Ny Bokin'i Galgamesh

1. rhaj0 ( 06/04/2015 12:03)
Ka ao @ bokin'i "Galgamesh" koa izany dia nisy koa ny safo-drano..
http://www.religioustolerance.org/noah_com.htm
The flood story from "The Epic of Galgamesh"

ka hoe tena mino be ity safo-drano notantaraina tao anaty baiboly ity mantsy ny ranamana Strong3, dia nahita io lahatsoratra io aho, ka dia mizara sao dia mba manampy an'i Strong3 ao @ "finoany" ao eee..

novalian'i rhaj0 ny 14/04/2015 16:12
2. endriny ( 07/04/2015 04:05)
Miampy ireto feo avy amin'ny fiara sy moto ireto izao... Tokony efa hisy tondradrano indray a... Sa efa lombolombony moa ilay tamin'ny fahavaratra iny?
3. rhaj0 ( 09/04/2015 12:58)
Dia tena mbo ganga mihintsy aho hoe, mba ahoana koa azany no tena (mbola) hinoana ara-baki-teny ilay tantaran'i Noah, na koa ny an'i Galgamesh, raha ny @ ity safo-trano ity.. Dia ilay sambo fiara aloha eo ihany ny hoe faisabilite-ny.. fa koa ohatra hoe, dia goaika sy voromailala ve nama no mba ahalalanao fa hoe lena sa maina ny Tany.. Satria tongan'ireo ny hatrany Japana in-1 mipi-maso an...

Fa ny tena mampihomehy koa dia ny Atr'i Galgamesh hono sorena fa satria mitabataba raolombelona, ary dia naripaNY t@ safo-drano, afa-tsy ilay Noah-ny.

Fa ny A.try ny Kristiana indray dia satria be revy sy miliba hono raolona, ka dia izay no nandripahaNY azy...

Mijery anareo bainina sy baofy be tantara sy be mino ao ho'a ny Ankizy (zenerasio millennial) fa dia..
. . .
4. gasy1zay ( 09/04/2015 19:29)

rhaj0:

Tena mampalaelo ny zanakao tsy mba nampalalanao an'Andriamanitra fa ianao no tonga dia nanapakevitra hoe angano izany baiboly izany. Ianao rhaj0 efa lehibe ka afaka misafidy izay tianao aleha fa mba eritrereto 1 segaodra monja hoe diso safidy ianao dia aona ny taranakao?

Amiko aloha dia hevitrao sy fahitanao manokana ny hoe tsaratsara kokoa ny tsy mino fa dia jereo ireo tsy mpino very repère refa tojo olana any @ tany mandroso na eto Gasikara fa dia lasa any @ toaka sy rongony, lasa any @ sekta na fivavahana extremista satria misy banga eo @ fiainany aram-panahy, ka io refa tsy hanolotra azy ianao dia hitady izay mampetipety azy izy ka mety izay be lazao toy ny TJ- Islamista-Franc Macon-sns.......
5. rhaj0 ( 09/04/2015 19:52)
gasy1zay:
jereo ireo tsy mpino very repère refa tojo olana any @ tany mandroso na eto Gasikara fa dia lasa any @ toaka sy rongony, lasa any @ sekta na fivavahana extremista...

Io indray k'lou dia fijerinao azy manokana (na nampinoana anao tao). Izaho tsy afaky ny hilaza ny any @ DAgo nefa, satria tsisy statistika, fa raha ny aty @ tany mandroso aloha, dia efa nameko teto foana ny statistika :
- 72% ny any @ U no TSY-mino,
- ary 0.2%-n'ny any am-pigadrana no TSY-mino

Izaho mihevitra fa ny olona "TSY-mino" dia lasa mieritreritra sy responsable an'izay ataony kokoa, noho ireo mino. Ilay fanadihadiana hoe, ireo zaza-tanaty-pancarte-feno-didy no lasa TSY mahay mi(s)aina kokoa raha miolotra @ ireo namany... nasaina nisaina.

