Ary manao fanafody kay Jesosy
21. Strong3
(
13/04/2015 10:44)
:-) ka i rhaj0 izany ilay manao tsobo-dranondramiangaly fotsiny ... tsy mbola nimenomenona teo amin'ny dabiliom-piangonana akory dia efa misotro mandravasarotra
matoa misy ny mpino mbola mijoro dia nahita ny tsy hitanao izy ka mafy ny finoany, aty tsy finoana itsony no ilazana izany fa efa zavatra iainana ny miaraka amin'i Atra , fa ny finoana dia ny mbola tsy niainana sy mbola tsy nandramana
fa ny zavatra tsy hita no hinoana sy antenaina fa mbola hoavy dia ny fiainana ao ankohatra
ka aza dia miteniteny foana rehefa mbola tsy nanandrana ilay herin'Atra
sao mba hila izany ihany any aoriana any ka ho kakerin'ny nenina ...
Vao omaly aho izao no nitafa tamin'ny olona mpanenjika fivavahana toa anao, fa nibaradaka mitady famonjena avy amin'ny alalan'i JC ihany kay ny olombelona rehefa may ambondrona
io rein nao io zao rehefa hisotroanao tambavy foana dia ho potika tsy misy fanafany dia ho loza ni anao, mba andramo ilay tsy misy effet segondaire ry namana ah hihihi :-)

22. rhaj0
(
13/04/2015 13:22)
Tsy takatrao marina ny "ody" sy "tapa-kazo" Malagasy.. Hanontanio hoe ireo olona miasa any @ institut pasteur na koa izay pharmaceutique frantsay matanjaka ao Dago ao.. raha ny kely fantatro dia kaofin-drizareo (frantsay) daholo ary hakany patent ho @ anarany ireo "fampianaran'ny Razana" .. f'ianao moa "nampinoana" fa "fitaka" ny "fampianaran'ny Razana", ary dia "nisafidy" ny tsy hijery fa anjakan'ny frantsay ao anie ny "ody" sy "tapa-kazo" gasy ao fa ... dia tena Jomo Kenyatta version 2.0 anie io, fa ianao moa (nisafidy ny ho) jamban'ny finoanao ao ka dia...
23. gasy1zay
(
13/04/2015 14:37)
rhaj0:
ka izaho izao vao t@ iry volana ity nahazo "mandravasarotra".. "ody" gasy io an... f'izany hoe nofonosin'i Homeopharma dia mba hoe "du thé" izany e.. ary tena hotry ny nampetimety ny fahasalaman'ny rein-ko kosany ilay izy.
Asa hoe, raha hitokona ao @ dabiliom-piangoanana izany ve ianao, dia higonongonona sy hanipy tanana any an-danitra ao, dia ... izao e: aza miala eo raha tsy metimety koa ny rein-nao ao .. raha tsy izany dia "fitaka" daholo ihany izany e...
Tsy omena tsiny ianao satria mety tsy mbola nanankina ny aretinao t@ Andriamanitra tokoa ianao na tsy mbola nandinika tsara ny voalazan'ny baiboly ka lasa manana hevitra diso, ahitsiko ny fomba fijerinao araka ny fahalalana kely mba ananako :
1) Manana fomba maro Andriamanitra hanasitranana olona fa tsy mijanona @ methode 1 :
- Tao ny nivavaka tonga dia sitrana
- Tao ny vao nino dia sitrana
- Tao ny nametrahana tanana dia sitrana
- Tao no nasaina nakany @ mpisorona dia sitrana teny an-dalana
- Tao no nikasika ny akanjony dia sitrana
- Tao no nosorana fotaka ny maso vao sitrana
- sns sns
Ka dia tsy hoe izay mitanondrika ao @ dabilio ihany no sitrana ry rhaj0 rehefa mivavaka.
2) Tsy misy milaza ao @ baiboly fa tsy mahazo mihinana fanafody ny kristianina, ary tsy misy milaza hoe tsy @ alalan'ny fanafody no hanasitranan'Andriamanitra anao.
3) Farany, tsy mifamadika ny "rôle", tsy izahay no mibaiko an'Andriamanitra hoe toy izao no hanasitranana anay Andriamanitra oh! fa ny vavaka no atao @ finoana dia izy no manana ny fombany hanasitranana anao, mety hifanena @ dokotera mahay ianao, mety hahita fanafody mahomby, mety hahita vola hanaovana traitement, mety ho sitrana ho azy, sns...
24. rhaj0
(
13/04/2015 14:53)
Toa hotry ny possibilite iray izany hoe, hoz'ianao raha ny fazahoako ny resakao io, dia hoe, "miavavaka tsara" ahita ny dokotera mahay, na ody-gasy avy @ "Fampianaran'ny Razana" mahery...
Sa ahoana azany ilay "fanasitranana" avy @ "finoana", raha ny anao manokana ao e... mba itantarao tena zava-misy hoe e...

