Ary manao fanafody kay Jesosy

41. rhaj0 ( 21/04/2015 12:53)
fa ny batisa dia natao hoan'ny olona vori-saina.. mahadiso hevitra anareo ny tsy fahalalanareo ny soratra masina!

hi hi hi... ny batisa indray... toa atao na kely na lehibe.. fa ireny zazakely ireny mantsy @ Strong3 ka "vori-saina" an...

Fa ny didi-poitra izao, hozy ny SM, dia toa hoe atao afaka herinandro sa 10 andro aorian'ny nahaterahana. Ka natao toa izay ve ianao ry Strong3 sa TSY nahalala ny SM ny r-a-d-nao? Eeee.. very iana(re)o tsy mahalala ny SM, satria critere iray io raha mankany paradise; coefficient 2. :-)

42. endriny ( 21/04/2015 16:17)

kolo:

Edriny: Aza dia mba zimbazimbaina tahak'izany ny ody (fanafody) vita malagasy an. Olona tany israely tany izy dia ataovy hoe " nanao ODY Israeliana"


Ka efa maro izao ny Malagasy mampiasa io ody Israelianina io a... Sady ny Malagasy ange hono taraka Jiosy e...

Eny ary: Ody kristianina io izany... Sapile no atao hoe ody fitia. Ka rehefa manao sapile ianao dia sady tian'i Masina Maria, no tin'i Jesosy no tin'Atra koa e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0991