Koa na dia io ohatra @ io tantaran'ny safo-drano io fotsiny azany... mba ahoana moa no esprit kritikan'ilay olon-dehibe mbola mino io "tantarabe-safo-drano" io? mba ahoana ny mba tantara sy jeogirafia ao an-tsainy ao? mankaiza ny andaniny ny ron-dohany? etsetra...
6. gasy1zay ( 10/04/2015 14:12)

Ka averiko foana hoe ianareo tsy mino tsy manaiky mihintsy hoe mahay ny zavatra rehetra ilay Andriamanitra ivavahanay ka dia tsy hitovy mintsy ny tadindokanga satria ianareo hanontany hoe ahoana ny fomba hanasarahana ny ranomasina mena? Ahoana ny nilatsahan'ny mana tany an'efitra? Ahoana ny nahabevohoka virjiny? Ahoana no nampitombo mofo 2 sy hazandrano 5? Ahoana ny nampahiratra ny jamba? Nahasitrana ny boka? nampitsangana ny maty? ....

Ny valiny dia tsotra : satria ilay Andriamanitra ivavahanay Kristiana dia mahay ny zavatra rehetra, ka raha tsy mino sy manaiky io ianao dia na inona na inona valiteny omeko(nay) anao dia tsy ho eken'ny sainao satria TSY INOANAO.
7. rhaj0 ( 10/04/2015 14:21)
okey dokey... ianao izany dia mbola isan'ilay tena mino ara-baki-teny, ka hoe, safotra ny rano sy ny tany, mandia sy mandihy ambony rano, mana any an'efitra sy any an-danitra, virijiny-bevohoka-miverina-virijiny, mofo sy hazandrano mitombo an-toerana sahala @ bakteria, jamba sy boka sitrana tampoka teo, maty nitsangana sy nisosa nankany ambony toa ny setroka...

Nefa misy "mpino" (tsy) namanao any ho any, izay "mino" fa hoe "symbolique" sy fanoharana daholo ireo resaka ireo fa ilay "sentiment" ao ambadika no lehibe...

Tairo aho rah(ef)a taitra ianao :-)
8. gasy1zay ( 10/04/2015 14:34)

Tsy maninona fa samy manana ny faharesen-dahatrany io rhaj0 a! Izaho tsy manery azy hino izay hinoako fa rehefa resy lahatra izy hoe I Jesoa Kristy no ilay mesia tonga hamonjy antsika mba hahafahantsika handova ny fiainana mandrakizay dia efa faly aho.
9. rhaj0 ( 13/04/2015 18:14)
Aminao Gasy1zay ve izany, dia rahefa hoe, arak'ilay fanekem-pinoana hoe, "mino an'i JC" ilay namanao Kristiana, dia mitovy, fa ny ambiny dia antsipiriany tsisy dikany.. na izy "mino ara-baki-teny" izay ao toa anao, na tsia, araka ny fandresen-dahatra telomina eo, dia na izy mankany am-piangonana toa anao koa, na tsia? Dia azo itarina koa ve hoe, na koa izy doctor honoris causa es mivavaka (toa anao) na tsia?

Dia aminao Gasy1zay mantsy koa ve izany, ny vokatr'ilay finoana ara-bakiteny, na tsy ara-baki-teny, dia mitovy, na ao @ fiainana ao io na ao @ fisainana?

Amiko aloha nefa dia zava-dehibe ireo differences eo @ samy Kristiana ireo. Ary amiko manokana, dia izay no (isan'ny) milaza fa resaky ny samy manao izay mampetimety ny baoliny fotisny io fa tsisy coherence mihintsy.

Fa dia mahasoava ao ho'a azany e...
10. gasy1zay ( 13/04/2015 20:23)

Matoa aho tsy manaraka ny zavatra lazain'ny kristianina sasany dia tsy maharesy lahatra ahy ny "conviction"-ny @ zavatra iray, ohatra hoe milaza ny adventista hoe tsy tokony hihinana lambo fa fady, dia izaho mihinana dia tsy mitovy izany @ iny ny fomba fijerinay, dia efa nambarako hoe izaho koa @ mahaprotestanta ahy tsy resy lahatra @ fampianarana avy @ lovantsofin'ny Katolika, tsy mitovy koa izany ny fandresen-dahatra anay @ iny.