25. gasy1zay
(
13/04/2015 16:17)

Sarotra ny haka ohatra ny tenako satria tsy mbola tratry ny aretina tsy sitran'ny fanafody aho ka raha hilaza aho hoe voan'ny sery na nanavy dia nivavaka dia sitrana dia hoy ianao rhaj0 hoe toy ny be sy ny maro izany fa tsy misy fahagagana, mihinana fervex dia sitrana :)
Fa na izany aza dia ankinina aminy ny fahasalamana e! Dia raha izay izao dia amiko efa fitahiana avy aminy matoa salama ny tena, tsy voatery hoe narary cancer dia sitrana vao "miracle" rhaj0! Fa ny tsy faharariana koa dia efa zava-dehibe :)
26. rhaj0
(
13/04/2015 16:45)
Rahefa voan'ny sery na manavy izany i Gasy1zay, na ny zanany na ny reniny ohatra, dia TSY mila mivavaka vao sitrana fa fanafody ihany e... na ny marimarina kokoa, ny "ivavahana" dia ny ahitana fanafody, na ny ananana vola ividianana fanafody, ary na fanafody avy @ Fampianaran'ny Razana io na hafa, rahefa "manasitrana" dia efa izay no (inoan'i Gasy1zay fa) natolony ho valim-bavaka e.. izay izany ilay hoe "Manasitrana i Jesosy". Okay.
27. gasy1zay
(
13/04/2015 16:52)

Na koa hoe : mivavaka mba tsy hararin'ny aretina tsy sitra-panafody e! :)
28. gasy1zay
(
13/04/2015 17:02)
i rhaj0 izany tsy mba reconnaissant hoe salama vatana tsy marary, manana ny ampy ahafahana mividy fanafody raha marary, afaka manatona dokotera raha tsy salama,
Izaho aloha dia mahita hoe misy olona maro ( na gasy na tsia) tsy manana izany ka raha manana izany fahafahana izany @ mahakristianina dia misaotra an'Andriamanitra e!
Tsy hoe rehefa tsy marary dia tsy mivavaka fa misy antony foana tokony hivavahana rhaj0, rehefa tsy marary dia misaotra fa salama, rehefa marary dia mivavaka mitady fanasitranana :)

29. rhaj0
(
13/04/2015 17:09)
Dia ny Ankizy anefa rahefa entina any ampiangonana dia mimonomonona fa maimbo aretina hono izy ao izany... ka nihiboka kosa alongany ilay efitra, ririnina aty mantsy mangitsy ary dia mikatona daholo ny varavarankely... Fa dia tena vonto virus tokoany ee...
Koa na hanipy tanana sy higonongonona in-jato aman'arivony ao ve, na hoe. koa na mahay mivavaka doctor honoris causa azany ve, dia tsy ho voafindran'ny fievra ao ihany...
Dia ho lazainao izany fa (safidin')i Jesosy no TSY mitahy eo ?? Ny ao an-tranoNY indrindra no mpizara aretina.

30. gasy1zay
(
13/04/2015 17:17)

Dia narary daoly ve izany ny mpiangona?
31. rhaj0
(
13/04/2015 17:24)
hi hi hi .. izay tsy nahay nivavaka, na ireo nilaozan'ny nijery plafond, ni-imaginer ilay god-superman-en-blanc.. ireny ihany no narary :-)
Ieee... rahefa mihiboka ao @ feno virus ianao dia voany.. mandeha bus koa izao tena giravy, fa dia izany no mila manasa tanana sy ny atin'orona ary lava-tenda vao tafavoaka ny bus.. fa tsy hoe mivavaka io dia basy.

32. Strong3
(
14/04/2015 10:40)
na ny kely indrindra aza dia ampianarin'ny baiboly ...
fa matoa tsy tafiditra ao ny olona dia izy no mandrindrim-baravarana tsy ahafanatatra ny marina.

