RAHOVIANA VAO HO TONGA NY FARANY (Mat.24:14)

41. RBNIR ( 02/04/2015 07:40)

Strong3:

NOHAMARINIKO hoy ianao ....! Merci an

mijoro vavolombelona aho ka! sahala an'i paoly nijoro vavolombelona rehefa nanomboka nahafantatra an'i Jesosy;
Dia mbola hamafisiko hatrany tsy avy dia nihinana ambolony aho fa nohamariniko araka ny baiboly izay nolazainy dia hitako fa 100% mitovy amin'ny nampianarin'i JEsosy!
Fanampiny izy irery no nahavita nanazava tsara ireo zava-miafina rehetra indrindra ny bokin'ny apokalipsy....

Amiko : marina ny fanambarany fa tsy mandainga izy namana....

Samia ho tahin'ny Tompo namana....
42. Strong3 ( 02/04/2015 11:36)
za nga milaza hoe lainga na tsia izay lazainareo ... fa ianareo miala fa ianareo irery no manana ny marina no makalilo sofina.

fanampin'izany , samy mahay manamarina ny argument-any daholo ny olona rehetra , ary mahay mandiso ny an'ny hafa daholo ny olona rehetra, satria ny baiboly dia be zava-miafina ka tsy hampitovy hevitra olona mihitsy io.
ka aza dia mitompoteny fatatra re ry namana RBNIR fa dia mampihomehy ah... ianao nanamarina azy etsy andaniny, tamin'ny alalan'inona no ilazanao fa marina mitovy amin'ny baiboly izay lazainy?
LAZAO ARY HOE : IMPIRY NATAO BATISA IANAO IZAO?
dia rehefa vita batisan'ny fibebahana ianao dia tsy nanota intsony ve?
ary raha sanatria miverina manota ianao dia azo diovina indray sa tonga dia very?

ento ary ny fampianaran'ny pasteur sy ny fanamarinanao azy io tamin'ny baiboly

AZA AHOLAKOLAKA FA VALIO MAZAVA SY MAHITSY __ azafady tompoko
43. endriny ( 02/04/2015 14:29)
Ka arakaraka ny isan'ny batisa azo no mampadio koa...

Fa rehefa ho avy ny farany dia hisokatra ny lanitra... dia hiraraka ny kintana... dia tsy hay intsony ny ririna sy ny fahavaratra... dia ny liona hiraotra vilona...

Saingy sarotra ho'a ny hampinam-bilona ny Liona
44. RBNIR ( 02/04/2015 17:27)

Strong3:

za nga milaza hoe lainga na tsia izay lazainareo ... fa ianareo miala fa ianareo irery no manana ny marina no makalilo sofina.

fanampin'izany , samy mahay manamarina ny argument-any daholo ny olona rehetra , ary mahay mandiso ny an'ny hafa daholo ny olona rehetra, satria ny baiboly dia be zava-miafina ka tsy hampitovy hevitra olona mihitsy io.
ka aza dia mitompoteny fatatra re ry namana RBNIR fa dia mampihomehy ah... ianao nanamarina azy etsy andaniny, tamin'ny alalan'inona no ilazanao fa marina mitovy amin'ny baiboly izay lazainy?
LAZAO ARY HOE : IMPIRY NATAO BATISA IANAO IZAO?
dia rehefa vita batisan'ny fibebahana ianao dia tsy nanota intsony ve?
ary raha sanatria miverina manota ianao dia azo diovina indray sa tonga dia very?

ento ary ny fampianaran'ny pasteur sy ny fanamarinanao azy io tamin'ny baiboly

AZA AHOLAKOLAKA FA VALIO MAZAVA SY MAHITSY __ azafady tompoko

Aleo angamba hanokafana lohahevitra hafa mihitsy ny resaka batisa satria ny lohahevitra eto dia hoe rahoviana vao ho tonga ny farany....
Entre parenthèse kely fotsiny : otran'ny tsy misy manakiana mivantana ny fizarana nataoko fa toa zavatra hafa indray no toa resahintsika izany????
Marina loatra io ry namana isany a!
Izay manakiana an'io dia manakiana ny baiboly....
Samia ho tahin'ny Tompo namana.....
45. Strong3 ( 03/04/2015 06:30)
EFA HOE AZA MIHOLAKOLAKA FA MANDEHANA MAHITSY , AMIN4NY HITSIPO
46. RBNIR ( 03/04/2015 06:39)

Strong3:

EFA HOE AZA MIHOLAKOLAKA FA MANDEHANA MAHITSY , AMIN4NY HITSIPO

Salama namana strong3 a!

Tena tianao Jesosy, antsoina ianao hanaraka ny fampianarana tsy misy kilema ary koa hino ny mpanompony izany nirahniny hanambara ny marina...

