Ny nofin'i Jaona ! raha tanteraka dia HIREHITRA NY AFOBE

1. Strong3 ( 09/03/2015 07:40)
« Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena. » (Apokalypsy 1:7)
« Izaho no Alfa sy Omega, hoy ny Tompo Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, dia ny Tsitoha. » (Apokalypsy 1:8)
novalian'i Strong3 ny 16/03/2015 08:58
2. rhaj0 ( 09/03/2015 12:45)
Ka iza @ ireto "avy @ rahona" ireto azany no "tena izy" e...
https://www.google.ca/search?gaody

Ny ahy izao ity no mifanaraka tsara @ ilay lazaiko hoe tao @ imaginatino-ko ho'a, ka hoe manana soavalikely koa hono ilay nain kely.. dia ity ny soavaliny fa lasa ngezabe..


F'io moa samy mahita izay tiany ho hita ka dia..


3. Strong3 ( 10/03/2015 09:13)




indrisy fa hivadika ho tahaka ny sary vongana ireo tsy mino mahita ireo zava-mitranga amin'izany...
Apoc 6:12 When he opened the sixth seal, I looked, and behold, there was a great earthquake, and the sun became black as sackcloth, the full moon became like blood, 13 and the stars of the sky fell to the earth as the fig tree sheds its winter fruit when shaken by a gale. 14 The sky vanished like a scroll that is being rolled up, and every mountain and island was removed from its place. 15 Then the kings of the earth and the great ones and the generals and the rich and the powerful, and everyone, slave[e] and free, hid themselves in the caves and among the rocks of the mountains, 16 calling to the mountains and rocks, “Fall on us and hide us from the face of him who is seated on the throne, and from the wrath of the Lamb, 17 for the great day of their wrath has come, and who can stand?”
4. Strong3 ( 10/03/2015 09:27)


Ianareo moa tsy mino (tsymisyAtra) ka dia hijanona mandrakizay ao antsainareo ny hoe "tsy misy Atra" ... ary na any anaty afobe aza dia mbola afaka miteny hoe : TSY MISY ATRA
mba hanana fomba fijery hoe: fiainana daholo na ny mijaly na ny mifaly !!


Luke 13:25English Standard Version (ESV)

25 When once the master of the house has risen and shut the door, and you begin to stand outside and to knock at the door, saying, ‘Lord, open to us,’ then he will answer you, ‘I do not know where you come from.’
5. Strong3 ( 10/03/2015 10:29)


raha mijery ity matetika izao i rhaj0 dia lasa mino hoazy hoe misy tokoa ny afobe... fa raha tsy misaina ity mihitsy izy dia tsy hisy ny afobe
satria izay imaginény ihany no hotonga aminy... fa ny baiboly dia mba vakiany ihany ka io no mampitahotra azy ka tsy hijereny mihitsy ny bokin'ny apokalipsy
mba araho izany ry endriny sy sitlo ah
6. Strong3 ( 10/03/2015 11:19)


Faly ery i rhaj0 izao... kkkkkk
7. rhaj0 ( 10/03/2015 12:28)
K'efa hoe tsisy nofo aman-taolana rahefa miakatra any an-danitra na midina any @ afobe. Tavela ao ambany rangolahy ny taola-nofo re ry Strong3 aaa.... Ny zazakely tsy ampy imaginatino no ampi-imaginer-na ireo sary atobakao eto ireo satria mbola tsy takany ilay ... fitaka.
8. Strong3 ( 10/03/2015 12:42)
eny hoe : isé izao efa miezaka hitsoaka ohatran'io ikaky be io ... dia manafoana ny tahotra amin'ny alalan'ny hoe "tsy misy izany Atra izany" __ raha izaho ianao dia tsy miady hevitra be firy momba ny baiboly, satria arakarakin'ny mampiasa saina anao no mampiraikitra ny tahotra ao anatinao ao ry rhaj0

jereo nge ingahy be io fa tena misaina toa anao mihitsy eh... nahoana marina moa no ny finoana firy no miara mino fa misy afobe? hihihi...