33. rhaj0
(
14/04/2015 13:41)
Ary fa maninona koa azany izy io no "ampianarina" ry Strong3?.. Izay alphomega izany ve tsy mba tokony tonga dia tafiditra intrinsequement ao anaty ao?
Raha TSISY nampianatra izany izao I Strong3.. tena nety nahay sy fatsora be ihany an... saingy :-)

34. Strong3
(
16/04/2015 11:12)
HIHIHI ... toetra hatreo ampahaterahan-draolombelona io fatsora io ka
fa noho ny fahalala vaovao sy tsara ho fiainana dia afaka miova ny zanak'olombelona; mba hanantsara ny fiarahamonina sy ny hoaviny.
mbola tsy henonao nga ilay kanibal sy ilay menasofina nandeha tany afrik

35. rhaj0
(
16/04/2015 13:18)
Strong3:
HIHIHI ... toetra hatreo ampahaterahan-draolombelona io fatsora io ka..
Raha ny fazahoako azy dia hoe, "noforonin'i A.tra" hono izany ny olb ee (Adam&Eva)... Dia nefany, tena tsy amin'ny noeritreretiNY ilay noforoniNY, ary dia "naripaNY" (Noah), ary dia ilay "voa tsara" ihany (izay tao moyen orient) no navotany.
Dia izao indray izany dia mbola "fatsora" (ratsy) foana ihany kay hono izany raolb vao teraka, hozy ny Kristiana eee.. sa hozy Strong3 irery?
Mampome.. dia rahefa hoz'IZY izany hoe, "avelao ny zaza hanantona ahy", ilay "zaza fatsora ratsy" io izany.. .dia ho ataoNY inona kay? an an.. tena tsy matoky aho raha efa fantatra IZY fa "mpandripaka" :-)
36. Strong3
(
17/04/2015 05:27)
hihihi... hita hoe tena donton'ny fantsy tao amin'ny fiangonana isé ity ry rhaj0 ka kkkkkkkk mdr
Tsy fatsora adama sy eva, fa ny fihinana ny voakazo voarara no nahatonga izany; mbola doudou be izy ireo matoa mora nofitahina
faharoa; raha hoy ny baiboly hoe avelao ny zaza ...
dia midika izany fa mbola tsy afaka mampiseho ny hadalany ireo zaza ireo ka tsara raha tazomin'ny olona izay toetra tsy afaka mampiseho adalana izay.
fahatelo; raha vao miakatra ny faha telo taonany ny zaza dia efa afaka mampiseho ny natiora novolen'i devoly tao amin'ny olombelona; mandainga , matahotra, menatra, mihatsaravelatsihy sns...
rehefa mandray an'i JC ny olombelona dia tsy mifoha intsony io toetra novolen'i devoly io, fa ny an'i Atra no iainany manomboka eo amin'ny finoany an'i JC
KA TSY DIA HITAKO RY rhaj0 no tsy hiainako ny baiboly na heverina misy na tsy misy Atra. Tsy maneritery ny fisainako sy ny fisiako izany fiovana izany :-)

37. endriny
(
17/04/2015 08:22)
Rhaj0
Avelao ny zaza hanantona ahy hoy izy: fa tsy ento aty amiko ny zaza atao batisa sy batemy a.... Ka nefa ny zaza tokony atao batisa sy batemy hono vao afaka manantona ny tompon-dry zareo. Ny zaza mantsy vao notoritorinina fotsiny dia efa mibaby ota...
Fa ny ody ota fafy rano amin'ny batisa sy batemy...
Hihihihih

38. rhaj0
(
17/04/2015 14:44)
ody ota = fafy rano @ batisa/batemy.. :-)
Fa ilay mametraka tanana eo @ lohan'ny zaza koa... dia atsy Viet-nam, @ fomba-tany any, dia izany mametra-tanana eo an-dohan'ny zaza izany dia tena hoe, fanozonana sy fanambaniana ilay zaza..
Hitako koa ny zaza mitomany rahefa atao an'io kouh... intuitivement fantany foana izay manana intention ratsy aminy eee... Jereo ange eto e...
http://lmgtfy.com/?q=image+of+pope+and+child+crying
(dia rahefa mitomany ilay zaza dia lazain'ilay mopera/pasitera fa ny reniny no nanongo azy... :-)

39. Strong3
(
21/04/2015 08:21)
izay ilay lazaiko hoe donton'ny fantsy sy fitaka ary tsy fandinihana ny marina ao amin'ny baiboly ianareo dia miteniteny foana ka zary tonga tsy mpino..
ny tsodrano dia firariantsoa fa = batisa = ody ota
na zanak'iza na zanak'iza dia afaka manantona daholo, tsy misy akanavaka io. fa ny batisa dia natao hoan'ny olona vori-saina, vonona ny hino, hanampa-kevitra hoan'ny amin'ny teny fikasana hoan'izay mino.
mahadiso hevitra anareo ny tsy fahalalanareo ny soratra masina!

40. kolo
(
21/04/2015 12:52)
Edriny: Aza dia mba zimbazimbaina tahak'izany ny ody (fanafody) vita malagasy an. Olona tany israely tany izy dia ataovy hoe " nanao ODY Israeliana"