sekta

21. rhaj0 ( 07/05/2015 13:19)
Io indray i Kristiana fa raha vao "tia" olona na biby ianao dia itariny ho zoophilie et patati.. Ny azy mantsy ilay "tia" dia ho an'i Jesosy irery..

Dia tsy sasatra aho ny mamerina fa ny olona ho'a TSY sahala aminareo Kristiana daholo eee... Izaho izao tiako ny voninkazo sy ny voankazo.. dia lazaovinao Gasy1zay fa misafosafo-tena @ fraise sy cactus koa no ataoko ato.. dia tena efa manavy giravy mihitnsy nareo ireto lehiretsy aa...
22. gasy1zay ( 07/05/2015 14:08)

rhaj0:

oudriii!!! ny zavatra lazainao anie rhaj0 tsy hoe tia biby (saka-alika-sns...) fa hoe tena hivadika ho biby e! ary dia mampanontany tena ilay izy tsy accusation anefa satria nasiako "???" fa raha mampiadana anao moa ny mivadika ho biby ( loup garou???) tsy olàna fa mahasoava raha izay ilay mahay miaina sa tsara fiaina moa izy teo :D
23. gasy1zay ( 07/05/2015 14:13)
Azoko ihany hoe mety moramora @ ireo tsy te hiala @ fahotany ny mieritreritra hoe hivadika biby izy rehefa lasan-ko razana toy izay mieritreritra hoe ho lasa any @ helo.

24. rhaj0 ( 07/05/2015 14:29)
gasy1zay:
TE hitovy @ biby (zoophilia ve zany???)

..ary zoophilie dia "sexual fixation on animals"...

Dia nefa TSISY niteny anareo mihintsy hoe, rahefa "tia an'i Jesosy" ve, ngo dia 'sexual fixation" koa izany ?? na hoe rahefa lasan-ko razana, dia necrophilie koa izany..

Ny @ resaka "fahotana" indray dia anareo irery any izany.. Culpabiliser-o lava ao foana moa ny Ankizy hoe, ota ota ota, fa dia ao ianao sy ny tranonao (sy ny otanao)
25. gasy1zay ( 07/05/2015 15:01)

Fa raha lasa biby ve izany ilay amerindiana reincarné dia réincarné @ biby tsy manana activité sexuel intsony? Raha lasa biby izy anie dia lasa ho biby hiray @ biby hafa e, sa réincarné biby célibataire na hermaphrodite mintsy ilay izy rhaj0? Lasa lavitra be ilay resaka fa raha hoy ianao rhaj0 hoe tsara izany zavatra inoany izany dia ekena fa safidinao izany.

Ka tena misy ny fahotana rhaj0 fa raha hoy ianao hoe tsy misy ny fahotana dia tsy maninona fa aza rarana ohatra fa asaivo manao izay tiany ny vadinao na lainga, na kolikoly na fijangajangana, na fimamoana, sns sns ...
26. rhaj0 ( 07/05/2015 15:13)
Dia rahefa tia L ny L, na V ny V, dia avy koa i Kristiana hoe, pedophilie na zoophilie koa...

Aleo amena ny fanafodinareo nareo mihintsy ianareo mba tsy iverenana @ izany intsony...
asa ho'a izany ny anareo ao
- rahefa tia an'i Jesosy dia "sexual fixation" koa ? Izany no mahatonga ilay kiaka ataonareo rahefa ao ?
- rahefa tia ny zanakao, na ny neninao ao, dia .. sahala @ Lota, sa sahala @ Abelakaina koa ?
27. gasy1zay ( 07/05/2015 15:34)

Ry zareo tsy manaiky ny fisian'ny fahotana no mety tsy mahalala na mody tsy mahalala ny tsy tokony atao fa raha kristianina manaraka sy mankatoa ny sitrapon'Andriamanitra dia mahalala tsara fa ny lahy sy ny vavy no natao hiray @ fanambadiana fa tsy haniry lahy samy lahy na vavy samy vavy na mpiray tampo sy mpianaka ( voarara ao @ levitikosy), ny baiboly manambara ny fahotana sy ny tsy mety ary tsy tokony ho atao fa ny an'ny sasany moa ireo tsy mety atao no tiany atao.
28. rhaj0 ( 07/05/2015 15:41)
Ilazao i Lota (fa tsy i Noah) sy ny zanany raha ny @ io azany...