___ toa izao ny tenin'ny olona tsymisyAtra
____ aleo mba atoro hevitra ihany i namana rhaj0 sao miasa saina be ... izao no aton'ny olona be loha rehefa hamaky afobe
9. rhaj0 ( 10/03/2015 13:58)
Hey.. kinafinafina... Afak'afak'aho mahita Strong3 ooooo... manao satsoka penjy mainty izy... :-)

10. Strong3 ( 11/03/2015 07:59)
hihihi romotra ra lava rambonao izany ry rhaj0 !
ka mampalahelo ahy ianao toa diso matahotra lohatra kou... fa raha manantona an'i Jesosy nge enao dia tsy ho very any amin'ny afo be eh! izay fotsiny dia mahavaha olana
11. Strong3 ( 11/03/2015 12:29)
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=10&cad=rja&uact=8&ved=0CEsQFjAJ&url=http%3A%2F%2Fconspiration.ca%2Focculte%2Fsecte_satan_quebec.html&ei=XzQAVfG4A4P6Utz2gdgM&usg=AFQjCNGmb2T4X-RFpy5lvS_YQIyrkQM0Ww&sig2=cxW0znHnoKfQRxGdEIqLvg&bvm=bv.87611401,d.d24

Kay itony mba misy any aminareo any ihany ry rhaj0 !

fa ianao marina ve mino ny fisian'izy ireto???
12. rhaj0 ( 11/03/2015 23:25)
[size=9]Rahefa mino foana, dia minomino foana, dia minomino foana foana re ry Strong3 a...

Rahefa mino an'A.tra, dia mino ny sidekick-ny, dia ny Devoly, dia mino ireo fampitahorana ankizy rehetra ireo, dia mino hoe misy fiainana aorian'ny fiainana, dia mino hoe misy ny pensee magique, dia mino, dia mino mino.. tsy mila porofo fa minou-foutsiny-dia-basy... dia minou-foana-fotsiny-ngo-dia-hoe... fa mahasoava aminao ao izany re ry Strong3 aaa... fa TSY hotr'anao daholo ho'a re ny olona eee...[/size]
13. Strong3 ( 12/03/2015 07:53)
tsy misy satanika zany izany fa firehana te hanao demonimony saina fotsiny izany ireo fikambanana ireo, izany hoe mitovy amin'ny mpamorona fiangonana ihany ny fahitanao azy ?

tena tsy manana finoana marina tokoa ngamba ianao fa ...
... fa mino ihany ny big bang dia ahita fa noforonina izao tontolo izao hihih..
14. rhaj0 ( 12/03/2015 10:25)
Tena TSY azon'i Strong3 mihintsy ilay hoe "finoana", nefa izy @ io "mino" .... :-)
giravy anie izany eee....

Ny "minou" re ry Strong3 dia manaiky, mahatoky tanteraka, manaiky-tsisy-porofo a... tsy mivily... (io ilay hoe Ibaotsimivily). Ohatra hoe, ianao "mino an'A.tra". Tsy mila porofo ianao, mahatoky tanteraka (io ilay hoe anjambany), tsisy adi-hevitra.


Ka ivereno kely ny lazainao fa "mino ny big-bang" ny Siantista... TSY MINO re ny Siantista a.... Ny Siantista dia "mila porofo", "miady hevitra", ary TSY mba mpanao Ibaotsimivily izany fa rahefa mivoaka porofo vaovao dia miara-midinika..


(mba mivoaha ihany ho'a avy ao @ io box-tsisy-afa-tsy-Baiboly io, fa dia hotry ny heverinao fa toa ana(re)o ao anatin'io box io daholo ny olona...)
15. Strong3 ( 12/03/2015 10:41)
hihihi.... isé izao no imboatsymivily eo...
ny finoana dia avy amin'ny fahalalana , raisina ho fanana ka itokiana fa ... ilaina fanaporofoana. « Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy. » (Salamo 34:8)
« Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin'izany Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, raha tsy hovohako ny varavaran'ny lanitra ho anareo ka hampidinako fitahiana manana amby ampy ho anareo. » (Malakia 3:10)


fa ny mpitaribato vilambavana (na ry jamba mifampitantana) no mampinompino foana. mampitsambikina mikipy. io ilay atsoina hoe troupeau. :-) __ ireny karazan'olona mpandeha anjambany ireny ilay mpanery anareo tsy maintsy hivavaka, masamasak'aina , mpanery olona ankolaka na mivanta , manao fandemen-tsaina (milaza hoe : raha tsy aty no mivavaka dia very sns ...)

haiko raha volagninao rhaj0, tsy izaho no ampianarinao finoana... hihihi
ka ilay big bang izany tsy manaporofo aminao ? hihih ndrekaki ôôôôô^hhhhhh...;;;;

16. rhaj0 ( 12/03/2015 10:53)
Tena tsy azon'i Strong3 ilay Big-bang... tena tsy azonao mihintsy ny Siansa..