Fa rehefa miteny i Papa François hoe "Jesus" fantatro hoe ilay JC inoako sy ametrahako ny fiainako no resahiny, ny fototra dia mitovy satria samy mino izahay hoe Jesoa Kristy no Mesia zanaka'Andriamanitra namoy ny ainy ho antsika olombelona sns sns ....

Aza matahotra ianao rhaj0 fa tena mahasoa tokoa ny fiarahana @ ity Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina ity na dia tsy inoanareo aza, misaotra anef na dia ilay firariantsoa fotsiny aza :D
11. rhaj0 ( 13/04/2015 21:53)
Efa noresahina tatsy ihany ny hoe maha-samy hafa ny P sy ny K ohatra. Tsy nolazaina akoriny azany tao ireo sekta hafa rehetra.

Ka i Gasy1zay izany TSY mitsangam-bolo @ ireo sekta manao ny be lazaina sy be finoana @ ireveny azy ao, satria samy "Jesus" ihany no revenareo. Okay.

Fa ny (tsy) namanao Kristiana moa dia efa hitanao eny foana, na dia eto fotsiny azany, fa dia io toa ilay caricature io ambany io, na dia "samy Jesus" azany no revena na ... lovain-dreo ao.

Mifanipaka Ao Anatin'Ilay Box-Tsisy-Afa-Tsy-Baiboly Toa Kristiana-Mpiady-Lova...
12. gasy1zay ( 14/04/2015 13:50)

Tsy mila miady lova izany ny kristianina fa misy toerana hoan'ny olombelona tsirairay any fa io hoe hanao izay ahazahoanao ny toeranao any ve ianao sa tsia? Mino ve ianao fa efa namboatra toerana ho anao i Jesoa sa tsia?

13. rhaj0 ( 14/04/2015 14:21)
i Strong3 izany tena mino fa "mamboatra toerana" ho an'i Strong3 i Jesoa ?
Dia ahoana ? mafana mahamay hotry ny anaty vilanin-dranomangotraka ve ilay izy ao sa ...? Dia misy virijiny vitsivitsy miaraka amianao ao sa ..? Sa moa tsy hotr'izany n'enareo fa "box-kely" dia ampy @ ilay "fanahy" ?
14. valiih ( 14/04/2015 14:56)
Miarahaba! ra ts teo ny ts pino toanao rhaj0 d ts ntsangana n pino toanay! ento @zay itiavanao sy ze mapety anao nfiainanao!tsis bedy zan eo na anopa akitsrano lay ray pahary zao ttlo zao az enao f ny andro farany d oavy itsaran ah s enao!k so re mb ts ozaka n apokan izay foton zay! lay dahalo teo @hazofijalina nteny t@jesus oe tsarov ah rhf tong eo ankavanan ray enao f za kus mteny anao oe tsarovy zay kristiana rhf tong @zay ftona anadinana anao zay enao! mis farany nzvt rht, f nfiainany mpino tena mpino no ts manapataperana!k dinio tsar lo oe av aiz nTna niandoanao!gidro?ar le gidro av @iza?nzvt rht mis loaranony,na enao io az ts oe av t@dadabean dadabe d zay!f teo lay mpahefa Atra Ray tsitoha alpha s omega fiandohana sy fiafarana! ra inonao zay d ino ianao f Atra velon iz ar t6 zavamagaga ts hainy atao!
15. valiih ( 14/04/2015 15:05)
Miarahaba! ra ts teo ny ts pino toanao rhaj0 d ts ntsangana n pino toanay! ento @zay itiavanao sy ze mapety anao nfiainanao!tsis bedy zan eo na anopa akitsrano lay ray pahary zao ttlo zao az enao f ny andro farany d oavy itsaran ah s enao!k so re mb ts ozaka n apokan izay foton zay! lay dahalo teo @hazofijalina nteny t@jesus oe tsarov ah rhf tong eo ankavanan ray enao f za kus mteny anao oe tsarovy zay kristiana rhf tong @zay ftona anadinana anao zay enao! mis farany nzvt rht, f nfiainany mpino tena mpino no ts manapataperana!k dinio tsar lo oe av aiz nTna niandoanao!gidro?ar le gidro av @iza?nzvt rht mis loaranony,na enao io az ts oe av t@dadabean dadabe d zay!f teo lay mpahefa Atra Ray tsitoha alpha s omega fiandohana sy fiafara0gna! ra inonao zay d ino ianao f Atra velon iz ar t6 zavamagaga ts hainy atao!
16. rhaj0 ( 14/04/2015 15:06)
valiih:
f nfiainany mpino tena mpino no ts manapataperana...

