny "zava-misy", ary TSY ahankiko @ "tsy misy" any ny saiko fa sao manavy...

51. Strong3
(
13/05/2015 08:13)
hihihih... tsy misy hono
tsy mbola tonga aminao ilay ilana Azy ka no be fandahatra ianao rhaj0.
io valim-bavaka lazainao io dia hoan'ny mpanaradrenirano no manana safidy roa toa io; fa hoan'ny tena kristiana dia tsy mba toa izany.
ny azy Atra miresaka aminy no atao hoe valimbavaka, fa tany eo no eo ny valiny hoe ahazo izy na tsia.
fa raha mbola hoe : miandry atody ho fohy izany, ... dia hainao ihany na akoho na lamokany
mba alalino hoa io baiboly io vao toherina

52. rhaj0
(
13/05/2015 10:41)
Strong3:
ny azy Atra miresaka aminy no atao hoe valimbavaka
okey dokey... dia hotry ny ahoana kay ny feon'i Atra 'miresaka' aminao ao izany ?
- feon-dehilahy sa feom-behivavy ?
- maternelle sa sexy ?
- dia monotone sahala @ damopra atsy @ leglizy sa mihirahira ?
- dia misy accent frrancccaizze, na @ miroky latina, sa tena gasy petaka ?
- dia mipentsapentsana sa bada lela sahala @ ireny mamo divay ireny ?
54. rhaj0
(
13/05/2015 10:59)
okey dokey.. tsy mety hamaly i Strong3 fa ...asa... mahamenatra ve ny "mahare feo" ka hoe "miresaka" ao .. ngo lazain'olo ho adala na dizina eo... :-)
Fa hanombatombana zany za ee... raha ny fahitako an'i Strong3, dia ny feo (tiany) re, dia:
- feon-dehilahy - sexy - monotone - misy accent frrancccaizze - ary bada lela sahala @ ireny mamo divay ireny -
Dia mahasoava sy mahita fahasambarana ao izany ry Strong3 aaa... :-)

55. Strong3
(
13/05/2015 11:06)
hi han hi han hi han... hoa izany fanotanianao izany!
tsy omena ny ... daholo ny zava-tsoa rehetra hono eh...
aleo aloha izay tokony zakanao ihany no omena anao; fa afaka mifanikika toa hendry ao ianao aloha.
tsy omena ny ... daholo ny zava-tsoa rehetra hono eh...
aleo aloha izay tokony zakanao ihany no omena anao; fa afaka mifanikika toa hendry ao ianao aloha.
56. endriny
(
13/05/2015 12:24)
gasy1zay:
Izy mintsy no niteny hoe raha mitandrina ny didiko ianareo ka mitoetra ao aminareo ny teniko dia angataho izay rehetra tianao ka raha mahazo teny mamy toy izany ve dia tsy hitady sy hanantona azy?
Izaho aloha, raha izaho tsy hanantona azy satria hoy izy: "tsy ianareo no mifidy ahy fa izaho no mifidy anareo ". Sady izaho tsy hanantona sampim-bazaha manao sorona olona mihintsy na oviana na oviana... Fa misaotra
57. gasy1zay
(
13/05/2015 13:33)

Tsy hianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo, tsy mitovy @ ny mifidy io fa ny mifidy dia ankehitriny, ny nifidy efa nitranga satria lasa. Ary efa safidin'Andriamanitra ny fahenoanao ny teniny fa betsaka ny olona tsy mba afaka mandre, mamaky, mahafantatra ny tenin'Andriamanitra. Tena hafa @ samy Andriamanitra tokoa ity Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina ity satria izy irery no nahafoy ny ainy hamonjena antsika olombelona, izy irery no manova antsika ho olombelona lasa ho zanak'Andriamanitra afaka handova ny fiainana mandrakizay miaraka aminy.
58. rhaj0
(
13/05/2015 14:29)
Gasy1zay:
manova antsika ho olombelona lasa ho zanak'Andriamanitra
Rahefa hoe i JC no zanak'A.tra, dia hoe, i JC izany dia A.tra koa eee... (3 sy 1 ny baolina)
Dia io izany izao i Gasy1zay koa manondro-tena ho lasa "zanak'Atra"... (5 sy 0 io eeee.)
Dia ao nareo izany eee...
59. gasy1zay
(
13/05/2015 15:05)
rhaj0:
Gasy1zay:
manova antsika ho olombelona lasa ho zanak'Andriamanitra
Rahefa hoe i JC no zanak'A.tra, dia hoe, i JC izany dia A.tra koa eee... (3 sy 1 ny baolina)
Dia io izany izao i Gasy1zay koa manondro-tena ho lasa "zanak'Atra"... (5 sy 0 io eeee.)
Dia ao nareo izany eee...
Izao no lazan’ i Jehovah ny Iray Masin’ ny Isiraely, dia ny namorona azy: Ny amin’ ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan’ ny tanako dia aoka ho adidiko ihany.
Fa izay tarihin’ ny Fanahin’ Andriamanitra no zanak’ Andriamanitra
Ny Fanahy dia miara-milaza amin’ ny fanahintsika fa zanak’ Andriamanitra isika.
Fa hianareo rehetra dia zanak’ Andriamanitra amin’ ny finoana an’ i Kristy Jesosy.
Tena mahafinaritra anie ny Andriamanitray ry rhaj0 fa tena raisiny ho zanany izahay mino sy manaraka azy e!
60. rhaj0
(
13/05/2015 16:29)
Hotry ny tsy azonao ny baolina.. Raha i JC no "zanak'Atra", dia araka ny 3 noho 1, dia "Atra" koa i JC.
Dia ianao izany "lasa zanak'Atra", dia ho lasa "Atra" koa ve izany ianao Gasy1zay, fa satria "zanany" ?? Sa ny "zanany" TSY mitovy @ rainy ???
Tena dizina ve ianao ao e ?.. izaho k'lou dizzy ee.. mihodikodina hafahabe ilay resaka :-)