NY MALAGASY LATSAKAN'NY 20 TAONA tsy entin'ny RAD mivavaka dia tsy mahalala an'Atra itsony

41. Strong3 ( 13/05/2015 12:40)
dia mivanitinitia ao zany kou... na enao mpanaraby ny kristiana eto na izaho manitsiny ny kristiana baoritra dia samy manana ny filazany, fa ny mampiady koa moa tena talentanao koa,
sitrany misy ivanitianao , toa robot ao kanada ao... hihihi __ ilay efa tsy manana saina ny ho an'ny andanitra

fa enao mijanona sy micomment eo mba manana tanjona hanala ny kristiana hiala ao amin'io box kel io fa eheheeee

raha miteny mpanaradrenirano za na boritra na tsy tena izy dia misy tanjona ao ... lol be kou ilay tactik nao ah
42. rhaj0 ( 13/05/2015 17:39)
Ilay hoe "mivoaha @ box-kely" lazaiko lava ana(re)o anie ka ... "fitiavana" anareo e... :-)
Io ilay hoe, TSY mijery harina an-tava ary tsy misorona...

Fa ianao Strong3 no manaraby ny namanao, koa izaho mba manipika ny ataonao indray no lazainao fa "mampiady"... Tena tsy hitanao ve ry Strong3 fa tena manivativa anie ianao, rahefa manipy hoe, "Kristiana baoritra" na "Kristiana mpanara-drenirano" na "soa ihany i Strong3 fa tsy katolika", "ry RBNIR mosesiana.." ets... Tena voapalapalan'i Strong3 daholo ny namany Kristiana ho'a, @ izay hono ho'a iretsy tsy ho tafiditra ny vodi-fanjaitra ho'a ... Izay ilay "tanjona" an'i Strong3 an...
43. Strong3 ( 15/05/2015 09:23)
mdr ... tssss hihihihi

raha ianao izay tsimisyAtra aza manana fitiavana ny hafa maika fa izaho...

Faharoa; Ny hidirany ny vody fanjaitra mihitsy no hilazako izany , ahalalany fa misy ezaka mbola tsy vitany ao ka mila miohatra kely ny fefy izy ireo mba ho tafiditra ilay vodi-fanjahitra.

amiko , tsy raisiko fanivaivana izany fa fanairana ambompon'olona mba te hivavaka ihany fa simban'ny sasany amin'ny fitaka, izay toa nahazo an'i " endriny " hihihih :-)
44. mpanompotsymahasoa ( 25/05/2015 15:49)
II Tantara 7 : 14. raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny.
45. Strong3 ( 29/05/2015 08:38)
mila fanasitranana tokoa ny olona ry mpanomptsymahasoa...

fa raha arabakiteny hoa io pseudo-anao io dia manahirana kely ..
nefa noho ny fampianaran'i JK dia toa mety hatrany,
fa ny saiko ohatran'ny tsy manaiky. raha tsy mahasoa moa izany dia inona no antaony hiasana hoan'Atra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1731