Fa ny olombe nampino anareo an'ireo k'lou dia mahay mandresy lahatra eee... asa ho'a fa naninona ireo olombe-nareo ireo no lasa kiritona hotr'io rahefa "anal sex" ee... nety nanandrana angamba izy, nefa tsy nahay nanao, ary dia nanozonozona hoe, aza manao anal sex ry zanaka mapar aaa... Dia "mino" koa Gasy1zay.. Fa mandehana mi-google sy mamaky boky dia andramo anie e... mety hankafia indray azany i Gasy1zay, ary @ izay fotoana izay... ho atao ahoana ilay "finoana" ???? :-)
29. gasy1zay ( 07/05/2015 15:56)

Ka chronologiquement aloha tsy mbola nivoaka ny didy folo sy ny fampianarana ny sitrampon'Andriamanitra raha tsy efa avy niampita ny ranomasina mena ny zanak'Israely. Ka mety marina tokoa hoe mety ny nataon'ny Lota no antony nanamafisana hoe tsy tokony hisy "inceste" sns ...
30. rhaj0 ( 07/05/2015 16:01)
f'angaha tsy efa fantaNY hoe tsy mety izany inceste izany, dia tsy mba nobitsihiny akoriny Ingahy Lota fa navelany mamoan'ny zanany tao ? Nataok'ity nahay nibitsika an'i Lota ihany IZY taty aoriana ?

Koa na taoriana azany koa vao nipetraka ny LalAna, araka ny lozikan'i Gasy1zay, dia tsy midika hoe, OK ny inceste.. Io ho'a rahefa zarina @ pancarte-feno-lalAna ilay mpino, dia tsy afaky ny misaina @ tenany intsony eee...
31. rhaj0 ( 07/05/2015 16:23)
Ahitsiko kely.. rahefa zarina MINO ireo pancarte-feno-lalAna ilay mpino, dia tsy afaky ny misaina @ tenany intsony eee...

Ny olona anefa dia mandray ny lalAna miaraka @ lojikany, hoe satria miara-monina dia izay no iraisan'ny saina. Tsy mila ilay lalAna akoriny dia efa manaja ny fiaraha-monina.

Fa ny an'ny mpino... inona moa ilay resaka tanaty Baiboly, hoe, manaova akanjo lavalava rahefa miakatra alitara ngo dia sirika ny raviny moa izy teo, sa hoe, aza atao avo ny alitara fa tsy edukasio sekisoaly no atao ao am-piangonana.. .ary io dia tatsy @ genesisy mihintsy izy teo.. Dia tena TSY afaky ny misaina mihintsy ve i pasitera/mopera fa mila mijery genesisy vao hahay an'izany... loz'ity...
32. rhaj0 ( 07/05/2015 16:37)
hay Eksodosy ilay izy.. Fa dia izay izany koa ve dia atao ao anatin'ilay Boky iondanana ao ee..
Eksodosy 20:26 Ary aza asiana ambaratonga hiakaranao ho eo amin’ ny alitarako, mba tsy ho hita eo ny fitanjahanao.
Mi-inspirer ny olona marina io eee...

33. gasy1zay ( 07/05/2015 16:42)

rhaj0:

f'angaha tsy efa fantaNY hoe tsy mety izany inceste izany, dia tsy mba nobitsihiny akoriny Ingahy Lota fa navelany mamoan'ny zanany tao ? Nataok'ity nahay nibitsika an'i Lota ihany IZY taty aoriana ?

Koa na taoriana azany koa vao nipetraka ny LalAna, araka ny lozikan'i Gasy1zay, dia tsy midika hoe, OK ny inceste.. Io ho'a rahefa zarina @ pancarte-feno-lalAna ilay mpino, dia tsy afaky ny misaina @ tenany intsony eee...

Fa misy milaza ve moa ao @ tantaran'i Lota hoe tsara ny Inceste na azo atao? I Lota anie ka azo lazaina hoe naolan'ny zananivavy e!

Rehefa mihaino mana isan'andro rhaj0 dia misy milaza hoe inona ny fahamarinana hita eo @ io tenin'Andriamanitra io, dia inona ny toetra tokony arahina na inona tsy tokony arahina.

Raha ny tantaran'i Lota no adihadiana dia izao ny fahamarinana voalaza ao :

1- Aza mimamo fa rehefa tsy tompon'ny tenanao ianao dia manaonao foana
2- Rehefa tsy mahatoky an'Andriamanitra ianao dia mitady "solution facile" na vahaolana tsy mifanaraka @ sitrapon'Andriamanitra .