okay. Ny "mpino TSY tena mpino" (ampahany betsaka @ Kristiana) sy ny "TSY mpino" (ampahany betsaka @ ralombelona izay TSY Kristiana) izany dia tapitra ny fiainany. okay. Tsy mifanditra aminao @izany aho.

.. satria izay tokoany ilay izy...
17. valiih ( 14/04/2015 15:20)
ny fiainana eto antany no otapitra f mis fiainana iorina any andanitra aorian ny fihavianTompo eny @rahon lanitra k zay Tna nandray ny Tompo o pamonjy s o Andriamaniny mandrakzay no iakatra iarak@ny na zay ef maty?reo maty ao @Tompo?szay velona k nitoetra tao @ny! nts pino mino f nfafatesana no fara androny f npino kus mino ar manatena fiainana an ambadikzay mis ety!ar mteny nztra mis ah k mino enao d voninaitr oanAtra?mvavak oanand ah mb oisan zay mino,k tsarovy ah rhf miova fo enao?ts ino enao ambony nfinoako f ts maints mandresy n Tompotsika zay ef nandresy nfafatesana,ar andresy nsatana ts iazona nsainao
rhaj0:

valiih:
f nfiainany mpino tena mpino no ts manapataperana...

okay. Ny "mpino TSY tena mpino" (ampahany betsaka @ Kristiana) sy ny "TSY mpino" (ampahany betsaka @ ralombelona izay TSY Kristiana) izany dia tapitra ny fiainany. okay. Tsy mifanditra aminao @izany aho.

.. satria izay tokoany ilay izy...
18. rhaj0 ( 14/04/2015 15:46)
valiih:
ny fiainana eto antany no otapitra f mis fiainana iorina any andanitra aorian ny fihavianTompo eny @rahon lanitra

Dia miverina any an-danitra izany ianareo "Kristiana tena mpino" (dia mbola asa k'lou ianao raha ho kOty eee.. be be ihany ny criteres teo), fa ny ambiny rehetra, ny Kristiana-TSY-tena-mpino, ny TSY-Kristiana ary ny TSY-Mpino dia vita hatreo. Okay ho'a fa tsisy ifandirana io.

Fa ilay ianareo hoe "eny @rahon lanitra" e... Dia niverina t@ nisy azy tahaka an-dry Bobolito izany nareo kouh... i Bobolito dia efa noresahina teto ihany. Zareo ireo ho'a, fahiny, dia tany an-danitra daholo, niaraka t@ Atry ny Bobolito. Dia misy lavaka tao an-danitra tao, nahafahan-drizareo miaka-midina tety an-tany. Fa in-1 andro ho'a, nikiry hidina koa i Katavikelin-dry Bobolito, fa dia rovitra ho'a ny lanitra, ary dia tababorotsaka tety an-tany daholo ry Bobolito mianakavy.
19. valiih ( 14/04/2015 16:04)
ts ifanditra sika ar rakotr angano b nloanao d zay matonganao ts mino nina2 tsun! ar ts nteny anao ah oe ef avy tany andanitr k iverin any! ts manamariTna ah f za kos matoky f matoky s marin Atra,ar za ts marina f zay no antopisiko d anova zay ts mety @ko rht ar miezakn ts anao ze ratsy! ar za mteny f t6 marna f ts Atra f nzanany d miezak apiena zay ts famarinana zay! mvavak oanao ah,f zay lo n anio!
20. rhaj0 ( 14/04/2015 16:12)
valiih:
rakotr angano b nloanao d zay matonganao ts mino nina2 tsun!

:-) ny lohako sa ny anao no "rakotra angano" ? ironie re ny ahy e... bonne nuit :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2073