Izao azany e: io "big-bang" io aloha ny "modele cosmologique" araka ny fahalalana misy izao 2015 izao.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Big_Bang
Le Big Bang1 est [size=15]un[/size] modèle cosmologique utilisé par les scientifiques pour décrire l'origine et l'évolution de l'Univers,


Heverovereto hoe, t@ 1911 i Rutherford dia nametraka ny modele-n'ny atoma, modele Rutherford. Izay no noeken'ny Siantista t2 izany fotoana izany.
http://en.wikipedia.org/wiki/Rutherford_model
Fa rahefa nitombo fahalalana hatrany raolona, dia nivoaka ny modele hafa, toa ny modele quantique etsetra...


Izay etat d'esprit siantifika, izay misokatra izay, no hotry ny TSY (ho) takatrao mihintsiny... Ka mafibe k'lou ny conditionnement mahazo rahefa tafaborotsaka anaty "finoana" ka dia...



17. Strong3 ( 12/03/2015 11:35)
ndriakaky ôh ... mahazo resaka ve ianao?
hoy izaho, ianao izao miandry ampinoana fa ...
ka nefa ny big bang dia miroso makany amin'ny fahalalana ny marina fa nisy namorona tokoa izao rhetra izao. ary tsy ho ela intsony izany.

fa tsy hoe ianao irery no mahita ilay lien big bang hihih
18. rhaj0 ( 12/03/2015 13:53)
aoka re ry Strong3.. Dia mahery mihnitsy anie ny pensee magique-nao ao izany e... ka hoe, ny big-bang no hanazana ny hoe "marina fa nisy namorona tokoa izao rhetra izao"..

tian'i Strong3 ampidirina ao anatin'ilay "box-tsisy-afa-tsy-baiboly" koa ny Siansa.. esy e... tsy mampme intsny fa tena mahonena.

Izay moa no ao @ imagination-nao irery ao, dia izay izany kouh... tena ataovy @ fananovana(o) azy ao @ imagination-nao irery ao daholo izany rehetra izany f'hotr'hotry ny tssss...
[size=8]fa calmos ho'a e... hotry ny lasa tondrahanao sary tsihaitsihay ny seraseran'i Hery[/size]
19. Strong3 ( 13/03/2015 05:44)
tsy eken'ny siansa nga ny sary? sa tsy mety amin'ny soatoavin'ny serasera ny sary alefako...
aza dia misitona lakilosy r'rhaj0 ah! __
rehefa enao no manambany ny malagasy amin'ity tantara valamatin'i flacourt ity dia tsy manimba ny soatoavina malagasy , fa rehefa izaho no mandefa sary eto dia hitsofana kiririoka???

[size=15] efa nolazaiko teto vao niditra , raha nisy niteny za hoe ... " ahaita raha koa ny serasra amin'ity -- hihihi sy mdr an'i Strong3 ity--
dia hoy izaho rehefa tsy mety amin'ny modo ny fanaovako izany dia manao fampitandremana izy na manala ahy avy hatrany.
[/size]
__ sao mba ianao no tsy mahazaka ny fisiako eto ny tena marina ! hihihihi ...
20. Strong3 ( 13/03/2015 05:46)

rhaj0:

Ka iza @ ireto "avy @ rahona" ireto azany no "tena izy" e...
https://www.google.ca/search?gaody

Ny ahy izao ity no mifanaraka tsara @ ilay lazaiko hoe tao @ imaginatino-ko ho'a, ka hoe manana soavalikely koa hono ilay nain kely.. dia ity ny soavaliny fa lasa ngezabe..


F'io moa samy mahita izay tiany ho hita ka dia..





aiza amin'izao ilay ahatao hoe sary tsy haitsihay ??? sa izao no soatoavina eto???..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1856