Ny 1- ngamba mazava be
ny 2- no mila hazavaina, satria ny zanak'i Lota dia "désespérée" hoe tena maty daoly ny lehilahy tao @ tanana raha levona i Sodoma sy Gomora dia nihevitra ireo hoe tena tsy ahita vady intsony isika ary tsy mba hiteraka, ny vahaolana hitany dia ilay lehilahy teo akaikiny na dia rainy aza izy.
34. rhaj0 ( 07/05/2015 21:25)
Ianao Gasy1zay ihany io dia efa mahita io fa "t@ fotoan'androny" (l'an 0) ireo tantara (sy "fahamarinana") ireo... Raha izany no inspiration-nao @ izao taon-jato izao, dia ao ianao izany kouh.. Fa tadidio foana ho'a hoe, fa ny olona (hafa) dia TSY hotr'anao.. TSISY mandray an'izay izany ho "fahamarinana"..

Fa mahatsikaiky ilay fampiasana (fanodinana) ataon'i Gasy1zay ny voambolana hoe fahamarinana = toetran'ny hoe marina = zava-misy (raha ny fahazoako azy). Fa io 1- sy 2 lazain'i Gasy1zay io ambony io dia ny interpretation-ny (fanadihadiany) ny zava-misy no lazainy fa "fahamarinana"

Fa hita mantsy izao fa oainina be, hoe ny zava-nisy (fahamarinana) dia mahavaky vava fa, karazan'olona inona koa ho'a no mamo tampina dia tsy mahalala akoriny fa amin-janany vavy izy no mandry.. Dia ilay mpitantara mpanoratra ny Baiboly koa dia mitantara ery.. ny Rainy koa @ io tsy mikOzy satria tsisy bedy izany ..

Ka efa nahazo io "mana" io ve ianao tao am-piangonanao tao ry Gasy1zay ? mino aho fa tsia.. fa maninona no censurer-na na hoe tsisy mpiventy io andininy io e ? f'angaha tsy hoe "masina" daholo ny ao @ Baiboly ao fa sitrapoNY ?
35. Strong3 ( 08/05/2015 08:32)
ny marin'ny finoana dia tokana tsy miova ... fa ny marin'ny siansa dia miova araka ny fivoarana :-)
36. fidinirina ( 08/05/2015 09:48)
rhaj0:

Ianao Gasy1zay ihany io dia efa mahita io fa "t@ fotoan'androny" (l'an 0) ireo tantara (sy "fahamarinana") ireo... Raha izany no inspiration-nao @ izao taon-jato izao, dia ao ianao izany kouh.. Fa tadidio foana ho'a hoe, fa ny olona (hafa) dia TSY hotr'anao.. TSISY mandray an'izay izany ho "fahamarinana"..

Izahay mandray ka! ary ny kristianina maro be maneran-tany koa.

rhaj0:
Fa hita mantsy izao fa oainina be, hoe ny zava-nisy (fahamarinana) dia mahavaky vava fa, karazan'olona inona koa ho'a no mamo tampina dia tsy mahalala akoriny fa amin-janany vavy izy no mandry.. Dia ilay mpitantara mpanoratra ny Baiboly koa dia mitantara ery.. ny Rainy koa @ io tsy mikOzy satria tsisy bedy izany ..

Ka efa nahazo io "mana" io ve ianao tao am-piangonanao tao ry Gasy1zay ? mino aho fa tsia.. fa maninona no censurer-na na hoe tsisy mpiventy io andininy io e ? f'angaha tsy hoe "masina" daholo ny ao @ Baiboly ao fa sitrapoNY ?

