efa ho 671 ny mpitsidika eto amin'ity : fivavahana, finoana , fa ny mpandray anjara 6 sy 8 eo eo ihany.
1. Strong3
(
09/03/2015 09:48)
raha sambofiara ity misy mpandray anjara telo ihany koa, ny roa hita ny iray tsy hita.
fa ahalalana ny mahagasy koa io mijerijery io an... :-)
fa ahalalana ny mahagasy koa io mijerijery io an... :-)
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 12:26
4. RBNIR
(
09/03/2015 12:00)
fa mety ilay 6 sy 8 ihany koa no mpitsidika miverimberina amin'ilay lohahevitra iray ao an! :)
6. Strong3
(
09/03/2015 12:26)
hihihi ... ohatrany hoe mpitsara daholo ny ambiny izany sa spéktatéra mijery izay fandehany
midika izany fa mahaliana ny maro ihany ilay resaka angamba
donku ; ataovy tsara ny asa fa sao mba ... izay atao eto
midika izany fa mahaliana ny maro ihany ilay resaka angamba
donku ; ataovy tsara ny asa fa sao mba ... izay atao eto