Samia ho tahin'ny Tompo namana....
47. Strong3 ( 03/04/2015 08:13)
[size=5] hino ny mpanompony nga ??? [/size]
48. RBNIR ( 03/04/2015 08:26)
« Mandehana; indro, Izaho maniraka anareo tahaka ny zanak'ondry eo ampovoan'ny amboadia*.[* lopa] » (Lio.10:3)
« Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy. » (Lio.10:16)

Mamita iraka izy namana ka hinoy, satria raha tsy mino azy isika dia tsy mino an'Ilay naniraka azy....
49. RBNIR ( 03/04/2015 08:32)
Raha tsy tianao ilay hoe "hinoy izy" dia raiso hoe "henoy izy ary aza lavina".....
50. RBNIR ( 03/04/2015 08:34)
raha manao izany ianao dia manao ny asan'Andriamanitra......
« Dia hoy ireo taminy: Inona no hataonay mba hiasanay ny asan'Andriamanitra? » (Jaona 6:28)
« Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izao no asan'Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny. » (Jaona 6:29)
51. Strong3 ( 03/04/2015 08:41)
[size=6] inona no famantarana fa avy Aminy izy ??? __ satria enao efa nanamarina ilay fanmpianarany, ny voa no hamatarana ny hazo ... sns __ mba efa fantatrao ve fa efa akaiky ny andron'ny Tompo? dia ahoana no hanelezanareo ity lazainareo fa marina tokana ity??? __ iza iry izao tontolo izao iry ... sa izay tsy mandré dia aleo ho MAY MATY ANY ??? [/size]
52. RBNIR ( 03/04/2015 15:04)

Tokana ny MARINA namana, raha misy valiny 2 samihafa dia azo antoka fa ny 1 amin'ireo ihany no marina fa ny iray diso.....
53. RBNIR ( 03/04/2015 15:08)
RBNIR:

Ankoatran'izay koa anefa dia tena misy koa ny "toa marina" sy ny "tena marina"....
« Ary izany no lazaiko, fandrao hisy hampahadiso hevitra anareo amin'ny teny toa marina. » (Kol.2:4).....
54. endriny ( 07/04/2015 04:16)
Firy moa no isan'ny olona tokony ho any an-danitra?
55. endriny ( 08/04/2015 05:36)
Mandehana hoy Jesosy ny pokona fa ho avy tampoka toy ny mpangalatra ny farany... Dia ahoana ary izany... Ry zareo Kristianina anefa milaza sy mitompoteny fatratra fa hoe hainy fa efa akaiky ny farany...

Ny kintana aza mbola tsy niraraka akory...ihihihihi
56. RBNIR ( 08/04/2015 06:14)
endriny:

Mandehana hoy Jesosy ny pokona fa ho avy tampoka toy ny mpangalatra ny farany... Dia ahoana ary izany... Ry zareo Kristianina anefa milaza sy mitompoteny fatratra fa hoe hainy fa efa akaiky ny farany...
Ny kintana aza mbola tsy niraraka akory...ihihihihi

Faly misera namana,

Fotoana vetivety monja ny hahatanterahan'izany rehetra izany namana....
1- Fitoriana lehibe farany hotarihan'ireo apostoly vaovao...
2- Faharavan'i Babilona lehibe dia ny kristianina sisa no tena hitoetra....
3- Fisafidianan'ny devoly ilay bibidia hanohitra sy hanenjika ny ireo apostoly vaovao ireo.....
5- Filatsahan'ireo loza fito farany entina hamaizana izay rehetra miankohoka amin'ilay bibidia (vakio ny apok.16)
6- Fahavitan'ny tantara.....

Ampitiavana no hilazana sy hidradradrana an'izany....

Miverena daholo amin'ny fampianarana tsy misy kilema , mianara amin'ireo olona efa nampianariny mivantana mba tsy ho tratry ny loza fito farany ary koa mba tsy ho very any amin'ny afobe....

Samia ho tahin'ny Tompo namana....

57. endriny ( 08/04/2015 07:27)
Tena vetivety a...

Efa 1985 taona lasa izay

DE tena vetivety marika ka
58. RBNIR ( 08/04/2015 07:47)
tamin'ny taona nitorian'i Jesosy an'iny ka hatramin'izao mbola tsy ilay fitoriana lehibe farany fa vao ny "fiandohan'ny fahoriana" io ilay 1900 taona mahery resahinao namana....
Amin'izao isika miteny izao vao manomboka ny fitoriana lehibe farany izay manambara fa ho tonga ny farany....
VAKIO ATO EVENEMENTS ESCHATOLOGIQUE........
59. endriny ( 08/04/2015 07:55)
Dia mandainga koa izany Jesosy aminao? Hoe miambena fa tsy hainareo na ny ora na ny fotoana...

Sa tsy zanak'Atra tokoa izy: nanontaniana izy hoe rahoviana aza ny farany e? Dia hoy izy : tsy haiko fa ny raiko ihany no mahalala izany... Kanefa hoe:Izaho sy ny Ray dia Iray ihany

Dia ry RBNIR anefa mahay hoe efa akaiky ny farany... Hihihihih sa ianao no Jesosy niverina
60. RBNIR ( 08/04/2015 08:15)

Averiko hatrany e, ny daty marina, ny ora marina tsy hisy mahafantatra na dia i Jesosy aza.....mila miambina...Fa ny vanimpotoana kosa dia efa nambarany mazava be....

Rehefa maloka ny andro ary mandrahona sy mainty....Samy mahafantatra daholo fa ho avy ny orana....Ny ora tena hilatsahany kosa tsy misy mahafantatra....

Inona ny olana ny amin'izany????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2825