Matoa io rhaj0 voasoratra ao anaty Baiboly ary notoriana tany @ am-piangonana, misy tian'Andriamanitra ampitaina, iana(re)o mihitsy no tsy mahatakatra ny hevitry ny soratra masina fa ny olona mamo nandry t@ janany, izay ihany no noriritina eto foana fa tsisy afatsy zay, sokafy ny fijery fa aza hidina be ohatran'io.
Misy ny efa voalazan'i gasy1zay fa ny anampiako azy dia ny hoe:
- ny zanak'i Lota dia niaina tao sodoma sy gomora (tanàna maloto fitondran-tena) : zany fihetsika zany ve dia tokony ataonao amin-drainao. Fa maninona no Lota foana no itrikitrahanao fa tsy zanany ratsy toetra, tsy manaja ray aman-dreniny, mpamitaka, mpanolana, mifototra @ zay nahitana masoandro, tsy matahotra an'Andriamanitra...
- ny tantaran'i sodoma sy gaomoro no mampiseho ny TSY faneken'Andriamanitra ny fanambadian'ny L & L na V & V
- ny tantaran'i sodoma sy gaomoro dia "reference" ny @ fotoana tampoka ihavian'i Jesoa Kristy = mampitandrina anao tsy hanao toy ny natao'i vadin'i Lota
Lioka 17:29-33
29 fa tamin’ ny andro izay nivoahan’ i Lota avy tao Sodoma, dia nisy afo sy solifara nilatsaka avy tany an-danitra ka nandringana azy rehetra.
30 Dia ho tahaka izany koa amin’ ny andro hisehoan’ ny Zanak’ olona.
31 Amin’ izany andro izany izay eo an-tampon-trano, ary ny entany ao an-trano, dia aoka tsy hidina haka izany; ary toy izany koa izay any an-tsaha, aoka tsy hiverina amin’ izay efa nilaozany izy.
32 Tsarovy ny vadin’ i Lota.
33 Na zovy na zovy mitady hamonjy ny ainy dia hahavery azy; ary na zovy na zovy no hahavery ny ainy dia haharo izany.
37. rhaj0 ( 08/05/2015 10:20)
rhaj0:
...ny olona (hafa) dia TSY hotr'anao.. TSISY mandray an'izay izany ho "fahamarinana"..
fidinirina:
Izahay mandray ka! ary ny kristianina maro be maneran-tany koa.

Tsara izany rahefa "izahay" no teneninao fa TSY "isika". Manaiky ianao izany fa misy ny olona
1- TSY hotr'anareo, ary
2- TSY "mandray" izany revinareo izany, ary
3- TSY mahakasika azy ny ... kibay (afobe) sy karotinareo (paradisa).

fidinirina:
Matoa io rhaj0 voasoratra ao anaty Baiboly ary notoriana tany @ am-piangonana, misy tian'Andriamanitra ampitaina, iana(re)o mihitsy no tsy mahatakatra ny hevitry ny soratra masina fa ny olona mamo nandry t@ janany, izay ihany no noriritina eto foana...

1- Ka i Lota anie ka nankalazaina tao anaty Baiboly ho ... "olo-marina" izy teo, ary izy no novonjena eee... ka "olo-marina" izany ny "olona-mamo-nandry-t@-janany" ? sa chronologiquement indray dia hoe, olo-marina - novonjena - mamo-mandry-@-janany.. donc OK ?
2- Dia raha mampianatra an-janakao ao izany ianao, dia tantara adala toa izany hoe, misy olo mandry amin-janany, izany no asainao hisintomany anatra ?

Reveo ao izany ny ana(re)o kouh... F'aza gaga rahefa misy kristiana (tsy) nanama(re)o inspirE @ io Lota dia manaonao foana.. izy voafitak'ilay "fampianarana" indray no mbola ho pehanareo fa "tsy tena izy".
38. Strong3 ( 08/05/2015 11:09)
Natory hono i rhaj0 dia nisy nanipy tao antranony ny vola be avy nangalarin'ny zanany ... tonga ny polisy nanaradia dia i rhaj0 no tratra tao nefa i rhaj0 tsy mahalala na inona na inona

mety tsy ahavoadio tena mihitsy i rhaj0 ... fa hanozonozona anaty saina fotsiny hoe ...

Ohatra ihany iny , mba ahatakaran'i rhajo ny toeran'i Lota
39. endriny ( 08/05/2015 12:27)
Na inona na inona finoanatsika ka sampana niala tamin'ny finoana ny Atr'i Abrahama. Dia sekta izy izay, vita kabary...

Ny sisa oaoaoaoaoaoaoaoaoaoa, balaoasy sy fanandran-tena diso toerana daholo.
40. rhaj0 ( 08/05/2015 12:58)
Ilay fampitaha an'i Strong3 ve izany dia mba "hanalana ota" an'i Lota ve ?

Amoahy "dogme du fanalana ota" mihintsy tokoany ry Strong3 a... sahala @ "dogme du fampidirana any paradisa" (immaculee conception ny an'i Maria)

esy e... marina ny an'i Endriny: Ny sisa oaoaoaoaoaoaoaoaoaoa, balaoasy sy fanandran-tena diso toerana daholo... SY fanamarina-tenan'Itsimahalalaafatsynysaimpantany..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2391